Gasy Art' Soa

Directions

Gasy Art' Soa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy Art' Soa, Shopping & retail, Antananarivo.

Salama e πŸŒ·πŸ€—πŸ˜,,,Izahay dia manao tee-shirt πŸ‘•, afaka asiana SORATRA na SARY izay tianao 🀩. Na ny Sarinao  mihitsy aza. Mid...
02/07/2023

Salama e πŸŒ·πŸ€—πŸ˜,,,
Izahay dia manao tee-shirt πŸ‘•, afaka asiana SORATRA na SARY izay tianao 🀩. Na ny Sarinao mihitsy aza.
Midira mp avy hatrany fa ho afa-po ianao πŸ€—πŸ’–

19/05/2022

MAINKA MOA FA IANAO !

Ny famindram- pon 'Andriamanitra dia mbola miseho amin'ny olona rehetra ankehitriny .

" Fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin'ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy , ary mampilatsaka ny ranon'orana amin'ny marina sy ny tsy marina . ". Matio 5 : 45 .

Mampiseho ny fitiavan'Andriamanitra tsy mizaha tavan' olona izany tenin'i Kristy izany ry sakaiza . Tia ny olona rehetra Izy .

Mankahala ny haratsiam- panahy sy ny tsy fahamarinana Andriamanitra , saingy tia ny ratsy fanahy sy ny tsy marina Izy . Sitrany fatratra ny hialan'ny ratsy fanahy amin'ny lalan- disony mba ho velona ny fanahiny .
Ezekiela 18 : 27 .

Hoy ny renim-pianakaviana iray indray andro , raha nandefa hafatra tamiko tamin'ny finday izy . Hafatra toa manambara famoizam- po :
" Tsy hisy intsony angamba izany masoandro miposaka izany ... " Dia nosoratany teo ny olona nianjady taminy .

Dia hoy aho taminy : " Mahereza ianao madama . Fa angaha moa dia ratsy fanahy toa inona ianao , no tsy hisy masoandro hiposaka aminao intsony ? Ny ratsy fanahy aza mbola avelan' Andriamanitra hahita ny anjara - masoandrony , mainka moa fa ianao ? "

Ry sakaiza , natao ho anao ihany koa izany fampaherezana izany . Angamba misy raho- mainty manamaloka ny fiainanao ankehitriny . Fombam- piainana ihany izany raha mbola eto an-tany isika ; tandrifin- drahona ihany io ka mandalo fotsiny ihany .

Efa vonona Andriamanitra hampiposaka ny masoandrony aminao satria mino Azy ianao . Koa satria mino Azy ianao dia ho hitanao ny voninahiny . Jaona 11 : 40

Mahereza ianao ry sakaiza , dia matokia !
Kristy mihitsy no Masoandro lehibe ho anao .
Izy no fanantenantsika .

Raoeliarijao

Nappe de table 2,50/1,80m12 serviettesLamba matevina tsara
28/02/2022

Nappe de table 2,50/1,80m
12 serviettes
Lamba matevina tsara

Nappe de table mihaja @ vidiny mirary2m/1,50m6 serviettesSoa ny vita Malagasy!!!
21/02/2022

Nappe de table mihaja @ vidiny mirary
2m/1,50m
6 serviettes
Soa ny vita Malagasy!!!

Nappe de table mihaja be hatrany,, Soa ny vita Malagasy!!!
18/02/2022

Nappe de table mihaja be hatrany,,
Soa ny vita Malagasy!!!

Ity ndray ary ONappe de table mihaja tsara,Soa ny vita Malagasy!!!
16/02/2022

Ity ndray ary O
Nappe de table mihaja tsara,
Soa ny vita Malagasy!!!

Ity koa ny manaraka ONappe de table 2m/1,50m6 serviettesSoa ny vita Malagasy!!!
14/02/2022

Ity koa ny manaraka O
Nappe de table 2m/1,50m
6 serviettes
Soa ny vita Malagasy!!!

Nappe de table mihaja tsara O,Mandraisa anjara, tandremo sao tara fa Soa ny vita Malagasy!!!
13/02/2022

Nappe de table mihaja tsara O,
Mandraisa anjara, tandremo sao tara fa Soa ny vita Malagasy!!!

Salama O 😊Nappe de table 2m/1,50m6 serviettes
09/02/2022

Salama O 😊
Nappe de table 2m/1,50m
6 serviettes

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Art' Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share