Miora Shop

Miora Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Miora Shop, Shopping & retail, Antananarivo.

Faly miarahaba antsika namana sy tapaka 😊 Aza hadino fa mbola misy maro ilay Savon Barre Brilliant 🧽📌 Prix de détail tsy...
13/12/2022

Faly miarahaba antsika namana sy tapaka 😊
Aza hadino fa mbola misy maro ilay Savon Barre Brilliant 🧽
📌 Prix de détail tsy miova 7.000Ar/Pièce
📌 Prix de gros (+10 pièces) 6.500Ar

Misy ihany koa ny Citron Barre izay amin'ny vidiny mirary
📌 Prix de détail 9.000Ar/Pièce
📌 Prix de gros (+6 pièces) 8.600Ar

Ilay vovon-tsavony Ultra Qi 1,3Kg kosa indray dia 30.000Ar

Aza hadino fa mandefa amin'ny Faritra ihany koa isika 🚛

Alefaso hafatra miafina ary ny Commande tsika eh 📩
Contact +261 33 71 588 32 📞

'' Ny Tsara nefa mora hatrany ''

Miarahaba antsika namana sy tapaka 😊 mbola misy hatrany ilay Savon Brilliant Parfum Citron a 🍋Ny vidiny tsy miova :🎯 Pri...
22/11/2022

Miarahaba antsika namana sy tapaka 😊 mbola misy hatrany ilay Savon Brilliant Parfum Citron a 🍋
Ny vidiny tsy miova :
🎯 Prix de détail 7.000Ar/Pièce
🎯 Prix de gros (+10) 6.500Ar

Ilay vovon-tsavony Ultra Qi 1,3Kg kosa indray dia 30.000Ar ny vidiny 🤩

Aza adino fa mandefa Province foana ihany koa isika 🚛
Alefaso MP ary ny Commande tsika e 😊
Contact +261346048803/ +261337158832

'' Ny Tsara nefa mora hatrany '' 🥰

Mandefa Province ihany koa isika anh 🚚Aza matahotra fa mbola misy maro ato ho an'ireo izay tsy mbola nahazo ilay Savon b...
17/11/2022

Mandefa Province ihany koa isika anh 🚚
Aza matahotra fa mbola misy maro ato ho an'ireo izay tsy mbola nahazo ilay Savon barre Brilliant parfum citron🍋
📌 Prix de détail 7.000Ar
📌 Prix de gros (+10) 6.500Ar
Alefaso ary ny commande tsika oh 😊

Savon barre brillant parfum citron🍋🛑 Mandroatra bé🛑mateza tsara🛑Tsy miboledaka🛑Tsy manimba tanana🛑 Mety @ lamba rehetra👉...
14/11/2022

Savon barre brillant parfum citron🍋
🛑 Mandroatra bé
🛑mateza tsara
🛑Tsy miboledaka
🛑Tsy manimba tanana
🛑 Mety @ lamba rehetra
👉👉👉 7000ar/ 1 😲😲😲
Livraison possible pour 2 barres au plus, afaka récupére- na ihany koa.
📢📢📢 Prix de gros + de 10🥰🥰🥰 6500 ar
Aza misalasala ary mandefa ny commande e!!!
Nareo sisa no andrasana🏃🏃🏃🏃

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miora Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share