07/09/2024
Salama tompoko!
Ho anao "mpanao vente en ligne"
Izahay dia afaka ametrahanao fahatokisana amin'ny livraison izay ataonao
Amin'ny sarany mirary
Manomboka amin'ny dimy arivo ariary(5000 ar)
Ho anareo izay mila taxi moto ihany koa
Dia afaka maka sy manatitra anao izahay amin'ny sarany tena mirary ihany koa
Manomboka ny dimy ariary(5000 ar)
Izahay dia afaka manao ny asa hirakiraka rehetra,ka manasa anareo izay liana hiditra ao amin'ny hafatra miafina tompoko
Mankasitraka amin'ny fahatokisana sy fiara-miasa tompoko🙏🙏