11/07/2026
🎉👕 T-SHIRTS VIERGES & PERSONNALISÉS SUR COMMANDE ! 👕
Mitady T-shirt kalitao hanaovana fanamiana na hampisongadina ny fikambananao ve ianao?
🤝 Miara-miasa amin'ny : 🏫 Sekoly ⛪ Fiangonana 🏢 Entreprises 👨👩👧👦 Associations 🎊 Fety rehetra (Famadihana, Mariage, Anniversaire, Baptême, Graduation, Team Building, Tournoi, sns.)
✅ Fanontana araka izay endrika tianao
✅ Loko maro azo isafidianana
✅ T-shirt kalitao sy mateza
✅ Vidiny mirary, misy prix de gros sy réduction amin'ny commande betsaka
📦 Commande minimum : 10 pièces
📞 Téléphone : 034 93 774 59
💬 WhatsApp : 032 88 944 15
📍 Manarintsoa Anatihazo