HLi Karazana entana maro isakarazany

Ireto indray ny Jogging avec capuchon mafana matevina tsara 🤩😍🤩Prix promotion fête des mères 🥳🥰 Tonga de tout à 15 000 A...
24/05/2025

Ireto indray ny Jogging avec capuchon mafana matevina tsara 🤩😍🤩

Prix promotion fête des mères 🥳🥰
Tonga de tout à 15 000 Ar daholo 😍

Mp raha misy mahaliana anao.
Afaka manao récupération Tsarahonenana Ambohimirary 😉.

Alerte Ririnina ohh 😱🥶🥶🥶 Aingana tongava " Mp " fa mora be ny gourde an 😍🌬️Gourde Isothermique 🌬️1L / 0,5L 🌬️ Estimation...
27/03/2024

Alerte Ririnina ohh 😱🥶🥶🥶

Aingana tongava " Mp " fa mora be ny gourde an 😍

🌬️Gourde Isothermique
🌬️1L / 0,5L
🌬️ Estimation : 10h minimum

Aza ela fa voafetra ihany ny promotion an😉

Vive la rentrée 🥳🥳🥳Cartable lamba mafy sady tsara ry Maman annn 😍  Amin'ny vidiny tena mirary satria dia 👉 38500 Ar  fot...
14/08/2023

Vive la rentrée 🥳🥳🥳

Cartable lamba mafy sady tsara ry Maman annn 😍
Amin'ny vidiny tena mirary satria dia
👉 38500 Ar fotsiny 🙀😍
Mazaka Grand Format sy ordinateur koa an 😉
Couleur: noir sy Rose

👋Miarahaba eh👋   Faly foana izahay manolotra ho anareo ny tsara indrindra hatrany🥰 koa mahita izay mahasoa sy tadiavina ...
27/07/2023

👋Miarahaba eh👋
Faly foana izahay manolotra ho anareo ny tsara indrindra hatrany🥰 koa mahita izay mahasoa sy tadiavina aza tompoko:

✓Cartable ( Primaire, Secondaire, Lycéen(ne), et même universitaire)
✓Gourde isothermique 0,5L

Ao amin'ny sary tsirairay avy ny details tompoko
Tongava mp raha misy mahaliana anao
Manao livraison izahay, contact: 0344151474

👋Miarahaba eh👋   Faly foana izahay manolotra ho anareo ny tsara indrindra hatrany🥰 koa mahita izay mahasoa sy tadiavina ...
25/07/2023

👋Miarahaba eh👋
Faly foana izahay manolotra ho anareo ny tsara indrindra hatrany🥰 koa mahita izay mahasoa sy tadiavina aza tompoko:

✓Cartable ( Primaire, Secondaire, Lycéen(ne), et même universitaire)
✓Gourde isothermique 1L et 0,5L

Ao amin'ny sary tsirairay avy ny details tompoko
Tongava mp raha misy mahaliana anao
Manao livraison izahay, contact: 0344151474

Miarahaba eh👋😍Efa fotoana izao ry Maman hividianana ny fitaovan'ny ankizy an☺️ .Izahay dia vonona hanampy anao, hanome a...
22/07/2023

Miarahaba eh👋😍

Efa fotoana izao ry Maman hividianana ny fitaovan'ny ankizy an☺️ .
Izahay dia vonona hanampy anao, hanome anao ny mora sy kalitao hatrany anie🥰

🌷Manasa anao sahady hanisy j'aime sy hi s'abonné ny page ahafahanao maharaka hatrany ny entana amidinay

Andeha ho atombok'isika amin'ny kitapo aza aloha eh 😋

Hoan'ireo Primaire, secondaire sy lycéen(ne) , ary hoan'ireo Universitaire aloha ireto aloha an

💝1: amin'ny sary 3 voalohany
- tissu en toile izy
-mazaka cahier Grand Format sy ordinateur 16" ( testés)
-misy cable mipetaka amin'ny sisiny miditra makaty anatiny afaka hichargena telephone( afaka asorina ihany koa an 😉)
-couleur: Noir, Gris, Grena
-Prix: 25000 Ar

💝2: amin'ny sary 3 farany
- izy io indray lamba tena mafy tsara
- lehibe ary be paosy, mety na entina manao vacances,miasa ,sns ...
- mazaka cahier Grand Format sy ordinateur
-couleur: Noir, Rose, Saumon
-Prix: 47000 Ar

NB: Prix promotion fisokafan'ny page daholo ireo an
🌷Ary ny mampiavaka ny pagetsika dia omenay fahafahana ianao hiady varotra kely 😉☺️

🌷Ary izay maka kitapo +2 dia omenay fanomezana tsara kely☺️

Tongava mp azah aingana eh

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HLi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share