Baby store kids

Baby store kids Vente de produit de beauté, divers articles ....tendances...

slip taille S 5pcs: 10.000ar
13/06/2026

slip taille S 5pcs: 10.000ar

IZA daholo ilay manana ankizy any o🥰.   🎁Kapan ankizy tonga dia ataotsika solde ary e: 15000ar    Mp avy hatrany na mian...
21/04/2026

IZA daholo ilay manana ankizy any o🥰.
🎁Kapan ankizy tonga dia ataotsika solde ary e: 15000ar
Mp avy hatrany na miantso 0348545286😍

Arrivage chapeau pour bébé🥰
02/09/2025

Arrivage chapeau pour bébé🥰

�AZA OMENA IZAY TIANY REHETRA NY ZAZA��Tsy izay rehetra tadiavin'ny zaza akory dia omena azy avokoa, fa mahaiza mahay ma...
31/03/2025

�AZA OMENA IZAY TIANY REHETRA NY ZAZA�

�Tsy izay rehetra tadiavin'ny zaza akory dia omena azy avokoa, fa mahaiza mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy.
�Tsy ratsy ny manome finday ny ZAZA, fa voafehiko ve ny zavatra jereny sy ny fotoana hilalaovany an'izany?
�Tsy ratsy ny mampianta zaza, fa voalanjalanjako ve ? Sao lasa miankin-doha amiko loatra indray izy?
�Tsy ratsy ny manome sakafo izay tiany, fa mahasalama azy avokoa ve?

�Ry RAD namako:
�Dieny mbola kely ny hazo no afaka ahitsy, fa rehefa lehibe tsisy azonao atao intsony.
�Araho maso akaiky ny zanantsika fa aza avela andeha amin'ny làlana izay tiany raha mbola eo ambany fifehezana, sao diso ilay làlana alehany.
�Ento ambavaka ny ankizy alohan'ny hivoaka ny trano.

�Ry ankizy sy tanora namako.
�Aza tia andrakandrana rehefa hainao ny vokadratsin'izany.
�Tsy misy hazo ahitsy ka tsy fatorana @ tady ilay hazo ary fatorana mafy Amin'ilay hazo na vy hanitsina azy. Mila manaiky ahitsy isika fa tsy adala akory ny RAD. Marary ny ahitsy fa mahasoa.
�Hajao ny Ray amandreny fa mbola ho RAD isika indray andro any.

�Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany. — Ohabolana 22 : 6

''Ny rano mafana''Maro ny voka-tsoa azo avy  rano mafana. Ary efa voamarina tsara izany ka zaraiko aminao:_mandevona ny ...
30/03/2025

''Ny rano mafana''
Maro ny voka-tsoa azo avy rano mafana. Ary efa voamarina tsara izany ka zaraiko aminao:
_mandevona ny menaka sy ny siramamy, manala tsetsintsentsina any @ lalan-drà.
_manampy ny ''aty'' fanadiovana.
_manadio ny ''voa'' sy ny ''tataviz''.
_manala sy mampiena fanaintainana mandritrin'ny fadim-bolana.
_manatsara ny fikorian'ny rà.
_mitsabo ny fitohanana.
Ary mbola maro ....
Marihina fa ny fomba fisotroana azy dia isa-maraina avy mifoha, 1hr alohan'ny hisakafo atoandro, 1hr ao aorinan'ny sakafo atoandro. Ary tsy dia tsara ny misotro azy eo ampisakafoana sy aorinan'ny .
marihina ihany koa fa tsy asina siramamy.ary ho fanampiny dia tsy tsara ihany koa ny misotro rano nampangatsiahana na ''eau glacé'' indrindra rehefa marary an-doha,ary ny farany dia ny olona efa nahazo taona tsara raha miampy antsalitatra ny rano mafana sotroiny.
Misaotra anao namaky. Torohevitra mahasoa ary mahasalàma ka anjaran-tsika ny mampafantatra sy mizara hoan'ny hafa

Mini appareil photos pour enfant: 40.000ar    Ecran Hd 2.0 pouceAffichage HD 1080 p8mpxlAfaka asina carte SD
30/11/2023

Mini appareil photos pour enfant: 40.000ar
Ecran Hd 2.0 pouce
Affichage HD 1080 p
8mpxl
Afaka asina carte SD

ORDINATEUR EDUCATIVE POUR ENFANT +3ans: 125.000ar   65 fonctionIl est idéale pour perfectionner le français, les mathéma...
29/11/2023

ORDINATEUR EDUCATIVE POUR ENFANT +3ans: 125.000ar
65 fonction
Il est idéale pour perfectionner le français, les mathématiques, et l anglais....

Address

Antananarivo
102

Telephone

0348545286

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baby store kids posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share