𝓣𝓲𝓪𝓡𝓪

𝓣𝓲𝓪𝓡𝓪 TiaRa vous offre des articles à prix abordables surtout pour les petits budgets. Rendez-vous en MP🤗

NIKE SB - VAOVAO BE 😍Pt 36 - 44Prix : 40 000 AR🚌LIVRAISON PARTOUT À MADAGASCAR⚠ RECUPERATION POSSIBLE
08/01/2025

NIKE SB - VAOVAO BE 😍
Pt 36 - 44

Prix : 40 000 AR

🚌LIVRAISON PARTOUT À MADAGASCAR

⚠ RECUPERATION POSSIBLE

🦋HELLO SEPTEMBER🦋Volana vaovao indray oh😍 Eto foana izahay manolotra "articles" tsara kalitao sy mora be ho anareo.😍Alef...
01/09/2023

🦋HELLO SEPTEMBER🦋

Volana vaovao indray oh😍
Eto foana izahay manolotra "articles" tsara kalitao sy mora be ho anareo.😍

Alefaso ao amin'ny commentaires indray ary izay articles tianareo atolotry ny pejy mandritra ity volana ity.🥰

💋LOT DE 8 GLOSS MATTE💋Noho ny fangatahan'ny maro Dia ho averina indray izy ity : - 8 couleurs différentes dans une seule...
29/08/2023

💋LOT DE 8 GLOSS MATTE💋

Noho ny fangatahan'ny maro Dia ho averina indray izy ity :

- 8 couleurs différentes dans une seule boîte
- Sans transfert
- Effet naturel
- Waterproof
- Lot inséparable

🌟 Prix : 10 000 Ariary

🚴Livraison à partir de 3 000 Ariary
(Récupération possible)

🌸BAUME À LÈVRES VASEINA🌸- Manamavokely ny molotra -Mamerina ny molotra ho natoraly-Mitsabo ny molotra vakivaky -Manamand...
25/08/2023

🌸BAUME À LÈVRES VASEINA🌸

- Manamavokely ny molotra
-Mamerina ny molotra ho natoraly
-Mitsabo ny molotra vakivaky
-Manamandina sy miaro ny molotra

Parfum dispo : fraise🍓

🌟Prix : 5 000 Ar l'unité

🚴Livraison et récupération possible

Hey giiiiirls❤️❤️❤️Voici notre petit promo du mois pour prendre soin et enjoliver encore plus vos précieuses lèvres : 💋L...
24/08/2023

Hey giiiiirls❤️❤️❤️
Voici notre petit promo du mois pour prendre soin et enjoliver encore plus vos précieuses lèvres :

💋Lot de 5 gloss matte : 12 000 Ariary
💋Lot de 8 gloss matte : 10 000 Ariary
💋Lot de 6 baumes à lèvres : 7 000 Ariary

Faites votre choix et rendez-vous en MP pour commander🙃

⚠️Stock très limité

🚴Livraison à partir de 3 000 Ariary
(Récupération possible)

Miarahaba an'ireo izay afa-panadinana Baccalauréat rehetra.💜💜💜Mampahery an'ireo izay tsy nahomby ihany koa. Tohizo sy ha...
20/08/2023

Miarahaba an'ireo izay afa-panadinana Baccalauréat rehetra.💜💜💜
Mampahery an'ireo izay tsy nahomby ihany koa. Tohizo sy hatsarao foana ny ezaka fa tsy maintsy tratra foana ny tanjona.💜💜🙃

⚠️Maromaro ny articles azo atao fanomezana ato amin'ny pejy. Tsara be daholo nefa sady mora.🤗

Re-bonjour🥰Ireto àry ilay voasarika tamin'ilay lalao crédit.❤❤Manasa anareo 3 mba hiditra MP azafady.🤗Mazotoa daholo iza...
18/08/2023

Re-bonjour🥰

Ireto àry ilay voasarika tamin'ilay lalao crédit.❤❤

Manasa anareo 3 mba hiditra MP azafady.🤗

Mazotoa daholo izay mbola eo am-pisafoanana amin'izao fotoana izao🤗❤

💋LOT DE 5 GLOSS MATTE💋- 5 Gloss dans une seule boîte 😍 - Des couleurs avec des rendus très classes et glamours💃   - 8087...
16/08/2023

💋LOT DE 5 GLOSS MATTE💋

- 5 Gloss dans une seule boîte 😍
- Des couleurs avec des rendus très classes et glamours💃
- 8087, 920, 5460, 609, 1711
- Lot inséparable 🤗

🌟Prix du lot : 12 000 Ar

Livraison et récupération possible

⚠️ PROMOTION COLLIER INOXYDABLE (TSY MIOFO)~•~•~•~•~• TOUT À 4 500 Ariary •~•~•~•~•~•~Mba ho fanomezana fahafaham-po ana...
15/08/2023

⚠️ PROMOTION COLLIER INOXYDABLE (TSY MIOFO)

~•~•~•~•~• TOUT À 4 500 Ariary •~•~•~•~•~•~

Mba ho fanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa hatrany Dia manao promo an'ireto collier inoxydable manjakely ireto izahay.😍

Ka ataovy dieny izao ary ny safidy satria tolotra manam-petra ity fa efa ho avy manko ny arrivage manaraka 🥺

🚴Livraison et récupération possible

Heyyyy💜💜Faly be fa feno 500 Followers ny pejintsika🎉😍Tsy tanteraka moa izany raha tsy teo ianareo manohana anay foana.❤️...
14/08/2023

Heyyyy💜💜
Faly be fa feno 500 Followers ny pejintsika🎉😍

Tsy tanteraka moa izany raha tsy teo ianareo manohana anay foana.❤️❤️

Mba ho fisaorana an'ireo mpanaraka sy ireo mbola hanaraka ny pejy dia asiantsika lalao kely.😍

Hizara crédit 2 000 Ar avy ho an'olona 3 izahay fa mba ahafahanao mandray anjara dia ireto misy fepetra vitsivitsy🤗 :
🌟Asio j'aime sy abonneo ny pejy
🌟Ataovy partage mode public ity publication ity
🌟Asao hi-j'aime ny pejy ny namanao rehetra (Inviter tous les amis) ka asio capture ao amin'ny commentaires miaraka amin'ilay opérateur anao (Orange / Telma / Airtel)

🗳️ Atao amin'ny zoma ny fisarihana.

⚡Rehefa feno 1K ny mpanaraka ny pejy Dia asiantsika GIVE AWAY indray😍😍

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓣𝓲𝓪𝓡𝓪 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share