Ruth's Fandresena

Ruth's Fandresena Vente en ligne

10/08/2026
Tratry ny asaramanitra daholo eeeeπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬
25/06/2023

Tratry ny asaramanitra daholo eeee
πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

Mbola mandray commande hatrany izahay oTee-shirt 25000 misy loko maro azo isafidiananaCasquette 15000 fotsy ihany no lok...
19/06/2023

Mbola mandray commande hatrany izahay o
Tee-shirt 25000 misy loko maro azo isafidianana
Casquette 15000 fotsy ihany no loko misy
Afaka amboarina ny prix rah mbola hivarotra
Mandefa amin'ny faritra izahay tompoko

Amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena izao dia manana vokatra vaovao ho antsika rehetra indray izahayFotoana ampiratiana ...
18/06/2023

Amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena izao dia manana vokatra vaovao ho antsika rehetra indray izahay
Fotoana ampiratiana ny maha Malagasy antsika sy ny faritra misy antsika
Amin'ny vidiny mirary hatrany :25000ar
Misy casquette ihany koa a
Misy loko maro azo isafidianana
Manasa hiantso ny 0342367349
Na hiditra mp avy hatrany
TanΓ  no misy anay fa afaka alefa any amin'ny faritra rehetra misy antsika

Miarahaba ny raim-pianakaviana rehetra nahatratra ity andro anio ity.Ho tahian'Andriamanitra anie ianareo ahefa ny adidy...
18/06/2023

Miarahaba ny raim-pianakaviana rehetra nahatratra ity andro anio ity.
Ho tahian'Andriamanitra anie ianareo ahefa ny adidy masina eo anivon'ny ankohonana sy ny tanindrazana
Mankahery manokana ihany koa izay efa tsy eo anilan'ny ray intsony ny Tompo hameno ny banga rehetra nialany

Miarahaba antsika rehetra indray oEfa mamaraparana fandraisana commande fa aza tara Sur commande hatrany aMisy loko maro...
14/06/2023

Miarahaba antsika rehetra indray o

Efa mamaraparana fandraisana commande fa aza tara

Sur commande hatrany a

Misy loko maro azo isafidianana πŸ–€πŸ§‘πŸ’šπŸ’™πŸ€ŽπŸ€πŸ’œβ€οΈπŸ’–

Ny vidiny : 23000ar (manome prix de gros)

TanΓ  livraison gratuite, mandefa amin'ny faritra izahay na aiza na aiza

Mitohy hatrany ny fandraisana commande oooAmin'ny vidiny mirary hatranyMarihina fa ny alakamisy izao no fara-fandraisana...
12/06/2023

Mitohy hatrany ny fandraisana commande ooo

Amin'ny vidiny mirary hatrany

Marihina fa ny alakamisy izao no fara-fandraisana commande

Aza tara ary eeee

Ny taille sy ny couleur afaka isafidianana tsara

Vokatra vaovao hatranyKely sisa dia ho avy ilay 18juin izay anolorana fanomezana ho an'i dadaTee-shirt personnalisΓ© amin...
10/06/2023

Vokatra vaovao hatrany

Kely sisa dia ho avy ilay 18juin izay anolorana fanomezana ho an'i dada

Tee-shirt personnalisΓ© amin'ny vidiny mirary hatrany (efa misoratra amin'ny sary)

Livraison gratuite tanΓ , mandefa amin'ny faritra ihany koa izahay tompoko

Misy loko maro azo isafidianana πŸ’›πŸ’œπŸ€πŸ€ŽπŸ’™πŸ’šπŸ§‘πŸ–€β€οΈπŸ’–

Alefaso ary ny commande o.

Miarahaba antsika rehetra indray ooo Ireto ny tee-shirt ho an'i papaTee-shirt : 23000ar sy 25000ar (modèle 1&2)Casquette...
09/06/2023

Miarahaba antsika rehetra indray ooo

Ireto ny tee-shirt ho an'i papa

Tee-shirt : 23000ar sy 25000ar (modèle 1&2)

Casquette :15000ar

Livraison : 3000ar

Misy loko maro azo isafidianana

Address

Tana IV
Antananarivo
101

Telephone

+261342367349

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ruth's Fandresena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ruth's Fandresena:

Shortcuts

Share