Mizara soa

Mizara soa Manampy ny tanora amin ny fitadiavana asa🙏🙏

Tsara foana ny vokatra miaraka aminay oa😍😘🙏🙏Mankasitraka anareo atrany tamin ny fahatokisana deba isany a🙏🙏
13/02/2026

Tsara foana ny vokatra miaraka aminay oa😍😘🙏🙏

Mankasitraka anareo atrany tamin ny fahatokisana deba isany a🙏🙏

TOLOTR'ASA sy VADIN'ASA Fantatrao ve ❓ Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao, dia efa afaka manomboka fandraharahana manaf...
28/01/2026

TOLOTR'ASA sy VADIN'ASA
Fantatrao ve ❓ Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao, dia efa afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine ianao ! 🚀

👉OHATRA MAZAVA

- 🎧 *Écouteur Bluetooth* → 1 400 Ar any Chine / 10 000 Ar eto 🇲🇬
- 🔊 *Mini Speaker* → 3 640 Ar any Chine / 25 000 Ar eto
- 👕 *T-shirt Unisex* → 6 020 Ar any Chine / 35 000 Ar eto
- ⌚ *Smartwatch* → 10 500 Ar any Chine / 70 000 Ar eto

👉Raha malina anao izany dia
✅ Ireto ny entana tsy azo afarana fanafody/sakafo/tomobile/basy akotrany reo azo afarana
✅ Tonga dia fournisseur direct ato aminay raha vonona ianao dia ampianarina
✅ Midira mp fa azavaiko anao Frais entana sy dédouanement
✅ Ampianarina anao manao suivi colis miala any chine tonga eto Madagascar

👉👉Tombony Ho Azonao Rehefa Vita Formation :

🔥 Afaka manafatra irery ianao, tsy mila miankina amin’olona.
🔥 Raha mpivarotra — mahazo tombony 200 % farafahakeliny amin’ny entana amidy.
🔥 Raha tsy mpivarotra — afaka mividy entana tsara kalitao amin’ny vidiny ambany** (akanjo, déco, téléphones, accessoires sns.)
🔥 Suivi illimité !

👉 Midira mp fa omena porofo mivaingana ianao✅

Fantatrao ve fa Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao dia afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine/Ma...
26/01/2026

Fantatrao ve fa Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao dia afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine/Madagascar ianao?

OHATRA VITSIVITSY:

Ny sandan'ny vola Sinoa 1¥ = 700ariary

-Ecouteur Bluetooth: 2¥ = 1400ar any chine
Madagascar:10 000ar .

-Mi-Mi Speaker Bluetooth: 5.20 ¥ = 3 640 Ar any Chine
Eto Madagasikara= 25 000 Ar ny vidiny eny antsena!
Tombony: mihoatra ny 500%

-T-shirt Fashion Unisex: 8.60 ¥ = 6 020 Ar
Eto an-toerana = 35 000 Ar no fivarotana ato amin'ny Facebook.
Azonao avadika ho 6x ny vola nampiasainao!

Smartwatch Fitness Tracker: 15 ¥ = 10 500 Ar
Efa mahatratra 70 000 Ar eny antsena .
Mahazo tombony be ianao no Sady lamody be io montre io amin'zao.

Ohatra tsotra io nazavaiko io, Afaka manampy anao ny tenako amin'ireo projet ireo.
Tena betsaka ny entana afaka hafarana sy ny Zavatra Azo atao fa aza variana sy matoritory intsony .

Mampanao formation manafatra entana any chine izahay:

-Ampianarinay ianao ho afaka hiaina amin’ny volanao manokana, tsy mila mitady asa intsony.

1. Fomba firesahana amin’ny mpamatsy
(fournisseur) –
*Na tsy mahay Sinoa aza ianao, tsy maninona!*

2. Fikarohana sy fanavahana entana tsara amin’ny ratsy

3. Fampidirana entana amin’ny transitaire azo antoka

4. Fanaraha-maso ny entanao hatrany Chine hatraty Madagascar.

---

Manana vola 50 000 Ar ve ianao?
Raiso anio io safidy hanovà ny fiainanao .
Aza avela handalo fotsiny ny fahafahana.

Mp raha mila fanazavana fanampiny.

Mankasitraka anareo atrany tamin ny fahatokisana anay 😊🙏🙏Ho anareo izah liana te ianatra hafatra entana chine .Aza misal...
21/01/2026

Mankasitraka anareo atrany tamin ny fahatokisana anay 😊🙏🙏

Ho anareo izah liana te ianatra hafatra entana chine .
Aza misalasala intsony miditra mp aminay fa omena fahafaham po ianao ary tsy avelanay ianao raha tsy mahaleo tena🙏🙏

19/01/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Zara Soa, Nasa Randria, Aina Su, Antso Fitia, Mizouh Tsiory, Felicia Carel, Tyffany Samïrãh Shÿannê, Fidini Rm, Pinda Steeve, Anick Joëlle Koloinjanahary, Hanitriniaina Lanto Raveloarisoa, Nandrasana Farah'kely, Erica Jairah, Zoky Rabe, Ëlï Nø Clãn Dëfïn, Rakotovao Eddye Rivo, Tsilavina Rafitia, Aksey Kaillah, Diamondra Sarobidy

IRETO AVY NY ZAVATRA OMENA ANAO ANATY FIOFANANA=Fournisseur azo antoka=Fijerevana ny entana mora sy tsara kalitao=frais ...
19/01/2026

IRETO AVY NY ZAVATRA OMENA ANAO ANATY FIOFANANA

=Fournisseur azo antoka
=Fijerevana ny entana mora sy tsara kalitao
=frais ny entana sy ny dedouanement
=fanaovana suivi colis

Midira mp fa ho azavaina aminao daolo ny andininy rehetra

06/01/2026

Mr ERIC Mpianatra tato aminay maneo n'y heviny momban'ny formation IZAY natao ANDROANY .
Mankasitraka azy Nisafidy anay sy nahatoky anay.

06/01/2026

vidéo kely fohifohy ny fahitan ny mpianatra ny fampianarana omenay 😍😘

Fantatrao ve fa Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao dia afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine/Ma...
05/01/2026

Fantatrao ve fa Raha manana 50 000 Ar fotsiny ianao dia afaka manomboka fandraharahana manafatra entana avy any Chine/Madagascar ianao?

OHATRA VITSIVITSY:

Ny sandan'ny vola Sinoa 1¥ = 700ariary

-Ecouteur Bluetooth: 2¥ = 1400ar any chine
Madagascar:10 000ar .

-Mi-Mi Speaker Bluetooth: 5.20 ¥ = 3 640 Ar any Chine
Eto Madagasikara= 25 000 Ar ny vidiny eny antsena!
Tombony: mihoatra ny 500%

-T-shirt Fashion Unisex: 8.60 ¥ = 6 020 Ar
Eto an-toerana = 35 000 Ar no fivarotana ato amin'ny Facebook.
Azonao avadika ho 6x ny vola nampiasainao!

Smartwatch Fitness Tracker: 15 ¥ = 10 500 Ar
Efa mahatratra 70 000 Ar eny antsena .
Mahazo tombony be ianao no Sady lamody be io montre io amin'zao.

Ohatra tsotra io nazavaiko io, Afaka manampy anao ny tenako amin'ireo projet ireo.
Tena betsaka ny entana afaka hafarana sy ny Zavatra Azo atao fa aza variana sy matoritory intsony .

Mampanao formation manafatra entana any chine izahay:

-Ampianarinay ianao ho afaka hiaina amin’ny volanao manokana, tsy mila mitady asa intsony.

1. Fomba firesahana amin’ny mpamatsy
(fournisseur) –
*Na tsy mahay Sinoa aza ianao, tsy maninona!*

2. Fikarohana sy fanavahana entana tsara amin’ny ratsy

3. Fampidirana entana amin’ny transitaire azo antoka

4. Fanaraha-maso ny entanao hatrany Chine hatraty Madagascar.

---

Manana vola 50 000 Ar ve ianao?
Raiso anio io safidy hanovà ny fiainanao .
Aza avela handalo fotsiny ny fahafahana.

Mp raha mila fanazavana fanampiny.

😊😘Faly foana izahay rehefa afapo ianareo no sady mahita vokatra tsara😊😋Miaraka aminay azo antoka tsara fa tsy maintsy ma...
29/10/2025

😊😘Faly foana izahay rehefa afapo ianareo no sady mahita vokatra tsara😊😋

Miaraka aminay azo antoka tsara fa tsy maintsy mahita vokatra foana🙏🙏

Mirary soa ho anareo rehetra dia mitomboa vola sy harena atrany🙏🙏🙏 ho anao izay maniry te isehatra amin ny varotra na en ligne izany na mivantana mety tsara aminao ity tolotra omenay ity😊

👉Formation fanafarana entana any chine👈

vidiny mora sy tombony betsaka

IRETO AVY NY ZAVATRA OMENA ANAO ANATY FIOFANANA

=Fournisseur azo antoka
=Fijerevana ny entana mora sy tsara kalitao
=frais ny entana sy ny dedouanement
=fanaovana suivi colis

Midira mp fa ho azavaina aminao daolo ny andininy rehetra

Tonga dia ASA fa tsy KABARY😊Azo antoka tsara ny fiofanana , afapo ny mpiofana ary dia mahazo vokatra tsara foana 🙏🙏Ho an...
17/10/2025

Tonga dia ASA fa tsy KABARY😊

Azo antoka tsara ny fiofanana , afapo ny mpiofana ary dia mahazo vokatra tsara foana 🙏🙏

Ho anao izy liana na te isehatra amin ny resaka varotra nefa sahirana mitady entana na koa kely ny tombom barotra

Midira mp avy atrany fa natao ho anao ity

Fiofanana Manafatra entana any chine😊

IRETO AVY NY ZAVATRA OMENA ANAO ANATY FIOFANANA

=Fournisseur azo antoka
=Fijerevana ny entana mora sy tsara kalitao
=frais ny entana sy ny dedouanement
=fanaovana suivi colis

Midira mp fa ho azavaina aminao daolo ny andininy rehetra

Address

3M6bis
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mizara soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share