Vente à Mini Prix

Vente à Mini Prix Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vente à Mini Prix, Shopping & retail, Antananarivo.

22/05/2025

NY VADINAO ALOHA

Alohan’ny hampifalifaliana olona any ivelany, dia ataovy falifaly aloha ny vadinao.

Alohan’ny hanomezana fahasambarana ny hafa, dia ataovy sambatra aloha ny vadinao.

Alohan’ny hampirevena olona any ivelany, dia ampireveo aloha ny vadinao.

Alohan’ny hanomezanao vola olona rehefa avy nandray karama ianao, dia omeo aloha ny anjaran’ny vadinao.

Satria izy no mpiara-dia aminao…

💛 Raha sendra tsy eo ianao, izy no mijoro ho reny sy ho ray amin’ny zanakao.
💛 Raha sendra marary ianao, izy no mijanona eo anilanao amin’ny ora rehetra, amin’ny alina mangina sy andro mafy.
💛 Miasa mafy izy, tsy ho an’ny tenany, fa ho an’ny fahombiazanareo.
💛 Miatrika ny mafy rehetra izy, indraindray tsy miteny, fa mangina, mionona, manantena.
💛 Ary eny, na mafy aza ny fiainana, mitsiky foana izy mba tsy hitenenanao hoe leo ianao.

Tadidio :

🔔 Tsy hisy olona hahavita ny vitan’ny vadinao.
🔔 Tsy tokony ho hadino fa izy no antoky ny fianakavianao, ny fototra, ny fanahy ao an-trano.
🔔 Raha tsy mbola vonona ianao hanome lanja azy, hanome toerana voalohany azy, dia aleo tsy manambady aloha.

Fanajana. Fitiavana. Fifankatiavana. Ao no manomboka ny tena harena.

Réussir avec Martin

09/04/2025

🌾 RY MPONIN' I BETAFO, HANAMPY ANAO RESAKA KOJAKOJA FAMBOLENA SY FIOMPIANA, FANAFODY Sns ... MIDIRA ATO @ ITY GROUPE AMBANY ITY DAHOLO : 👇👇👇 https://facebook.com/groups/1353749029018170/

🟥 TSENA M BETAFO 📌 AVARATSENA BETAFO [Làlana makany Tatamarina].
📲 034.55.859.30
📲 033.54.794.23

Prix: 28 000 arRaha maka 2 Misy réduction beTena mora lotra oa,Haingana fa vitsivitsy sisa
10/02/2024

Prix: 28 000 ar
Raha maka 2 Misy réduction be
Tena mora lotra oa,
Haingana fa vitsivitsy sisa

⛔Jord 4 double lacet ⛔✅✅✅ Vitsy kely Ireo sisa fa omeko mora be
15/01/2024

⛔Jord 4 double lacet ⛔

✅✅✅ Vitsy kely Ireo sisa fa omeko mora be

11/01/2024
Prix: 60 000 ar fotsiny 😱Mp haingana ô 🏃‍♂️🏃‍♀️
11/01/2024

Prix: 60 000 ar fotsiny 😱
Mp haingana ô 🏃‍♂️🏃‍♀️

Vrai cuir ireto an
09/01/2024

Vrai cuir ireto an

09/01/2024
Air force montant
08/01/2024

Air force montant

🎉Promo vitæ fety 🎉⛔⛔Prix: 30 000 ar⛔⛔Pt: 36 à 44
04/01/2024

🎉Promo vitæ fety 🎉
⛔⛔Prix: 30 000 ar⛔⛔
Pt: 36 à 44

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente à Mini Prix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share