01/04/2025
Zaraina amintsika ny fitaovana ampiasainay hanomezana fahafaham-po anareo.😁
Ny fiantsontsika azy mahazatra dia mélamine fa kosa MDF no tena anarany.
Koa aza misalasala raha mila fanaka tsara sy mateza ianao🤩
📱034 07 804 49 na MP💻