Business Longrich with Nyainah

Directions

Business Longrich  with Nyainah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Business Longrich with Nyainah, Shopping & retail, Tanjombato Tongarivo, Antananarivo.

🍀 serviette hygiéniques Longrich🍀
09/03/2022

🍀 serviette hygiéniques Longrich🍀

🌸 déodorant Longrich 🌸🍀manampy amin'ny fanalana tâche mainty amin'ny helika🍀misy aloe vera mi hydraté hoditra🍀 anti-tran...
03/03/2022

🌸 déodorant Longrich 🌸
🍀manampy amin'ny fanalana tâche mainty amin'ny helika
🍀misy aloe vera mi hydraté hoditra
🍀 anti-transpirant Manala ny fofona ratsy avokan'ny helika
🍀maharitra 48h
🍀malefaka be ny fofony, tsy mipetaka amin'ny lamba ihany koa ny fofony
🍀Mety na lahy na vavy..
Prix:20.000ar
MP raha mahaliana anao
Manao livraison😊

💰Hey....Promotion💰👉Ho anao izay teh hiara-hiasa amin'ny Équipe_nay,vonona hiditra membre Longrich 😊🎈Manolotra promotion ...
22/02/2022

💰Hey....Promotion💰
👉Ho anao izay teh hiara-hiasa amin'ny Équipe_nay,vonona hiditra membre Longrich 😊

🎈Manolotra promotion ho anareo izahay🎁
👉Raha misoratra anarana amin'ny Rich-pack ianao na miantsena 60pv dia omenay 10% bonus ianao;izany hoe io zany ny bonus raisina voalohany ato amin'ny Longrich 😋
😎Aza mangataka andro intsony ary,tapao ny hevitra fa natao ho anao ity Business ity,,,,tsy mifidy sarangan'olona, taona,tsy mitaky diplôme,,, fahavononanao no ilaina😊
🤔Aza manahy fa misy formation gratuit,partage,échange ato amin'ny équipe😋😊
👉Tsy miady irery ihany koa ianao fa isika no hiaraka hanatratra ny Tanjona...

🎁Safidy ny fiainana,mahaiza mametraka lalana tsara ho anao...fotoana izao hanatratrarana ny Tanjona

Io promotion io dia natao manomboka androany 23 février ka hatramin'ny 27 Mars 😊😋

Aza misalasala mandefa MP raha mila fanazavana fanampiny ianao😊

💕zah sy Longrich ve?💴Efa lasa mpira-miasa akaiky mihintsy izahay izao,,💴Efa lasa namana akaiky sy manampy ahy satria isa...
15/02/2022

💕zah sy Longrich ve?
💴Efa lasa mpira-miasa akaiky mihintsy izahay izao,,
💴Efa lasa namana akaiky sy manampy ahy satria isaky ny erin'andro dia mandray vola...
💴Tsy mijanona Eo amin'ny commission ihany an...fa mbola maro n'y bonus raisina rehefa lasa mpira-miasa amin'ny Longrich..
😊Tsy resaka vola ihany anefa no tena mahafinaritra sy mambabo anah amin'ity business ity...
😍Nahafahako nivoatra sy mifampizara hafaliana miaraka amin'ny Équipe_kl
😍Nahafantarako olona maro misehatra amin'ny zavatra maro samihafa ihany koa...(Docteur, Pharmacien(ne),Informaticien, danseurs, Juge ..sns)satria tsy mifidy saranga n'y fidirana huara-hiasa amin'ny Longrich...
😍Nianarana bebe kokoa an'izany atao hoe Marketing, Leadership, Communication,Comptable, sy iray rehetra ilay momban'ny fandraharahana ato..izany anefa dia gratuit daholo😋

Tiko ranga ito voaloan'asako ito an,,fanampi-mpianarana😋😋
Efa nivoka ihany koa n'y prime Voyage ho an'ireo izay vao anomboka n'y asa voalohany,,,prime voyage Andasibe😋...mbola azahoana 400.000ar na 800.000ar shopping cash arakaraky n'y fahatratrarana n'y objets💴💰
Ho anao izay liana n'a teh hahafantatra bebe kokoa n'y ato amin'ny Longrich midira MP fa vonona hamaly anao aho..😍😋💴💰💕

⭐Dentifrice Longrich⭐  Ho anao marary nify lava io..  Inty misy vahaolana omeko anao...Dentifrice Longrich:manala fanain...
01/02/2022

⭐Dentifrice Longrich⭐
Ho anao marary nify lava io..
Inty misy vahaolana omeko anao...
Dentifrice Longrich:manala fanaintainana, manafotsy nify,manadio ny aty vava,manimanitra ny ativava,miaro ny nify tsy ho simba,manamafy ny nify ihany koa...

Tsy ireo ihany ny tombotsoa azo avy aminy fa afaka anaovana gommage ihany koa...😋
Misy 100g sy 200g
Mp

Zavatra tsotra fotsiny y...nvadika marque an produits fotsiny ah dia nahatafatsangana ny business_ko manokana😋Tiko ny En...
29/01/2022

Zavatra tsotra fotsiny y...nvadika marque an produits fotsiny ah dia nahatafatsangana ny business_ko manokana😋
Tiko ny Entreprise keliko 😍💸

Vovon-tsavony milanja 1kg300Tsy voatery mividy atsinjarany intsony...Tsy lany vetyvety sady tsara fofona,tsy manimba tan...
21/01/2022

Vovon-tsavony milanja 1kg300
Tsy voatery mividy atsinjarany intsony...
Tsy lany vetyvety sady tsara fofona,tsy manimba tanana...

Prix MP

Ianao tsy sasatry ny manontany avy hoe "ndri ki nahasahy nidikizo t@io resaka longrich longrich io ko"🎊dia izy za hoe ny...
17/01/2022

Ianao tsy sasatry ny manontany avy hoe "ndri ki nahasahy nidikizo t@io resaka longrich longrich io ko"

🎊dia izy za hoe ny valala tsy indroa mandry ambavahady ry Namako...
Ilay eny andalana dia ataon'ny olona hoe "ah Longrich a😂😂sady imehezany"
🎊dia za ko aminao iny miome iny faly hoe ay ve MBA fantatrao ihany hoe mpiara-miasa amin'ny longrich za😋
Dia ity no tena apetrakareo:tsy Maty antoka ve ndri?tsy nanenina ve ndri?zavatra ambakain'ny ilona foana😕
🎊ndriiii izany ianao e...
👉Tsy nanenenako ny nidirako membre tato... Ato aho mahazo namana (mpanoro,mpananatra,mpampianatra)miara-mianatra izahay dia miara mivoatra...dia miaraka manatratra tanjona.💪
👉Ny nananenako dia zah tsy niditra alolo...😥
👉😆fa tsy maninona izany...mirehereha aho fa miara-miasa amin'ny orin'asa lehibe sy efa maneran-tany ...

🌼LONGRICH🌼
Andao hiara-hiasa aminay😊💼
MP ary😊
Back office:Sarobidy Raherisoa😆

💸Raha resaka asa tena izany hoa mila fond hiaingana foana💰1)ohatra ande atao hoe hivarotra friperie ianao izao...ny bal ...
16/01/2022

💸Raha resaka asa tena izany hoa mila fond hiaingana foana💰
1)ohatra ande atao hoe hivarotra friperie ianao izao...ny bal ny friperie oatrinona?andao atao hoe 500.000ar...ekena hoe mahazo tombony isika fa tsy maharitra iny anefa satria izay tombony azonao dia lany akanao entana indray avy eo...tsy mahavita hanaovanao vacances, fête,sns iny fa dia miaina arak'izay misy fotsiny

2)ohatra indray,ande atao hoe anokatra épicerie indray e...Fond anao amin'ny voalohany mety hoe :1.000.000ar ny tombony azonao amin'iny ihany koa anefa kely satria raha raisina hoe pack_na biscuits izany azahoanao eo ho eo amin'ny 2.000ar raha be indrindra...izay tombony azonao lany akanao entana ihany koa...😖

Ny olana amireo dia ity:rehefa tsy mivarotra ianao dia tsy misy vola..tsy mahazo tombony fa dia tsy maintsy manokatra tsena foana ianao...tsy misy akana aina...ny tsena midy lava ihany koa mantsy mety manimba tsena indraindray.🙄

😋ity no vaha olana :raha manana tanjona ianao,sy tia miezaka,tsy mila mandany vola be izany,tsy voatery hoe mivarotra ianao fa miantsena indray dia efa mampidi-bola ho anao...
✍andao hiara-hiasa amin'ny LONGRICH ...ao fitadiavam-bola maharitra sady fandraisan-karama isan-kerin'andro be izao...Isaky ny Zoma😋

💸ao anatin'ny fotoana maharitra ianao aloha miasa...fa avy eo mandray vokatra sady tsy misy hoe faty antoka ato fa tombony daholo satria ianao mahazo produits tsara kalitao sady ara-pahasalamana no mandray vola ihany koa...
✍Ny nataoko sy ny hoataonao?
1)mividy pack de produits ianao...misy karazany 2 ny pack de produits
_220.000ar
_420.000ar
Arakaraky ny ampiasainao vola betsaka no vomika mampitombo ny tombotsoa azonao aminy..
2)tafiditra membre ianao dia mahazo compte LONGRICH na atao hoe back office (ao no ahitanao ny vola miditra ao aminao isan-kerin'andro)
3)Raha mitondra olona miantsena ihany koa ianao dia mahazo commissions
NB:tsy voatery hoe tsy maintsy mitondra olona ianao vao mampidi-bola ho anao fa na tsy mitondra aza kanefa ianao miverina manjifa dia efa mahazo bonus indray koa...

✍Ny fandaniana tsy maintsy ataonao isan'andro dia lasa fidirambolanao😋💸
Dieny izao dia homano ny hoavy..
Mamafy aloha vao afaka ny hijinja fa tsy misy tonga dia mijinja izany...
✍ho anao raha liana na misy fanontaniana tinao hapetraka momban'ny business longrich dia vonona ny hamaly anao izahay..😊✍
Miditra ao amin'ny MP na message privé..

Address

Tanjombato Tongarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Business Longrich with Nyainah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share