13/07/2023
Akory aby e😁,Efa ireto daholo ndray ny fitaovana ho an'ny mpianatra hamakivakiana tao mpianarana vaovao e🤩Ekena fa mbola roboka anaty fialan-tsasatra isika zao nefa araraoty koa izany fotoana izany mba hiantsenana e😀Fa ho ezahina atao mirary daholo ny vidiny ka tongava maro ary😋tsy ireo ihany fa mbola maro ny article ilain'ny mpianatra kanefa tsy tafiditra ao anatin'ireo sary ireo,fa ny tena mety dia mandefa Mp na miantso ny laharana 0348210826/0346287254.Manao livraison manerana ny Madagasika