Hboutik en ligne

Hboutik en ligne Magasin en ligne des articles quotidien

31/07/2026

❌Manana zo hitaky asa ny sortant ENS rehetra, ary mendrika hohenoina ny hetahetan'izy ireo. Na izany aza, ilaina hatrany ny fanajana ny filaharan'ny dingana ara-pitantanana sy ny lojika iorenan'ny recrutement eo anivon'ny Fanjakana.

❌Amin'izao fotoana izao dia mbola tsy vita ny recrutement 2025. Mbola eo am-pamaranana ny dingana mifandraika amin'ny ENF, ary mbola mitohy koa ny fikarakarana ny contrat ho an'ireo 211 sortant ENS. Noho izany, mbola tsy azo lazaina ho nifarana ny recrutement 2025.

❌Etsy ankilany, mbola tsy azo faritana mazava ny recrutement 2026, satria mbola tsy tanteraka ny Commission Nationale d'Affectation et de Mutation. Io no dingana ahafantarana ny tena filàn'ny faritra tsirairay sy ny isan'ny toerana banga, ka avy amin'izany no hamaritana ny isan'ny olona horaisina sy ny toerana hanendrena azy ireo.
Noho ireo antony ireo dia tsy midika ho tsy fihainoana na tsy firaharahiana ny fitakian'ny sortant ENS ny tsy fahafahana manome valiny mazava dieny izao. Fanajana ny dingana ara-dalàna sy ny fitsipika mifehy ny fitantanan-draharaham-panjakana no anton'izany, mba hahazoana mandray fanapahan-kevitra ara-drariny sy mifanaraka amin'ny filàn'ny rafi-pampianarana.

❌Koa manentana antsika rehetra mba hanana faharetana sy hitandro ny filaminana. Ny fifampiresahana sy ny fanajana ny fizotry ny asa no lalana mahomby indrindra hahazoana vahaolana maharitra.

❌Aza matahotra fa mandeha misesy ny dingana rehetra. Rehefa vita araka ny tokony ho izy ny recrutement 2025 sy ny Commission Nationale d'Affectation et de Mutation, dia ho mazava kokoa ny momba ny recrutement 2026. Ny faharetana sy ny fanajana ny rafitra no antoky ny mangarahara sy ny rariny ho an'ny rehetra.

--Balance pèse personne--ÉlectroniqueDiamètre : 26cmMatière : verre trempéPoids minimum : 0,01kgsPoids maximal : 180kgs....
09/06/2021

--Balance pèse personne--
Électronique
Diamètre : 26cm
Matière : verre trempé
Poids minimum : 0,01kgs
Poids maximal : 180kgs.
30 000ar

--Balance de cuisine---
Électronique
Poids minimum : 1g
Poids maximal : 10kgs
25 000ar

---Batteuse Scarlet--
Electrique
7 vitesse
4 tètes : 2 crochets, 2 fouets
30 000ar

--Balance portable--
Électronique
Affichage : digital
Poides minimum : 0,01kgs
Poids maximal : 50 kgs
20 000ar

Livraison : Tana-Province (à partir de 3000ar)

Contact : 032 25 797 22 / 034 08 469 48.

--

Address

Sonierana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hboutik en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share