28/07/2026
😭Ato ve tena hoe ngoma ''pro max''😭😭
Tena malaelo mihintsy ny fo sy saina ato 😭😭 dia iny vy kely sy tady2 kely iny ve izany dia mampalaelo anah 😭😭😭
Hiaona tsika fa tsy ho ela eee😭🙏🏻
Dia malaelo ny abonnés ko ny admin😭😢😁
Ho avy tsy ho ela🥰 aleo IZY mpandahatra no andamina dia samy Salama tsika rehetra amze 😁😘🌹
Mirarisoa antsika rehetra 💐
Dia aza adino mivavaka dia mailo foana 🙏🏻🫶🏻🥺💐🌹