Maman et zazà

Maman et zazà Manasa antsika hanaraka ny pejy hatrany

Arabaina daholo aloha ianareo rankizy fa nahavita soa iny fanadinam-panjakana voalohany iny anh😊Nanahoana izy tao rankiz...
16/06/2026

Arabaina daholo aloha ianareo rankizy fa nahavita soa iny fanadinam-panjakana voalohany iny anh😊

Nanahoana izy tao rankizy?
Ao fa efa hividianan'i dada sy neny kilalao amin'izay mba hampiala voly anareo eh😊
OFFRE:5000ar- 7000ar

Ireto indray izao no malaza bé amin'ny arrivage arendrina🏵️Mini caméra projecteur no sady porte clé Prix: 5000ar🍒Sady ah...
28/05/2026

Ireto indray izao no malaza bé amin'ny arrivage arendrina
🏵️Mini caméra projecteur no sady porte clé
Prix: 5000ar
🍒Sady ahitana sary karazany sivy (9)bé izao ao anatiny
Mahatakatra hatramin'ny 7 mètre
Mandefa en gros ihany koa

🔥Lunette🔥Montre ( tena mandeha)🔥 Appareil photo ❌9000ar❌
27/05/2026

🔥Lunette
🔥Montre ( tena mandeha)
🔥 Appareil photo
❌9000ar❌

Coup de coeur-ko ity ❤️😊Tena marina🖖Sady porte clé izy ity no arendrina projecteur Tena mahafatifaty be ahy ny poziny ma...
27/05/2026

Coup de coeur-ko ity ❤️😊
Tena marina🖖
Sady porte clé izy ity no arendrina projecteur
Tena mahafatifaty be ahy ny poziny marina mafy☺️
Motif masiso kely daholo 😊
Mahatakatra hatramin'ny 7 mètre eo
🌼5000ar🌼

❤️Pince à linge en bois MM (bamboo)3000ar❤️Oui manao liquidation izahay amin'izao dia alefa 3000ar ny paquet ny pince à ...
11/05/2026

❤️Pince à linge en bois MM (bamboo)3000ar❤️
Oui manao liquidation izahay amin'izao dia alefa 3000ar ny paquet ny pince à linge MM ki anh😊
20 pièces be izao ny ao anatiny
Afaka hanaovanareo décoration samihafa ihany koa
Manomboka 2 paquets de efa manao livraison izahay😊

🌼4000ar ki maman a🌼Oui 4000ar fotsiny dia efa mahazo Pince à linge en bois ato aminay anh😊🍒Pince à linge en bois Mm izy ...
01/05/2026

🌼4000ar ki maman a🌼
Oui 4000ar fotsiny dia efa mahazo Pince à linge en bois ato aminay anh😊
🍒Pince à linge en bois Mm izy ity,tena oe mafy kely izy ireto
🍒Mety tsara ihany koa hoan'ilay maman mitaiza kely anahazana ilay akanjon-jazakely (tsy misy an'ilay vovon-kazo kely miparitaka ireny fa tena pratique be)
🍒Manana choix maromaro ianareo amin'ity satria izy ity ihany koa afaka anaovanareo décoration (Ametahana photo Polaroid ireny ohatra, invitation sns...)
🍒 1 paquet= 20 pièces

Manome prix de gros hoan'ireo izay mila maromaro

👉Pince à linge en bois 👈🌼 Solde 4000ar ny paquet (20 pièces)Ity indray ary ny pince à linge en bois hoanareo ilay nitady...
29/04/2026

👉Pince à linge en bois 👈
🌼 Solde 4000ar ny paquet (20 pièces)
Ity indray ary ny pince à linge en bois hoanareo ilay nitady oooh☺️
🌳Bamboo ny matière nanaovana azy
Tsy voatery hoe lamba ihany no hanaivanareo azy fa mety ihany koa raha hanaovana décoration (ametahana sary ohatra)

❌ DESTOCKAGE ❌7000ar/1
22/04/2026

❌ DESTOCKAGE ❌
7000ar/1

❌BIG PROMO 12000ar❌ Bracelet en pierre naturelle 7 Chakras (à base de l'onyx) + main de fatma en Cordon rouge Main de fa...
22/04/2026

❌BIG PROMO 12000ar❌
Bracelet en pierre naturelle 7 Chakras (à base de l'onyx) + main de fatma en Cordon rouge
Main de fatma : Protection contre la malédiction et mauvais oeil

♥️Cordon rouge porte bonheur/chance/richesse/argent

♥️

Tsy mifidy signe izy ity
Mety na lahy na vavy,ankizy

Andeha hojerentsika ireto vato mandrafitra azy sy ny soa entiny 😊
🛑Cornaline( Racine) : Patience, stabilité, sécurité
🛑 Améthystes ( couronne)(violet): Beauté, sérénité, unicité
🛑Lapis lazuli (frontal)( bleu foncé): Sagesse, intuition, connaissance
🛑 Turquoise (Gorge)( bleu clair) : Volonté, Créativité, intégrité
🛑Aventurine (Cœur)(vert):Amour, pureté,paix
🛑 Oeil de tigre (plexus solaire): Confiance en soi, pouvoir, liberté,chance, protection
🛑Ambre ou citrine(sacré): Bien-être, sexualité, abondance

Marobe ny voka-tsoa entiny toy ny:
☑️Manala ny poizina ao anatin'ny vatana
☑️Mampihena ny tahotra,stress
☑️Mampistable ny tension
☑️Miaro amin'ny herin'ny maizina sy ny vorika
☑️Porte chance
☑️Manampy amin'ny tsy fahitan-tory
Ohatra ireo fa ny vato tsirairay amin'izy ireo dia efa Mitondra vokatra betsaka hoantsika

🌼 Seulement à 5000ar🌼Bracelet triple protection en cordon noir ou rouge🌕 Onyx matte, œil de tigre, hématite 🌕En pierre n...
19/04/2026

🌼 Seulement à 5000ar🌼
Bracelet triple protection en cordon noir ou rouge
🌕 Onyx matte, œil de tigre, hématite 🌕
En pierre naturelle
🎀Ny vokatsoa avy amin'ny oeil de tigre :
☑️Porte bonheur et chance
☑️ Fiarovana amin'ny herin'ny ratsy (mosavy,vorika sns)
☑️Manala stress
☑️Manosika ny onde négative
☑️Mampitony ny fanaintain'ny muscle aingana be
☑️Mampitony ny hasem-porana ( asthmatique)
☑️Manampy amin'ny fandevonan-kanina
🎀Onyx matte
☑️Contre les énergies negative
☑️Manampy anao hafafantatra ny marina (raha misy zavatra tianao ho fantatra)
☑️Mampitombo conscience
☑️Mampitombo ny fahatokisantena
☑️Manamaivana ny douleur abdominale
🎀Hématite
☑️Manampy amin'ny circulation sanguine (mampirona ny rà)
☑️Mampistable tension
☑️Manampy anao hanana faharetana amin'ny fanaovan-jazavatra
☑️Manampy antsika hahay hiaino ny hafa
☑️Manala havizanana
☑️ fahatokisantena

Disponible en 8mm

Address

Itaosy
Antananarivo
TANA101

Telephone

+261349069378

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman et zazà posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Maman et zazà:

Shortcuts

Share