Tantely Ventiny Azo antoka

Directions

Tantely Ventiny Azo antoka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tantely Ventiny Azo antoka, Shopping & retail, ambohimangakely frienda, Antananarivo.

Tantely Ranony Azo antoka 22000Ar/lManao livraison isaky ny jeudi .034 07 905 75 Mme TyahMisaotra tompoko.
23/01/2023

Tantely Ranony Azo antoka 22000Ar/l
Manao livraison isaky ny jeudi .
034 07 905 75 Mme Tyah
Misaotra tompoko.

23/01/2023

Mois D'août indray vao misy ny tantely ventiny fa ranony no dispo izao.
Merci.

Misaotra antsika rehetra nandray Anjara tamin'ny tantelinayEzahana ho tsara hantrany ny vokatra. 😊 Ny ventiny efa lany f...
13/12/2022

Misaotra antsika rehetra nandray Anjara tamin'ny tantelinay
Ezahana ho tsara hantrany ny vokatra.
😊 Ny ventiny efa lany fa ny ranony no mbola betsaka 😊
Manome prix de gros Izahay ho an'i zay Maka +2l Izany hoe 3 litre miakatra 😊
🎫🎫 Vidiny 22000Ar /litre
🎫🎫 20000 Ar/litre ny prix de gros.
🍯 🍯 Tsarovy fa ny fampiasainao ny tantely pur dia mahatsara ny fahasalamana indrindra ho an'ny reny sy ny Zaza 👩‍👦
🛵Manao livraison Manerana ny Nosy Izahay.
Afaka jerenao mivantana eo Ambohimangakely ihany Koa ny Tantely Ventiny Azo antoka
📲📲 034 07 905 75
📲📲 034 84 139 71 Mme Tyah
❤️Mankasitraka tompoko 😊

21/10/2022
Ambohimangakely no misy anay ry zareo aaa☎️034 84 139 71Jp+numéro +TOERANA EXACT😊Ilana Tsiny izay tsy Mahazo satria kely...
14/10/2022

Ambohimangakely no misy anay ry zareo aaa
☎️034 84 139 71
Jp+numéro +TOERANA EXACT
😊Ilana Tsiny izay tsy Mahazo satria kely sisa dia amin'ny arrivage manaraka indray 😊
NB: Mardi sy Jeudi ny livraison antsika tompoko😊

🚚🚚Manao livraison Manerana ny Nosy.

💴💴16 000 Ar/kg [15000Ar/kg prix de gros]
💴💴22000Ar /l [20000Ar/l prix de gros]
😊 Misaotra Tompoko.

🏜️🏜️Andao indray ary hiaraka hilalao amin'ny Tantely ventiny Azo antoka eee 🎈🎈😊Ireto àvy ny conditions😊🍋🍋Manao j'aime ny...
13/10/2022

🏜️🏜️Andao indray ary hiaraka hilalao amin'ny Tantely ventiny Azo antoka eee 🎈🎈

😊Ireto àvy ny conditions😊

🍋🍋Manao j'aime ny pejy Tantely Ventiny azo antoka.
🍯🍯Mentionnées olona 5 namanao.
🍯🍯Partageo ao amin'ny groupe 2 misy anao.

💴💴Valisoa vola 1°:15000Ar
2°: 10000 Ar
3°: 5000Ar
4°:3000Ar
😊😊Olona 4 be izao no hisitraka ny valisoa
Ndao ary eeeee🎈🎈🎈🎈

🍒🍒Salama aby o🍒🍒Eee! Raha te hahazo fahasalamana malaky ianao dia misy mahasoa anao ity.🐝🐝Tantely pur, Tena tsara, manit...
10/10/2022

🍒🍒Salama aby o🍒🍒

Eee! Raha te hahazo fahasalamana malaky ianao dia misy mahasoa anao ity.

🐝🐝Tantely pur, Tena tsara, manitra be, mahafa po,🐝🐝
🏥⚓Azo atao fanafody tsara, soin visage, atao amin'ny sakafo 🍯🥃
🐝🐝🐝Be dia be ny soa azo àvy aminy indrindra ho an'ny olona diabetika, marary vavony, misy cancer, asmatique, Taiza kohoka....
🍯🍯Aza misalasala fa pur tsara Ilay Tantely tompoko🍯🍯
💴💴Vidiny 16000ar /kg Ilay ventiny (efa anaty barquette io😊) PRIX DE GROS 15000AR +2kg
💴💴22000Ar /l anaty boîte cacheté io. PRIX DE GROS 20000 Ar+2kg
Toerana tsy miova Ambohimangakely amin'ny faran'ny Rond point.
NB :Mardi sy Jeudi Ny livraison antsika tompoko.

😊😊Ho antsika mpanjifa, miditra mp dia lazaina ny toerana exacte tsara dia apetraka ao ny numéro 😊
☎️☎️034 07 905 75
☎️☎️034 84 139 71 Mme Tyah
🚒🚒Manao livraison Manerana ny Nosy
😊Dia izao ry zareo aaa ny tantely pur dia tsy maints mandry rehefa mijanona maharitra fa tsy atahorana ho simba😊
Mirarisoa ary eee ! 😘

Address

Ambohimangakely Frienda
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tantely Ventiny Azo antoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share