New Hopes Shop Serv

New Hopes Shop Serv Shopping et vente au détail

OFFRE SPÉCIALE : GILET & TEE-SHIRT KALITAO TSARA KANEFA Vita Malagasy.Izahay eto  Hopes Shop Serv dia afaka manamboatra ...
05/04/2026

OFFRE SPÉCIALE : GILET & TEE-SHIRT KALITAO TSARA KANEFA Vita Malagasy.
Izahay eto Hopes Shop Serv dia afaka manamboatra Gilet doudoune sy Tee shirt: Na ho an'ny tenanao manokana, na ho an'ny tarika misy anao, manana ny tsara indrindra ho anao izahay.

✨ Inona no azo isafidianana?

Gilet Doudoune: Mafana, maivana, ary manome bika kanto (Design moderne).

Tee-shirt 100% Coton: Malemilemy, mateza, ary mahazo aina tsara rehefa hanaovana.

Meilleur Qualité: Vita amin'ny akora tsara sy "finition" madio tanteraka.

🤝 TOLOTRA MANOKANA HO AN'NY REHETRA! 🤝
Tsy vitany hoe mivarotra antsinjarany fotsiny izahay, fa vonona ihany koa hiara-hiasa sy hanome vidiny manokana ho an'ireo maka maro toy ny:

⛪ Fiangonana (Chorale, Sampana, sns)
⚽ Klioba sy Fikambanana ara-panatanjahantena
💼 Orinasa sy Societe (Ho an'ny fanamiana na "Projet" manokana)
👥 Vondrona na Olon-tsotra manana hetsika (Événement) hotanterahina

Mila fanamiana mitovy sy tsara kalitao ve ny fikambananao? Izahay no vahaolana ho anao!

💰 Vidiny mirary sady azo ifampiraharahana araka ny habetsaky ny entana alaina.
Gilet doudoune taille S,M,L,XL(45 000 Ar) taille XXL(50 000 Ar) efa misy Logo
Tee Shirt 100% coton 180 grs taille S,M,L,Xl(25 000 Ar)efa misy logo.
Raha mahaliana anao dia antsoy ny laharana etsy ambany na koa mandefafa Mp👇👇👇.

📞 Laharana finday: 034 64 104 10
Manao livraison eto Antananarivo sy manerana ny faritra.
Anaty commentaire enao mahita ireo karazany fa aza adino ny mitsidika ao mba hahitanao ireo asa efa vita.

New Hopes Shop Serv

26/03/2026
Mandray Mvola izahay handoavanareo ny vidin'entana tompoko
06/03/2026

Mandray Mvola izahay handoavanareo ny vidin'entana tompoko

29/12/2025
Ataoko promotion anio 29/12/2025 ireto tee shirt 100% coton 180 grs ireto marihiko fa ireo sisa no ato fa aza tara fa ra...
29/12/2025

Ataoko promotion anio 29/12/2025 ireto tee shirt 100% coton 180 grs ireto marihiko fa ireo sisa no ato fa aza tara fa rahampitso efa hafa indray ny prix.
Mp avy ahatrany na miantso 034 64 104 10
Taille M daholo aloha reo tompoko.
Photo réel daholo.

💥💥🔥Ato kely indray ary aloha ny maso ho an'izay tia zavatra tsara sady kalitao ô💥💥🔥👉Tee shirt 💯% coton 180 grs amle tena...
24/10/2025

💥💥🔥Ato kely indray ary aloha ny maso ho an'izay tia zavatra tsara sady kalitao ô💥💥🔥
👉Tee shirt 💯% coton 180 grs amle tena we tsara.
👉Misy taille sy loko azo hisafidianana.
👉Misy an'ankizy ihany koa fa mila manao kaomandy mialoha.
👉Afaka manao livraison.🛵🛵🚲
👉Afaka mandefa any @ faritra ihany koa.🚛🚛
👉Farany tena farany ::MBOLA MANDRAY COMMANDE GILET DOUDOUNE HATRANY IZAHAY FA ALEFASO NY KAOMANDY Hoantsika Fiangonana,Orinasa,Association,ONG sns reny...
🤳🤳Raha mahaliana anao ary dia aza misalasala miantso ny 0346414010 na koa miditra Mp

Ity ndray ary le tee shirt ho an'ireo FAN Réal Madrid e,100% coton amle qualité tsara dia tsara.Alefaso NY commande fa v...
12/10/2025

Ity ndray ary le tee shirt ho an'ireo FAN Réal Madrid e,100% coton amle qualité tsara dia tsara.
Alefaso NY commande fa vitsivitsy monja NY stock a.
👉Misy taille azo isafidianana.
👉Afaka manao livraison Tana sy ny manodidina.
👉Afaka mandefa any @ Faritra ihany koa.
Raha maha liana anao dia midira MP
Na miantso NY laharana 0346410410.

Mbola mitohy foana ny fandraisana commande gilet doudoune personnalisé ho antsika eto Tana na any @ Faritra.🚚🛵👉Orin'asa ...
05/10/2025

Mbola mitohy foana ny fandraisana commande gilet doudoune personnalisé ho antsika eto Tana na any @ Faritra.🚚🛵
👉Orin'asa enao,Fiangonanana,klioba,na koa Fikambananana sns...
👉Afaka misafidy izay couleur mety aminao ihany koa.
👉Afaka asiana ny logo nao ihany koa arak'izay hifanarahana.
👉Afaka manao commande taille izay mety aminao S ,M,L,Xl,(somary misy fiovana kely ny prix raha XXL sy ###L tompoko)
👉Afaka manao ho an'ankizy ihany koa izahay.

Aza misalasala miditra Mp na miantso ny laharana 0346410410 tompoko.
Ny asa dia voakaly hatrany ary tsy mihena raha mitaha ny hafa.

Mankasitraka
25/07/2025

Mankasitraka

Mba efa nosaininao ve ity ?

Tsy afaka miala amintsika ny fandaniana sy ny fidiram-bola.
Miaina isika ka tsy maintsy mandany.
Noho izany, tsy maintsy miasa sy mampiditra vola ihany koa.

Ohatra: mampiditra 800 000 Ar isam-bolana ianao,
fa mety mandany 700 000 Ar isam-bolana koa.

Ny olana lehibe mila maha-mailo antsika dia ity:
ny fidiram-bola dia mety hijanona tampoka — ohatra hoe sendra aretina ianao ka tsy afaka miasa, mety voaroaka amin’ny asa, na misy zava-mitranga hafa tsy ahafahana miasa.

Fa ny fandaniana kosa, tsy afaka mijanona.
Tsy maintsy alohanao ny hofan-trano na tiana na tsy tiana.
Tsy maintsy alohanao ny sarampianaran’ny ankizy.
Tsy maintsy misakafo ny ao an-trano.
Tsy maintsy mandoa jiro, rano sns.

Eo indrindra no tokony hahamailo antsika.

Ahoana ny vahaolana hiarovana amin’izany ?

Tsy azo ekena ary fady ho an’ny tokantrano ny miankina amin’ny fidiram-bola tokana. Na mampiditra vola be aza ianao dia mitovy amin'ny manana dingana iray any anaty fahantrana. Satria tonga dia mety ho 0 Ar tampoka.

Aza manaiky ho mpanangona vola fotsiny, indrindra raha mahatsapa fa mbola sahirana ianao.
Tokony ho mpampiasa vola ianao — na dia vola kely aza.

Mila mamorona fidiram-bola fanampiny.
Mila mamorona vadin’asa (source secondaire).
Atomboy amin'zay misy anao izao, aza miandry hoe mahazo vola be vao hanombohana.

Raha 100 000 Ar no anananao, ampiasao.
Raha 200 000 Ar no anananao, ampiasao.
Raha 1 000 000 Ar no ananao, ampiasao.

Tsy ny otrinona ananao no zava-dehibe fa ny fahasahiana sy fahaizana mampiasa azy.
Misy olona izao manana 5 000 000 Ar izy fa tsy mahita zavatra atao nefa ny sasany 200 000 Ar fa mampiditra 400 000 Ar isam-bolana aminy.

Raha tsy manana idées dia : Mamakia boky , manaraha formation, miresaha amin’olona, jereo ny manodidinana anao.

Izay fa roa andro sisa dia ho tonga ny fotoanan’ny formation en ligne antsika,
izay hizarako amintsika ireo vadin’asa afaka atao mba hanampy ny fidiram-bolantsika amin'ny vola kely.

Hafa ihany ny olona manana fidiram-bola ivelan’ny asa — na kely aza.
Vadin’asa 15 no hozaraiko amintsika mandritra io adin'ny 4 hiarantsika ao.

Hey, asio robinet maro ny fidiram-bola mandeha any aminao fa aza miankina amin'ny robinet iray.

Mbola mitohy foana ny fandraisana commande gilet doudoune personnalisé ho antsika eto Tana na any @ Faritra.🚚🛵👉Orin'asa ...
07/08/2024

Mbola mitohy foana ny fandraisana commande gilet doudoune personnalisé ho antsika eto Tana na any @ Faritra.🚚🛵
👉Orin'asa enao,Fiangonanana,klioba,na koa Fikambananana sns...
👉Afaka misafidy izay couleur mety aminao ihany koa.
👉Afaka asiana ny logo nao ihany koa arak'izay hifanarahana.
👉Afaka manao commande taille izay mety aminao ,M,L,Xl,Xl(somary misy fiovana kely araky ny taille ny prix eto tompoko manomboka)
Aza misalasala miditra Mp na miantso ny laharana 0346410410 tompoko.
Ny asa dia voakaly hatrany ary tsy mihena raha mitaha ny hafa.

Ireto indray ary ny asa tanana manaraka fa aza misalasala manao kaomandy gilet doudoune tsara kely izay mety aminao,tsy ...
06/08/2024

Ireto indray ary ny asa tanana manaraka fa aza misalasala manao kaomandy gilet doudoune tsara kely izay mety aminao,tsy mihena raha mitaha ny hafa tokoa fa dia tsara kaly ny asa.
👉afaka manao izay loko mety aminao.
👉afaka mandray kaomandy maro.
👉afaka manao izay hahabehany mety aminao.
👉afaka manao livraison ihany koa Tana na any @ faritra 🚚🚲🛵
Raha maha liana anao midira Mp na miantso ny Laharana @:034 64 104 10.
VIDINY:45 000 Ar tompoko.🎁🎁

Address

Fenoarivo Atsimondrano
Antananarivo
102

Telephone

+261346410410

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when New Hopes Shop Serv posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to New Hopes Shop Serv:

Share