26/11/2025
Ataontsika prix promo be ty micro cravate ity satria tinareo be🥳
🎤 Ho anao tia manao VLOG, LIVE na INTERVIEW 🎬
Tonga lafatra ho anao ity Micro cravate sans fil ity! ✅
✨ Tombony lehibe :
🎧 Misy réduction de bruit – madio sy mazava ny feo
🔋 Rechargeable sy maharitra ela
📱 Mety amin’ny finday Type-C sy Iphone
Doubles micros ihany koa izy
🔥 Prix Promotion : 29.000 Ar
🚲 Manao Livraison zahay , Vente en ligne ihany – Stock voafetra, ka aza tara!
👉 Raha tianao ny hanana feo matihanina amin’ny vlog sy live-nao, io no fitaovana tsy maintsy ananana!