14/09/2026
❌TSY NAMPOIZIKO RETO A❌
Niantso ahy ny iray aminareo io maraina io fa nihoatra ny entany, tena tsy nampoizinay ny réaction -any. Inona hoy nareo?
✅No-verifieko teo imason'ny livreur ny entana hoy izy. Nojereko dia nisy tsy ahy ilay izy. Nilazako ny livreur ary naveriko taminy ilay izy rehefa hitako daholo Ilay commandeko.
📞Niantso ahy izy avy eo Sady nanome conseils tsy ho adinoko mandrakizay ary inoako fa hampirindra bebe kokoa ny pejintsika
🙏Tena tsy nampoizinay izany fihetsika professionnel be izany, nohamarininy ny entany teo imason'ny livreur, Zay fihetsika tokony Tsy maintsy atao ✅ hitany fa nihoatra, tsy nentiny fa naveriny tam livreur.
🥰Ho ela velona ianao tompoko, handeha be n'y varotra ataonao Ary Ilay fihetsika nataonao, ho valiana'Andriamanitra fitahiana be dia be ho anao anie, misaotra, misaotra, misaotra 🙏Mañana zahay mañana anareo😘😘
💞Toy izany ny fiaraha-monina kelintsika eto am pejy, manasa anareo hiaraka aminay. Misy ny Tsy mety arenina, tsapanay zany ary hiezaka zahay
✅Marihiko fa cliente mavitrika izy io, tsy mrate arrivage zany izy an😍😍
🎁Tsy voavidy vola n'y nataonao fa na izany aza dia omenay cadeau ts mahavidy izay nataonao izay ianao fa fankasitrahana ihany, mankasitraka tompoko, tahian'Andriamanitra . 💝Mendrika ianao!
Rehetra, ny mirary, ho an' ny rehetra