02/10/2023
Tranga niteraka buzz tany ivelany tany 🗯️
Nofoanany ilay lehilahy ny mariage saika ho atao fa nisy nanolotra I-phone 13 pro max ilay vehivavy 🤔
Erinandro alohany mariage-izy roa dia nahavoaray I-phone 13 pro max ilay vehivavy.Nohony fantatrt ilay lehilahu izany d nanotany izy hoe avy ilay cadeau?
Tsy nety namaly anefa ra vehivavy,tsy nety nitent izy hoe izy nanolotra azy ny fanomezana.Raikitra ny ady,ni-insiste ilay lehilahy,téléphone lafo be int ho izy fa lazao ahy hoe izy nanome anao aniny.
Tsy nety niteny hatraminy farany ra vehivavy.
Tezitra ra lehilahy ka dia ny annuler-ny ilay mariage,nanambara izy fa mapiahiahy azy ny toetrany ravehivavy? 😲😳
Ahoana ny hevitrao? 🤔