Mikata FRIP

Mikata FRIP Vente d'articles vestimentaires

 Raiktra ity anh, Eny analakely ny ftona rariva ah  Ny vidiny efa nampidinina mba hitondran'ny rehetra mody
13/04/2022



Raiktra ity anh,
Eny analakely ny ftona rariva ah
Ny vidiny efa nampidinina mba hitondran'ny rehetra mody

11/04/2022

Andao amzay aza zay efa niandry e,
Ireto dia andiany Voaloha (1er), fa mbola misy n'y andian'ny faha2

Mitovy daolo ny vidiny 18000ar,
Eto Itaosy ny toerana ary afaka manao livraison izahay raha manodidina an i Itaosy,
Safidio aza zay tianao fa tena efa mangitsy ny andro
CAPUCHON MATEVINA DAOLO

10/04/2022

Volana vitsy sisa d ho avy ny Ririnina, aleo miomana dieny zao ary e!!👍👕

Akanjo mafana ( Capuchons) Vao novakiana, lamba matevina tsara,
Rampitso ny fotoana sy ny sary zay liana,
AuAudrey ArkhanarAudrey ArkhanaBaBass DopedoBass DopedTiTinah HariaTinah Hari

Address

IHC 5 ANDOHATANJONA ITAOSY
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikata FRIP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share