Nenin'i Va

Nenin'i Va FITSA AKONDRO

Salama tompokoFITSA ILAY MISILAKA ALOHA NO MISYFITSA ILAY FENO afaka tonga de micomande fa TALATA 26 mai no tonga   14 0...
23/05/2026

Salama tompoko

FITSA ILAY MISILAKA ALOHA NO MISY
FITSA ILAY FENO afaka tonga de micomande fa TALATA 26 mai no tonga
14 000ar/kg

-avy any Antsohihy, tsy misy fasika, ary mamy

11 000ar/kg -5kg
10 000ar/kg +5kg

8 500ar/kg + 30kg (sur commande)

Afaka miditra hafatra miafina avy hatrany

Toerana TANJOMBATO

MIRARY SOA ho antsika rehetra e!!!

Salama tompokoTonga indray arrivage FINTSA na PITIKA manaraka, avy any Antsohihy, misy karazan 2:*FINTSA FENO (Ilay tsy ...
09/05/2026

Salama tompoko

Tonga indray arrivage FINTSA na PITIKA manaraka, avy any Antsohihy, misy karazan 2:

*FINTSA FENO (Ilay tsy misilaka)
14 000ar/kg

*FINTSA MISILAKA
11 000ar /kg (en détail, -5kg)
10 000ar/kg (en gros, en sachet)
9 000ar/kg (en gros, en vrac)

*RAHA MISY LIANA AMIN’NY KITAPO (+30kg), afaka manome koa izahay

Tongava hafatra miafina aza amin’ny commande
Afaka manao livraison izahay
Afaka mandefa amin’ny faritra
Toerana misy anay: ANKADY TANJOMBATO

Misaotra sy mankasitraka ho an’ny fahatokisana anay.

Mirary soa eee

03/05/2026

Bonsoir!
Remarque kely an!
Commande avant 8h du soir iani no afaka atao livraison ni ampitso a!!!
Misaotra anao sahady

Salama daholoFINTSA NA PITIKA ho an'zay mankafyAvy any Antsohihy BefotakaAkondro misilaka 2 an*en detail 10 000ar/kg*en ...
03/06/2025

Salama daholo

FINTSA NA PITIKA ho an'zay mankafy
Avy any Antsohihy Befotaka
Akondro misilaka 2 an
*en detail 10 000ar/kg
*en gros. 9 000ar/kg
Misi aminizai quantité tadiavinao (250g_500g)

Commande ary en MP na 0342748043
Afaka manao livraison ary afaka recuperena ihany koa aty Tanjombato

NB Misaotra anao izay nankafy hatrany depuis nanaovako vente en ligne!!
Que Dieu soit avec nous tous!!

BonjourAMIN'NY VIDINY VAO2 SADY MORAFINTSA NA PITIKA ho an'zay mankafyAvy any Antsohihy BefotakaAkondro misilaka 2 an*en...
24/05/2025

Bonjour

AMIN'NY VIDINY VAO2 SADY MORA

FINTSA NA PITIKA ho an'zay mankafy
Avy any Antsohihy Befotaka
Akondro misilaka 2 an
*en detail 10 000ar/kg
*en gros. 9 000ar/kg
Misi aminizai quantité tadiavinao (250g_500g)

Commande ary en MP na 0342748043
Afaka manao livraison ary afaka recuperena ihany koa aty Tanjombato

NB Misaotra anao izay nankafy hatrany depuis nanaovako vente en ligne!!
Que Dieu soit avec nous tous!!

Bonsoir daolo eeee!!!Ndao ndray ary eeee!!! ARRIVAGE 2025FINTSA NA PITIKA ho an'zay mankafyAvy any Antsohihy BefotakaAko...
14/05/2025

Bonsoir daolo eeee!!!
Ndao ndray ary eeee!!! ARRIVAGE 2025
FINTSA NA PITIKA ho an'zay mankafy
Avy any Antsohihy Befotaka
Akondro misilaka 2 an
*en detail 12 000ar
*en gros. 10 000ar

Commande ary en MP na 0342748043
Afaka manao livraison ary afaka recuperena ihany koa aty Tanjombato

NB Misaotra anao izay nankafy hatrany depuis nanaovako vente en ligne!!
Que Dieu soit avec nous tous!!

Bonsoir. manimanitra manjabe bé ndrai ni ato amitsika!! Afaka misafidi Zay tiana hianao, n'a handeha hiasa n'a handeha h...
22/10/2024

Bonsoir.

manimanitra manjabe bé ndrai ni ato amitsika!!
Afaka misafidi Zay tiana hianao, n'a handeha hiasa n'a handeha hianatra n'a hamonjy lanonana, surtout hande hivavaka
Provenance Dubaï
Vrai cuir
Prix 70 000ar
Contact 0342748043

NB : mbola misy hatrany n'y FINTSA AVY ANTSOHIHY sy KAVINA INOXYDABLE

Bonjour daoloMbola misy koa n'y kavina inoxydableAfak manambatra lot (6) 12 000arFa singany Dia 3000arLieu Tanjombato034...
15/10/2024

Bonjour daolo

Mbola misy koa n'y kavina inoxydable
Afak manambatra lot (6) 12 000ar
Fa singany Dia 3000ar
Lieu Tanjombato
0342748043

Address

Tanjombato
Antananarivo
101

Telephone

+261349175546

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nenin'i Va posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share