Ylva Page à nous tous�

Talon doré mafatifaty kely😍Pointure 37 à 41Araraoty ary fa efa vitsivitsy izy ato sady anefa mora
12/12/2023

Talon doré mafatifaty kely😍
Pointure 37 à 41
Araraoty ary fa efa vitsivitsy izy ato sady anefa mora

Coucou les filles 😍Ireto indray ary ny lot boucle d'oreille  mafatifaty kelyAraraoty fa 8000ar 🥰Afaka manao livraison ih...
23/11/2023

Coucou les filles 😍
Ireto indray ary ny lot boucle d'oreille mafatifaty kely

Araraoty fa 8000ar 🥰
Afaka manao livraison ihany koa😊
Tongava MP ary

4000ar ny iray (1)😊🍁Jereo izay mety dia afaka miditra mp☺Manao livraison ihany koa izahay,Na récupérer Ambolokandrina
27/07/2022

4000ar ny iray (1)😊🍁

Jereo izay mety dia afaka miditra mp☺
Manao livraison ihany koa izahay,
Na récupérer Ambolokandrina

Maro ny sedra arahina vao tonga  lalana sy tanjona tiana tratrarina ny tsirairay🍁❤Fa ny fomba fisehony sy ny fambara no ...
31/05/2022

Maro ny sedra arahina vao tonga lalana sy tanjona tiana tratrarina ny tsirairay🍁❤
Fa ny fomba fisehony sy ny fambara no samy hafa, ka hoy aho hoe raha sendra lavo dia miarena moramora ,jereo ny eo alohanao ary mitrakà,tohizo moramora ny lalanao....

Address

Ambolokandrina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ylva posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share