Baby’s area

Baby’s area Shopping et vente en details/gros

❌MAMANN OOHH; HOENTIN’NY HAO MANIDINA ANIE HONO RAHA BE HAO BE NY ZAZAH E🤣🤣✅Fa ireto misy solution kaa « SHAMPOOING ANTI...
30/01/2026

❌MAMANN OOHH; HOENTIN’NY HAO MANIDINA ANIE HONO RAHA BE HAO BE NY ZAZAH E🤣🤣

✅Fa ireto misy solution kaa « SHAMPOOING ANTI-POUX »
👉Manala HAO
👉Mampaniry ny volon’ny zazah
👉Manala angadrano ihany koa

📌Misy masque bébé ihany koa afaka ampiarahana aminy😘

Afaka Mandefa any amin’nu faritra izahay àn❤️

❌❌MAMAN OOO, PRIX DE GROS IZAY 05 MANAO COMMANDE VOALOHANY AMIN’IRERO ANNN✅Afaka Mandefa any amin’ny faritra✅Manao livra...
28/01/2026

❌❌MAMAN OOO, PRIX DE GROS IZAY 05 MANAO COMMANDE VOALOHANY AMIN’IRERO ANNN
✅Afaka Mandefa any amin’ny faritra
✅Manao livraison eto Tana ihany koa
NB: Sur commande

MAMAN OHHH🥹 centaines des messages anie akia no valianay e🥺 Aza masiaka moa fa tsy maintsy tonga any ny livreur Sady tsy...
20/01/2026

MAMAN OHHH🥹 centaines des messages anie akia no valianay e🥺 Aza masiaka moa fa tsy maintsy tonga any ny livreur Sady tsy maintsy voavaly ireo àn❤️
Samy te ahazo daholo😍

🥹MAMAN OOOHHH!! AO MBA REFESO NY TONGOTRO AMI’IZAH TSY DISO POINTURE INTSONY ISIKA🥹Firy cm ny tongotry ny harena kelinar...
19/01/2026

🥹MAMAN OOOHHH!! AO MBA REFESO NY TONGOTRO AMI’IZAH TSY DISO POINTURE INTSONY ISIKA🥹
Firy cm ny tongotry ny harena kelinareo?????🤩
Alefaso anaty commentaire hoe??❤️❤️

TSY MANDEHA HO AZY AMIN’NY ZAZA   IRETO ZAVATRA ROA (2) IRETO Mahadiso hevitra amin’ny fanabeazana ny fiheverana fa mand...
18/01/2026

TSY MANDEHA HO AZY AMIN’NY ZAZA
IRETO ZAVATRA ROA (2) IRETO

Mahadiso hevitra amin’ny fanabeazana ny fiheverana fa mandeha ho azy amin’izao amin’ny zaza ireto zavatra roa (2) ireto :

1) Ny fankatoavana : tsy hoe naterakao ny zanakao dia mandeha ho azy amin’izao ny fankatoavany anao . Mbola kely ny zaza dia efa manana ny safidiny sy ny sitrapony amin’ny maha-olombelona azy .

Mila ampianarina izy mba hanao safidy tsara . Manampy ny zaza hankatò ihany koa indrindra indrindra ny fifandraisana maha te ho tia asehonao aminy .

2) Ny fahaiza-miaina : tsy hoe mihalehibe ny zaza dia mandeha ho azy amin’izao manaraka ny taonany ny fahafantarany izay tokony hataony eo amin’ny fitondran-tena sy ny fahaiza-miaina .

Mila ampianarina sy atoro izy ; mila zarina ihany koa indrindra indrindra . Isika ray sy reny no mpanabe voalohany ny zanatsika amin’ny fahaiza-miaina amin’ny alalan’ny fanehoantsika môdely tsara amin’izy ireo ao an-tokantrano .

Araka izany dia tsy mandeha ho azy amin’izao akory ny fivelaran’ny zaza amin’ny lafin’ny maha-olombelona azy . Mila ampiana izy mba hiroso eo amin’ny dingana tsara kokoa hatrany mankany amin’ny fahalehibiazana . Izany no atao hoe manabe .

Indrana: FANABEAZANA MIABO++++

Merci beaucoup maman isany àn❤️❤️Mamy loatra ianareo😍 alefa ihany ny Jp fa prix lancement io tsy maharitra ela🥰Fa izany ...
17/01/2026

Merci beaucoup maman isany àn❤️❤️Mamy loatra ianareo😍 alefa ihany ny Jp fa prix lancement io tsy maharitra ela🥰
Fa izany eo ihany fa izao no asa tanan’ilay olona hividianana an’Ilay kapa manjakely anie eh🤧😌❤️

Mila vaniny làva Ve ny zanakao????? Tsy misy hanaovana zavatra mihitsy????🤔Sao te ahazo sandales kely izy maman aannnhh😂...
14/01/2026

Mila vaniny làva Ve ny zanakao????? Tsy misy hanaovana zavatra mihitsy????🤔
Sao te ahazo sandales kely izy maman aannnhh😂😍
Masisou anie mahazo an’ireo sandales manjakely ireo io médaille anareo io ehh😍😍❤️

’sarea

Pour célébrer l’ouverture officielle de Baby’s Area, profitez d’une livraison GRATUITE sur tous vos achats ! 🍼✨Intéressé...
13/01/2026

Pour célébrer l’ouverture officielle de Baby’s Area, profitez d’une livraison GRATUITE sur tous vos achats ! 🍼✨

Intéressé(e) ?🤔
C’est simple 😜
✅ Choisissez votre modèle et la pointure (ou les mensurations du pied de votre bébé)
✅ Envoyez-nous un MP pour commander

Nb: sur commande uniquement

Address

Antananarivo

Telephone

+261326923484

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baby’s area posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Baby’s area:

Shortcuts

Share