Longrich.mg

Longrich.mg Vente des produits naturels Vente des produits Longrich

Salama daholo e! 👋Rahampitso izy ity, ary efa kely sisa ny toerana 👇Tongava na dia hihaino fotsiny ary hoe inona no tena...
08/10/2021

Salama daholo e! 👋
Rahampitso izy ity, ary efa kely sisa ny toerana 👇
Tongava na dia hihaino fotsiny ary hoe inona no tena marina amin'ity Longrich ity 🥰
Avy eo malalaka ny fanapahan-kevitrao hoe hiditra sa tsia 😎
Fandrio ao amin'ny mp ary ny anaranao dia mitondrà namana 👍

Tongasoa ianareo, dia mirary anareo mba ahita fahombiazana amin'ity business ity.Isika izay te ho namanay koa, aza misal...
23/09/2021

Tongasoa ianareo, dia mirary anareo mba ahita fahombiazana amin'ity business ity.

Isika izay te ho namanay koa, aza misalasala mandefa mp fa mandray anao izahay 🥰

Tongasoa _John_Amie 🎈🎈🎈Isaorana ny Tompo fa misy foana ny ray aman-dreny sahy manangana ho avy mamiratra ho an'ny tarana...
12/08/2021

Tongasoa _John_Amie 🎈🎈🎈

Isaorana ny Tompo fa misy foana ny ray aman-dreny sahy manangana ho avy mamiratra ho an'ny taranany 🙏.

Miarahaba an'i ( ) nahavita izay dingana izay 🏆

Ho anao maniry ny hiara hiasa aminy dia afaka miresaka aminy amin'ny mp.

👉Tsarovy fa mbola mitohy ny promotion, mividy produits dia tafiditra ho mpandraraha ato amin'ny .

  👉 lova ho an'ny taranaka 🥰Félicitations   pour ton premier diamant 🤝Mirary fahombiazana hatrany 🏆Ianao tanora toa azy ...
07/08/2021

👉 lova ho an'ny taranaka 🥰

Félicitations pour ton premier diamant 🤝
Mirary fahombiazana hatrany 🏆

Ianao tanora toa azy 👉 aza ankininina amin'ny hafa ny ho avinao fa raiso an-tànana dieny izao.
Ho anao ray aman-dreny 👉 homano dieny izao ny ho avin'ny zanakao.

Tsarovy fa amin'izao izao dia mividy produits (50.000Ar) monja dia tafiditra mpikambana ato amin'ny . Tonga mpandraraha, mandray vola isan-kerin'andro toa azy 😍.

Aza misalasala ary fa vonona hamaly anao ao amin'ny izahay 👋

Faly be foana izahay rehefa misy tanora vonona handray an-tànana ny ho aviny ☺️Tongasoa   dia mirary fahombiazana ho ana...
05/08/2021

Faly be foana izahay rehefa misy tanora vonona handray an-tànana ny ho aviny ☺️
Tongasoa dia mirary fahombiazana ho anao.
Isika izay maniry hiditra ao anaty ekipany, dia manasa anao handefa mp aminy .

05/08/2021

Ho anao izay misalasala
Ho anao ilay tsy mety mahazo valiny mazava
Ho anao ilay te handroso nefa sakanan'ny fiaraha-monina
Arnaque ve ny Longrich?
Mamaly izany ny leader

Amin’ny zoma izao ny fotoana, tongava raha te ahalala kokoa ny momba ny business longrich sy ilay promotion 50 000Ar, to...
28/07/2021

Amin’ny zoma izao ny fotoana, tongava raha te ahalala kokoa ny momba ny business longrich sy ilay promotion 50 000Ar, tolotra manokana ho anao.
Fandrio ao amin’ny mp ny toeranao 👇

Aza atao ambanin-javatra ny ara-panahinao ❤Mirary Alahady feno fahasoavana ho antsika rehetra 🥰
25/07/2021

Aza atao ambanin-javatra ny ara-panahinao ❤
Mirary Alahady feno fahasoavana ho antsika rehetra 🥰

🔴  PROMOTION BE NY FIDIRANA MEMBRE LONGRICH 🔴Manomboka izao hatramin’ny 30 Septembre 2021Mividy pack 50 000Ar fotsiny di...
22/07/2021

🔴 PROMOTION BE NY FIDIRANA MEMBRE LONGRICH 🔴
Manomboka izao hatramin’ny 30 Septembre 2021
Mividy pack 50 000Ar fotsiny dia tafiditra 🥰 oui DIMY ALINA ARIARY fa tsy #420.000Ar toy ny mahazatra.
Araraoty ary e! Midira mp raha mila fanazavana fanampiny 👍

Mety foana izy ity na ho an’ny vehivavy na ho an’ny lehilahy misy hémorroïdes  na koa manana olana amin’ny prostate.Afak...
13/07/2021

Mety foana izy ity na ho an’ny vehivavy na ho an’ny lehilahy misy hémorroïdes na koa manana olana amin’ny prostate.
Afaka jifainao eto amin’ny pejy 👇

Address

Ouest Ankadimbahoaka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Telephone

+261326776058

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Longrich.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share