Navalona

Navalona Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Navalona, Antananarivo.

Hello hello ! Ela2 isika tsy nitafatafa. Ity ary aloha misy vaovao manitra be hoantsika mpankafia rhum arrang茅 馃グ馃グ脡vasion...
25/03/2026

Hello hello !
Ela2 isika tsy nitafatafa.
Ity ary aloha misy vaovao manitra be hoantsika mpankafia rhum arrang茅 馃グ馃グ

脡vasion Rhum

Any mihaona,Bisous 馃槝馃槝馃槝
26/11/2024

Any mihaona,
Bisous 馃槝馃槝馃槝

Miverina 1000% ny 茅nergie 馃ズ馃ズ馃グ
22/11/2024

Miverina 1000% ny 茅nergie 馃ズ馃ズ馃グ

馃搶 alatsinainy :s么sety s么sy馃搶Talata: sosety rony馃搶 Alarobia :sosety sy voanjo馃搶 Alakamisy :lasary sosety馃搶Zoma:mody apina hen...
21/11/2024

馃搶 alatsinainy :s么sety s么sy
馃搶Talata: sosety rony
馃搶 Alarobia :sosety sy voanjo
馃搶 Alakamisy :lasary sosety
馃搶Zoma:mody apina hena kely fefany馃槀馃槀.
Tafandria mandry daholo ehh馃槝馃槝

(Sary indrana)

Hitondra hery sy fahombiazana hoantsika rehetra anie ity herinadro ity馃拹馃槝馃槝
05/11/2024

Hitondra hery sy fahombiazana hoantsika rehetra anie ity herinadro ity馃拹馃槝馃槝

Misy olona sasany vao mahita azy ianao tonga dia sakafo no ao antsainao voalohany,hihi馃榿馃榿馃榿馃憠 Taguer-o kely eto ilay akama ...
31/10/2024

Misy olona sasany vao mahita azy ianao tonga dia sakafo no ao antsainao voalohany,hihi馃榿馃榿馃榿
馃憠 Taguer-o kely eto ilay akama tendak'anina be iny馃ケ

Ns么么么....Hande hanao vacances ihany fa nisy mana nilatsaka 馃馃ぃ
28/08/2024

Ns么么么....
Hande hanao vacances ihany fa nisy mana nilatsaka 馃馃ぃ

馃搶Tsy voatery hanana zavatra ngeza be vao hanomboka馃搶Trandraho ny talenta ananao馃搶Sahia miantomboka amin'izay kely misy eo ...
15/08/2024

馃搶Tsy voatery hanana zavatra ngeza be vao hanomboka
馃搶Trandraho ny talenta ananao
馃搶Sahia miantomboka amin'izay kely misy eo ampelatana fa aza menatra zany,tadidio fa ny erikikerika anie mahatondra-drano ehh
馃搶Fadio ny mampitaha ny tenanao amin'ny hafa satry ianao ihany no mahalala ny zavatra nolalovanao sy ny ady rehetra atrehanao
馃搶Dia farany ahhh馃グ馃グ馃グ
馃憠 MIFOHAZ脌馃尲 !
馃憠SORATY AMIN'ILAY FANTATRAO FA MENDRIKA ANAO NY TANTARAM-PIAINANAO DIA AVALONY ANY AMIN'IZAY NY LASA FA NY HOAVY BANJININA 馃檹馃挭

馃拹馃拹馃拹
07/08/2024

馃拹馃拹馃拹

07/07/2024

SALAMA ABY OHHH馃槉
Tsy misy idiran'ny resaka varotra mihintsy ity fa tranga matetika hita eny amin'ny firaha-monina dia andeha horesahan-tsika kely eto:
馃搶Misy fotoana isika renim-pianakaviana mandalo olana eo amin'ny sehatrin'ny asa mety hoe tsy mandeha mintsy ny tsena dia tsy mampiditra vola ao antrano,mety hoe very asa mintsy asa indraindray
馃搶Tena sahirantsaina sady manamelon-tena hoe izaho mo zany dia velomina ato fotsiny,ny fijerin'ny firaha-monina etsy andaniny.
馃搶Lalam-piainana daholo izany fa izao ataovy ao andoha hoe''MANANA ZO IANAO VELOMININ'NY VADINAO''
馃搶Rehefa miezaka sy manao izay azonao atao ianao dia aza manamelon-tena tsony mo ehhhh馃檹馃檹馃ズ
馃搶Io fikarakaranao ny ankohonanao io dia efa zava-dehibe lavitra,efa manohana ny vadinao ianao na dia ilay tsikitsinao mitsena azy avy rerakin'ny asa iny aza
馃搶Io ianao manasa lamba, mampiritrano, mikarakara mpianatra, mikarakara sakafo efa tena heritsaina be io
馃搶Fehiny ah:aza manamelon-tena intsony ianao,tsy mosy mahalala ny fipopopoponao mitady asa lava sy ny ady atrehanao isan'andro ireo firaha-monina mitsara anao ireo hoe vehivavy kamo velomim-potsiny..MANANA ZO IANAO VELOMININ'NY VADINAO FA IZAY KO ANEFA TSY MIDIKA HOE HIJANONA AMIZAO FA MILA MIEZAKA ,FA REHEFA TENA TSAMPANAO FA EFA MANAO IZAY AZONAO ATAO IANAO DIA AZA MANAMELOKA NY TENANAO馃檹

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Navalona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share