Matsiro Chic

Matsiro Chic Matsiro Chic c'est l'amour d'une bonne cuisine et d'un bon mélange de saveur à déguster en livrai

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🥳🤩👉VALIN'NY LALAO👈🤩🥳🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny lalao izahay eto amin'ny Matsiro Ch...
25/06/2020

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🥳🤩👉VALIN'NY LALAO👈🤩🥳🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny lalao izahay eto amin'ny Matsiro Chic 😊😘

Marihina etoana fa efa vita tsara ny vérification ny fepetra rehetra vao namoaka izany izahay ary nampiasa ny hatrany 😘🙃

Ny nahazo tamin'ny lalaontsika anio ary dia ireto manaraka ireto:

1-
2-
3-
4-

Koa miarahaba anareo izahay, efa misy MP nalefanay anareo tsirairay avy ary manasa anareo hamaly izany.

Amin'ny herinandro no miverina ny fandraisana commande eto amin'ny pejy.

Mbola hisy ny lalao manaraka koa manasa antsika hanaraka ny pejy hatrany 😊😇

Mirary fety sambatra antsika rehetra

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 RAVORAVO FA MALAGASY 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

25/06/2020

Tonga indray ny fotoana nifanomezana hifaranan'ny lalao eto amin'ny pejy🎉😘🎊

🎉TAPITRA NY LALAO🎉

Afaka ora vitsivitsy no miditra amin'ny valin'ny lalao izahay nohon'ny fandaminana eo amin'ny lafiny ara-teknika 🎊🎉😊
Hamarino tsara oe voahaja daholo ve ny fepetranao, indrindra ny like Page ary😉👍

Bonne chance à tous, 😋👍

🎊🎉Mbola mitohy ny lalaontsika ka asao ny namanao handray anjara 🎉🎊Araho tsara ny fepetra ilaina anefa mba ho anisan'ireo...
24/06/2020

🎊🎉Mbola mitohy ny lalaontsika ka asao ny namanao handray anjara 🎉🎊

Araho tsara ny fepetra ilaina anefa mba ho anisan'ireo mety handresy ianao

1-Asio J'aime ny pejy Matsiro Chic
2- Partager-o en mode public ilay publication
3- Mi- identiferva namana telo na mihoatra anaty commentaires😋😉🎊🎉

https://www.facebook.com/106640210914054/posts/156179342626807/?app=fbl

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 RAVORAVO FA MALAGASY 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🥳🤩Inty ary ny lalaontsika faharoa, ilay nampanantenainay🤩🥳

😎Olona 4 no indray hahazo loka 😎
Araho tsara ny toromarika mba ho anisan’ireo mety ho voasarika ianao

1- Asio J’aime👍 ny pejy Matsiro Chic
2- Zarao en mode public ity publication ity
3- Identifier-o anaty commentaire ny namanao 3 izay asainao hilalao

Ny lokantsika amin’ity Asaramanitra 🇲🇬 ity dia ireto manaraka ireto:
👉 Loka 1: Mofomamy ho an’olona 12 (Toy ilay amin’ny sary) + Pack BIG CHIC izay misy akoho sy tsakitsaky
👉 Loka 2: Mofomamy ho an’olona 10 + Pack BIG Chic
👉 Loka 3: Pack BIG Chic + Cake salé entier (afaka jerenao ao amin’ny pejy ny endriny)
👉 Loka 4: Pack BIG Chic + Sandwi’Chic 2

Mandraisà anjara ary dia tsapao ny vintanao 🥳
Mifarana ny Alakamisy 25 Jona amin'ny 12 ora atoandro ny lalao ary ny Zoma 26 Jona ny livraison ho an'ireo mahazo
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Toy ny tamin'ny herinandro dia misokatra hatrany ny fandraisana commande ho antsika maniry handefa izany 🌮🎂🍗🥗
Marihina hatrany fa 50% hatrany ny acompte pour confirmation 😉😊

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬  RAVORAVO FA MALAGASY 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🥳🤩Inty ary ny lalaontsika faharoa, ilay nampanantenainay🤩🥳😎Olona 4 no indray haha...
22/06/2020

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 RAVORAVO FA MALAGASY 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🥳🤩Inty ary ny lalaontsika faharoa, ilay nampanantenainay🤩🥳

😎Olona 4 no indray hahazo loka 😎
Araho tsara ny toromarika mba ho anisan’ireo mety ho voasarika ianao

1- Asio J’aime👍 ny pejy Matsiro Chic
2- Zarao en mode public ity publication ity
3- Identifier-o anaty commentaire ny namanao 3 izay asainao hilalao

Ny lokantsika amin’ity Asaramanitra 🇲🇬 ity dia ireto manaraka ireto:
👉 Loka 1: Mofomamy ho an’olona 12 (Toy ilay amin’ny sary) + Pack BIG CHIC izay misy akoho sy tsakitsaky
👉 Loka 2: Mofomamy ho an’olona 10 + Pack BIG Chic
👉 Loka 3: Pack BIG Chic + Cake salé entier (afaka jerenao ao amin’ny pejy ny endriny)
👉 Loka 4: Pack BIG Chic + Sandwi’Chic 2

Mandraisà anjara ary dia tsapao ny vintanao 🥳
Mifarana ny Alakamisy 25 Jona amin'ny 12 ora atoandro ny lalao ary ny Zoma 26 Jona ny livraison ho an'ireo mahazo
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Toy ny tamin'ny herinandro dia misokatra hatrany ny fandraisana commande ho antsika maniry handefa izany 🌮🎂🍗🥗
Marihina hatrany fa 50% hatrany ny acompte pour confirmation 😉😊

🥳😊🤩IMPORTANT 🤩😊🥳Changement au niveau du résultatSatria izahay dia niankina tamin'ny résultat azo sur   fotsiny dia nisy ...
20/06/2020

🥳😊🤩IMPORTANT 🤩😊🥳
Changement au niveau du résultat

Satria izahay dia niankina tamin'ny résultat azo sur fotsiny dia nisy ny nanao fanamarihana tamin'ilay valin'ny lalao. 😊☺️😇

Noho izany nisy ny fiovana ka olona roa no hahazo ny loka ny amin'ity lalao ity (Niniana tsy namerina nanao tirage izahay mba tsy anovana ny résultat efa nisy)🧐🤓

Saingy kosa raha tokony ho olona 3 no mahazo amin'ny lalao amin'ny herinandro dia ho lasa 4 izany 🤩🥳🤩

Ka ny nandresy ny lalao sy ny lot azony izany dia :
Lot 1: 🥳
Lot 2: 🥳

Misaotra ilay nanao fanamarihana, ireo kosa ny sary ho an'ny nangataka 😃😊😉

Araho hatrany ny pejy fa amin'ny Alatsinainy izao no mivoaka ny lalao manaraka 🤩😎

20/06/2020

🎉🎊Oye Oye🎉🎊

Mankasitraka antsika nandray anjara tamin'ny lalao 😊😉👍

Arahabaina kosa ireto anarana manaraka ireto fa rehefa natao ny fisarihana tamin'ny alalan'ny dia izy ireo no nahazo ny loka🎁🎂😊🎊

1-
2-
3- 'ina_Hasn

Manàsa azy ireo hiditra Mp handaminana ny fakàna ny loka.

Ho an'ireo tsy nahazo kosa, aza kivy fa mbola hisy lalao be eto amin'ny pejy ho amin'ny fankalazana ny fetim-pirenena🎊🎉🎉🎊

20/06/2020

🎉🎊Tapitra ny lalao, afaka fotoana fohy ny valiny🎉🎊

🎉Mbola mitohy ny fandraisana commande ho an'ny fetin'ny Ray eto aminay na ho an'ny tolotra BIG Chic na ny mofomamy🎂🎉Fand...
17/06/2020

🎉Mbola mitohy ny fandraisana commande ho an'ny fetin'ny Ray eto aminay na ho an'ny tolotra BIG Chic na ny mofomamy🎂🎉

Fandrio dieny izao ny anao ary 😊😀
Alefaso📲 Mp na antsoy 📞 034 46 972 69

Mbola mitohy ihany koa ny lalao miaraka aminay, tsindrio dia milalaova https://www.facebook.com/106640210914054/posts/154086842836057/?app=fbl

🎊🎉JOUE ET GAGNE AVEC NOUS🎊🎉

Parce que Papa mérite ce qu'il y a de mieux. Jouez et gagnez l'un de nos lots😊😘

Comment?
1- Aimez la page👍
2- Partagez cette publication en mode public avec description
3- Taggez 3 de vos amis en commentaires sous ce post ⬇️pour qu'ils puissent aussi participer 😊🎉👍

1er lot: 1 Gâteau pour 8 personnes🎂 + 1 pack BIG Chic
2è lot: 1 Gâteau pour 8 personnes 🎂+ Chocolat fourré🍫
3è lot: 1 pack BIG Chic 🍖

Le jeu prendra fin le Samedi 20 Juin à 12h🕛

Les commandes de gâteaux et de pack BIG Chic sont ouvertes jusqu'au Jeudi 18Juin à 10h.
Un acompte de 50% est nécessaire pour confirmer la commande.

🎊🎉JOUE ET GAGNE AVEC NOUS🎊🎉Parce que Papa mérite ce qu'il y a de mieux. Jouez et gagnez l'un de nos lots😊😘Comment? 1- Ai...
15/06/2020

🎊🎉JOUE ET GAGNE AVEC NOUS🎊🎉

Parce que Papa mérite ce qu'il y a de mieux. Jouez et gagnez l'un de nos lots😊😘

Comment?
1- Aimez la page👍
2- Partagez cette publication en mode public avec description
3- Taggez 3 de vos amis en commentaires sous ce post ⬇️pour qu'ils puissent aussi participer 😊🎉👍

1er lot: 1 Gâteau pour 8 personnes🎂 + 1 pack BIG Chic
2è lot: 1 Gâteau pour 8 personnes 🎂+ Chocolat fourré🍫
3è lot: 1 pack BIG Chic 🍖

Le jeu prendra fin le Samedi 20 Juin à 12h🕛

Les commandes de gâteaux et de pack BIG Chic sont ouvertes jusqu'au Jeudi 18Juin à 10h.
Un acompte de 50% est nécessaire pour confirmer la commande.

🌟🌟🌟Ho fanatsarana ny tolotra BIG Chic dia afaka misafidy ianareo mpanjifa na akoho pané na akoho frit ilay akoho. 🍗👌😊Mar...
24/04/2020

🌟🌟🌟Ho fanatsarana ny tolotra BIG Chic dia afaka misafidy ianareo mpanjifa na akoho pané na akoho frit ilay akoho. 🍗👌😊
Marihina fa eo amin'ny iray kilao ny akoho ao anatiny pack miaraka amin'ny nems sy ny lasary miaraka aminy😋😋😋

Alefaso MP ny commandenao,
Sarany : 30.000ar
Frais de livraison: 3.000ar
Commande ny maraina, livraison en après- midi👌😊😉

🌟Mitohy ny fandraisana commande amin'ireo tolotr eto amin'ny Matsiro Chic dia mankasitraka ireo nametraka fitokisana.🌟Ma...
21/04/2020

🌟Mitohy ny fandraisana commande amin'ireo tolotr eto amin'ny Matsiro Chic dia mankasitraka ireo nametraka fitokisana.🌟

Mandray commande hatrany izahay na amin'ny pack BIG Chic😋 izay ahitana akoho eo amin'ny 1 kg eo, nems sy achards🍗😋 na ny mofomamy

Alefaso Mp ny commandenao😊😉

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344697269

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Matsiro Chic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share