Shopping Frip - mora vidy

Shopping Frip - mora vidy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shopping Frip - mora vidy, Shopping & retail, Antananarivo.

Volana AoΓ»t πŸ—’οΈ Hafanaintsika kely amin'ny promotions aza izao fiandohany izao e πŸ˜±πŸ˜±πŸ‘‰Tsy mihoatra ny 25.000ar avokoa ⚠️Jer...
03/08/2023

Volana AoΓ»t πŸ—’οΈ
Hafanaintsika kely amin'ny promotions aza izao fiandohany izao e 😱😱
πŸ‘‰Tsy mihoatra ny 25.000ar avokoa ⚠️
Jereo izay mety dia anontanio aza eπŸ‘‡πŸ‘‡

Salama daholo indray ary eee πŸ™ŒπŸ‘Mitady kiraro friperie tsara ho an'ny ankizy? πŸ€—πŸ™ˆIzay indray ny tolotra vaovao, koa manasa...
17/04/2023

Salama daholo indray ary eee πŸ™ŒπŸ‘
Mitady kiraro friperie tsara ho an'ny ankizy? πŸ€—πŸ™ˆ
Izay indray ny tolotra vaovao, koa manasa anareo hiditra mp @ compte HobyHoby Malalatiana AndriamparanyaHoby Malalatiana AndriamparanyrHoby Malalatiana Andriamparany izy voavaly haingana be πŸ™ˆπŸ˜πŸ˜…
Na πŸ“± 034 36 417 77
Ireto aza misy tolotra vitsivitsy , ndao ary e, Γ  vos claviers πŸ“²

Salama daholo oooo....Hiantsena ve? Handefa promotion be izahay androany Γ  πŸ˜±πŸ˜±πŸ€—πŸ›’Ndao ary eee...Converse montante 36/37 po...
21/02/2023

Salama daholo oooo....
Hiantsena ve?
Handefa promotion be izahay androany Γ  πŸ˜±πŸ˜±πŸ€—πŸ›’
Ndao ary eee...
Converse montante 36/37 pointure aza e
Fripe bon Γ©tat daholo ny antsika
Go go aza e
πŸ“²034 36 417 77 ou mp avy hatrany
PossibilitΓ© de livraison

Mmmmhhhh.....Hello les 42 pointure πŸ€—Ireto aza ny tolotra ho anareo e... Ataovy ny safidy fa tena  vrai ireo a, MATEZA ts...
05/02/2023

Mmmmhhhh.....
Hello les 42 pointure πŸ€—
Ireto aza ny tolotra ho anareo e...
Ataovy ny safidy fa tena vrai ireo a,
MATEZA tsara eee πŸ‘’πŸ‘’πŸ‘ŒπŸ‘Œ
Ataontsika Γ§a va be
Go go go ....
Mp j'y hatrany
☎️ 034 36 417 77

Salama daholo eee...Andao indray hiantsena e πŸ‘ŸπŸ‘žπŸ‘‘πŸ‘’πŸ›οΈπŸƒEntana vao tonga  πŸ‘ŒπŸ‘βœ”οΈAza misalasala, ataovy aza ny safidinao β˜ΊοΈπŸ›’Fri...
02/02/2023

Salama daholo eee...
Andao indray hiantsena e πŸ‘ŸπŸ‘žπŸ‘‘πŸ‘’πŸ›οΈπŸƒ
Entana vao tonga πŸ‘ŒπŸ‘βœ”οΈ
Aza misalasala, ataovy aza ny safidinao β˜ΊοΈπŸ›’
Fripe bon Γ©tat hatrany ny antsika
PossibilitΓ© de livraison
Mp n'a πŸ“±034 36 417. 77

Salama harivariva oooo⏳⏳Omena vahana kely ianareo 43 pointure ary e πŸ‘žπŸ‘žπŸ˜‰Friperie   πŸ‘Œβœ”οΈ25.000arGo go go..... πŸƒπŸƒ
26/01/2023

Salama harivariva oooo⏳⏳
Omena vahana kely ianareo 43 pointure ary e πŸ‘žπŸ‘žπŸ˜‰
Friperie πŸ‘Œβœ”οΈ
25.000ar
Go go go..... πŸƒπŸƒ

Iza ireo manana bandikely ary ooo 😍Kiraro mihaja kely ndray ity tolotra ity, πŸ‘žπŸ‘žFriperie sans dΓ©faut πŸ‘ŒπŸ‘ 35 pointure15.000...
25/01/2023

Iza ireo manana bandikely ary ooo 😍
Kiraro mihaja kely ndray ity tolotra ity, πŸ‘žπŸ‘ž
Friperie sans dΓ©faut πŸ‘ŒπŸ‘ 35 pointure
15.000 ar dia anao io
Ndao ndray ary eee!! πŸƒπŸ˜Ž

Air Jord 23, Tendance be fa araraoty πŸ”Šβœ”οΈπŸƒπŸƒMbola vaovao izy roa ireo, 42 pointureAuthentique hatranyMp aza eeee.... 😍
24/01/2023

Air Jord 23,
Tendance be fa araraoty πŸ”Šβœ”οΈπŸƒπŸƒ
Mbola vaovao izy roa ireo, 42 pointure
Authentique hatrany
Mp aza eeee.... 😍

Manakory harivariva ary ooo πŸ˜‰πŸ˜ŽβŒšIza no liana amin'ireto? Alefako commentaire izay anontanianao Ndao ndray ary e πŸ””πŸ“²πŸ“£
18/01/2023

Manakory harivariva ary ooo πŸ˜‰πŸ˜ŽβŒš
Iza no liana amin'ireto?
Alefako commentaire izay anontanianao
Ndao ndray ary e πŸ””πŸ“²πŸ“£

Address

Antananarivo

Telephone

+261343641777

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping Frip - mora vidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share