Manja Fashion

Manja Fashion Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manja Fashion, Shopping & retail, 67Ha, Antananarivo.

19/05/2025
15/05/2025

Hello🤩🤩🤩

Maka aina kely eBonne nuit mes amis
14/05/2025

Maka aina kely e
Bonne nuit mes amis

14/05/2025
Te ho any ah fa tsy afaka e🥺🤩
13/05/2025

Te ho any ah fa tsy afaka e🥺🤩

13/05/2025

‼️ Antso miantefa aty amintsika tanora.

12/05/2025

❌AZA HADINO: ZAVA-DEHIBE IANAO❌

🌺Tsy hoe satria mbola tsy tonga amin'ny tanjonao ianao androany dia midika hoe tsy ho tonga any intsony.
⚡ Ny fahombiazana dia vokatr’ilay faharetana,
⚡ Ny faharetana dia midika hoe mijoro rehefa lavo.
Aza avela hilaza aminao ny hadisoana natao hoe lany fotoana ianao. Ny lesona avy amin'ny hadisoana no manamafy anao.

Indraindray, ny zavatra tsy azontsika dia alefan’ny lanitra ho fitsapana. Tsy hoe hanimba antsika, fa hanefy sy hampitombo antsika.
🎈 Raha tsy miala amin’ny lalana ianao, dia ho tonga amin’ny tsara indrindra ho anao.

Mirary soa antsika rehetra, vitantsika miatrika io ady io na sarotra sy mafy aza☺️🥰
Araho hatrany ny page Heaven Shop ary aza adino ny manasa ny namana hi-abonner😘

Lundi
12/05/2025

Lundi

Abonneo ny page Heaven Shop ♥️
12/05/2025

Abonneo ny page Heaven Shop ♥️

12/05/2025

Address

67Ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manja Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share