10/04/2023
🍜🥘🥗Ilaina be amin'ny andro
mangatsiaka 🍜 🏺🏺
⭐️🌟GOURDE ISOTHERMIQUE VACCUUM 1Litre
Prix: 25 000Ar
_ Sady mety hitehirizana hafanana no mety hitehirizana hatsiaka (izay no maha ISOTHERMIQUE azy)
_ Mitana tsara mihitsy (maharitra 24h)
_ Inox ny ao anatiny ary misy filtre inox koa ao afaka itatavanana ilay rano ao anatiny
_ Misy silicone caoutchou ao ambanin'ny sarony izay manampy betsaka amin'ny fitazomany hafanana
_ Portable tsara mihitsy (misy tadiny kely afaka itondrana azy)
_ Atonona anaty kitapo koa ary tsy atahorana hanary mihitsy
_ Ilay tena tsara qualité io
_ Vaovao sous carton
⭐️🌟HOT POT INOXYDABLE 1000ml
Prix: 25 000Ar
_ Mitana hafanana tsara mihitsy
_ Inox daholo na ny anatiny na ny ivelany
_ Misy etage kely iray afaka asiana laoka na lasary...efa miaraka
_ Portable tsara mihitsy, atonona anaty kitapo ary tsy atahorana hanary
_ Ilay tena tsara qualité
_ Vaovao sous carton
⭐️🌟BOULOIR TOPSCARLETT 2Litres
Prix: 35 000Ar
_ Vetivety dia mangotraka ny rano
(6minutes)
_ Mipipiaka ho azy rehefa mangotraka ny rano
_ Manala fahasahiranana
_ Tena tsara qualité
_ Vaovao sous carton
⭐️🌟BOULOIR THERMOS 2,5 litres (2en1)
Prix: 55 000Ar
_ Sady bouloir (fampangotrahana rano no thermos (hitehirizana ilay rano nampangotrahana), izay no maha 2en1 azy
_ Vetivety dia mangotraka ny rano (6minutes)
_ Mitana hafanana tsara mihitsy
_ Manala fahasahiranana indrindra ho antsika renim_pianakaviana
_ Tsara qualité
_ Vaovao sous carton
NB: Photo reél daholo ireo tompoko
Mp avy hatrany tompoko na miantso ny 034 79 113 80 na 034 46 362 00
Manao livraison izahay, mandefa mankany amin'ny faritra rehetra koa