Tilapia d'eau douce

Tilapia d'eau douce Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tilapia d'eau douce, Shopping & retail, Ampasanimalo, Antananarivo.

Salama aby Ve! Niakatra indray ny trondro tilapia d'eau douce, afaka micommande izay liana.
23/02/2023

Salama aby Ve! Niakatra indray ny trondro tilapia d'eau douce, afaka micommande izay liana.

Vaventy tokoa ny trondrotsika ah Aza adino ny commande ๐Ÿ˜
15/04/2022

Vaventy tokoa ny trondrotsika ah
Aza adino ny commande ๐Ÿ˜

Ny trondrotsika ๐ŸŸ๐ŸŸ Avy eny Ambatolampitsimahafotsy no iompitsika azy ๐ŸŒฟ๐Ÿƒ Lehibe anaty filet avokoa izy reo ๐Ÿ•ธ๐Ÿ•ธ Dia karakar...
13/06/2021

Ny trondrotsika ๐ŸŸ๐ŸŸ
Avy eny Ambatolampitsimahafotsy no iompitsika azy ๐ŸŒฟ๐Ÿƒ
Lehibe anaty filet avokoa izy reo ๐Ÿ•ธ๐Ÿ•ธ
Dia karakaraina manokana na ny sakafo na ny aquarium ipetrahany ๐Ÿ’ฎ
Ny trondrotsika dia trondro madio tsara sy ara-pahasalamana ka izany no mampiavaka ny tsirony
Efa maro ianareo no nicommande sur facebook ary afapo avokoa

Ho an'izay hanjifa ary dia afaka micommande sur MP na koa miantso
Manao livraison
Prix: 20.000 Ar kg
Contact: 0341593799
0349207858

๐ŸŸ๐ŸŸ
07/06/2021

๐ŸŸ๐ŸŸ

Trondro azo antoka sy madio Tompoko ๐ŸŸ Tongava ao amin'ny MpAfaka manatitra any aminao izahayPrix:20.000 Ar kg na miantso...
05/06/2021

Trondro azo antoka sy madio Tompoko ๐ŸŸ
Tongava ao amin'ny Mp
Afaka manatitra any aminao izahay
Prix:20.000 Ar kg na miantso ny 0349207858

Trondro Tipalia vaventy tsara mbola velona ๐ŸŸ๐ŸŸ Matsiro kokoa ny sakafo rehefa mbola frais tsara ๐Ÿ˜Š Afaka manao livraison z...
05/06/2021

Trondro Tipalia vaventy tsara mbola velona ๐ŸŸ๐ŸŸ
Matsiro kokoa ny sakafo rehefa mbola frais tsara ๐Ÿ˜Š
Afaka manao livraison zahay tompoko
Antsoy ny 0349207858
Toerana Ampasanimalo
Prix : 20.000 Ar kg

๐ŸŒธTolotra fรชte des Mรจres ๐ŸŒธ Koa satria tiantsika ny mifampizara fotoana Mamy miaraka amin'ny Mama Dia fifaliana ho anay ih...
28/05/2021

๐ŸŒธTolotra fรชte des Mรจres ๐ŸŒธ
Koa satria tiantsika ny mifampizara fotoana Mamy miaraka amin'ny Mama
Dia fifaliana ho anay ihany koa ny mizara sakafo matsiro ho anareo
๐ŸŸ Trondro madio
๐ŸŸ Mbola velona
๐ŸŸ Tsara Tsiro
Amin'ny sarany : 18000 Ar
20.000 Ar
Afaka manao livraison izahay Tompoko
Na miantso ny 0349207858 va

Address

Ampasanimalo
Antananarivo

Telephone

+261341593799

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tilapia d'eau douce posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share