Kaïs boutique

Kaïs boutique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kaïs boutique, Shopping & retail, Antananarivo.

Kaïs Boutique 💎
✨ Tsy mitafy fotsiny… fa MIJERY LUXE ianao!
👗 Mode tendance | 💄 Beauty | 👧 Accessoires
🔥 Prix mora nefa style premium
📍 Madagascar
🚚 Livraison rapide
📩 Commande en MP izao dia miova style avy hatrany

Tena trop kosa aloha Ilay atony mavo ee🥺
18/05/2026

Tena trop kosa aloha Ilay atony mavo ee🥺

11/05/2026

Salama daholo kiaa neny annn😘
Tsy misy hoe inona kia fa Mbola ao n'y kapa tsika Ann
Prix 12000ar monja
Pt 39 sy pt 40 sisa

Inona Ary ito fa de MBA manao aloha fa tsara iany❤️
09/05/2026

Inona Ary ito fa de MBA manao aloha fa tsara iany❤️

✨👟 KAPA Thaïlande 👟✨@ Ilay tinareo beKapa tena tsara sy tendance be 😍➡️ Pointure disponible : 37 • 39 • 40✔️ Mety amin’n...
08/05/2026

✨👟 KAPA Thaïlande 👟✨@ Ilay tinareo be
Kapa tena tsara sy tendance be 😍
➡️ Pointure disponible : 37 • 39 • 40
✔️ Mety amin’ny sortie sy andavanandro
✔️ Maivana sady confortable
✔️ Style manintona be 💫
⚡ Stock voafetra ka aza tara 😉
📩 Prix solde be 12000ar fotsiny
💖 Kaïs Boutique — “Tsotra nefa classe” 💖

Tiko rehefa afapo nareo🥰Mankasitraka daholo kia maman 🌺EFA kelikely sisa Ilay couche  lavable mafatifaty tsika ann..🌺Man...
08/05/2026

Tiko rehefa afapo nareo🥰
Mankasitraka daholo kia maman
🌺EFA kelikely sisa Ilay couche lavable mafatifaty tsika ann..
🌺Manasa anareo iditra mp Zay Mbola tsy nahazoo

Ndri MBA hakahaka sary vao maraina de Zao no ataony zalah 😁
08/05/2026

Ndri MBA hakahaka sary vao maraina de Zao no ataony zalah 😁

✨🍯 MIEL ROYAL – LUXE DORÉ 🍯✨Tantely voajanahary 100% 🤍Madio, matsiro ary feno otrikaina manampy amin’ny fahasalamana 💪💛 ...
07/05/2026

✨🍯 MIEL ROYAL – LUXE DORÉ 🍯✨
Tantely voajanahary 100% 🤍
Madio, matsiro ary feno otrikaina manampy amin’ny fahasalamana 💪
💛 Manampy hery sy tanjaka
💛 Tsara ho an’ny hery fiarovana
💛 Mety ho an’ny ankizy sy olon-dehibe
💛 Tsiro tena voajanahary tsy misy fangarony
📍 Mise en bocal tsara tarehy – mety ho cadeau ihany koa 🎁
💬 Commande maintenant fa voafetra ny stock!
📩 Mifandraisa aminay ao amin’ny page
— Kaïs Boutique 🌸

Salama daholo kia maman an 🥰Mbola disponible ny couche lavable an:🌺Couche 1+ insert 1 🌺Mety amin'ny Zaza 0mois -24mois🌺 ...
05/05/2026

Salama daholo kia maman an 🥰
Mbola disponible ny couche lavable an:
🌺Couche 1+ insert 1
🌺Mety amin'ny Zaza 0mois -24mois
🌺 Prix :10000ar
Maka maro 9000ar
👉Aza tara fa vitsivitsy iany ny stock tsika an

04/05/2026

Iza no manana annif androany ?Like ny page et partage de Tageo namana 3 rariva manao tirage..Gooo

04/05/2026
04/05/2026

Manjakely ne oa eee ❤️🥰 Prix mora nefa tsara 12000ar mandefa any amin'ny faritra

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaïs boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share