Fantaisie MDG

Call Directions

Fantaisie MDG Vente des produits

Arrivage tsara kely➖Crème magic white pour aissellesPour rendre vos aisselles claires, lisses et doucesEfficace tsara ar...
14/06/2022

Arrivage tsara kely
➖Crème magic white pour aisselles
Pour rendre vos aisselles claires, lisses et douces
Efficace tsara ary tena manafotsy ny helika
Manala ny fofona @ helika
A base de lait
Quantité: 80g
Prix: 10 000ar
Made in Thailand
Mp pour commander
☎ 034 59 467 90

Arrivage Sérum indrayPrix: 12 000ar➖ Argan Oil by Morocco➖ Mampalefaka sy mampalandina ny volonao➖ Manampy ny volonao ts...
20/05/2022

Arrivage Sérum indray
Prix: 12 000ar
➖ Argan Oil by Morocco
➖ Mampalefaka sy mampalandina ny volonao
➖ Manampy ny volonao tsy ho vakivaky sy tsy ho tapatakaka
➖ Mampalava ny volonao aingana
Quantité: 120ml
Limité ihany ny stock koa aza tara
Afaka manao livraison eto Tanà sy mandefa any amin'ny faritra izahay
Mp ary raha mahaliana anao
☎ 034 59 467 90

➖ Crème anti-vergetures (manala tsatrakotra) indray itoTena efficace ary vetivety dia ahitanao résultatsMampalandina sy ...
01/05/2022

➖ Crème anti-vergetures (manala tsatrakotra) indray ito
Tena efficace ary vetivety dia ahitanao résultats
Mampalandina sy manalefaka ny hoditrao aorinan'ny fampiasana azy
Tsy misy effet secondaire
Manao livraison izahay koa alefaso ary ny commande ao amin'ny mp
Prix: 10 000ar
☎034 59 467 90

✔Arrivage dentifrice manafotsy nifyPrix mora be : 10.000ar • Mamono ny bactéries rehetra amin'ny nifinao• Manala ny tach...
08/04/2022

✔Arrivage dentifrice manafotsy nify
Prix mora be : 10.000ar
• Mamono ny bactéries rehetra amin'ny nifinao
• Manala ny taches sy tartre dentaire
• Manamafy ny nifinao ary manala ny fofona maimbo anaty vava
• Ampiasaina in-2 isan'andro (maraina sy hariva)
• 3 fois plus efficace raha ho arina amin'ny dentifrice tsotra
• Afaka manao livraison zahay
Mp raha liana
📞034 59 467 90☎

➡Arrivage dentifrice manafotsy nify⬅Prix mora be : 10.000ar • Mamono ny bactéries rehetra amin'ny nifinao• Manala ny tac...
06/04/2022

➡Arrivage dentifrice manafotsy nify⬅
Prix mora be : 10.000ar
• Mamono ny bactéries rehetra amin'ny nifinao
• Manala ny taches sy tartre dentaire
• Manamafy ny nifinao ary manala ny fofona maimbo anaty vava
• Ampiasaina in-2 isan'andro (maraina sy hariva)
• 3 fois plus efficace raha ho arina amin'ny dentifrice tsotra
• Afaka manao livraison zahay
Mp raha liana na 📞034 59 467 90☎

➖Arrivage vaovao be↪ Crème dépilatoire pour bras, jambes, maillot, aisselles.↪ Marque Disaar↪ Tena efficace be ary efa m...
02/04/2022

➖Arrivage vaovao be
↪ Crème dépilatoire pour bras, jambes, maillot, aisselles.
↪ Marque Disaar
↪ Tena efficace be ary efa maro ny afa-po tamin'ny fampiasana azy
↪ Afaka 3 à 4 semaines indray vao maniry ny volo
↪ Tsy misy effet secondaire
↪ 120g
↪ Efa misy spatule miaraka aminy
↪ Prix: 10 000ar monja
↪ Afaka manao livraison zahay
↪ Mp na 034 59 467 90 raha liana

°° FER À LISSER PROFESSIONNEL °°           Prix PROMOTION 27.000ar monja➖ Efa photo réelle➖ Sady lisseur no boucleur➖ Mo...
02/04/2022

°° FER À LISSER PROFESSIONNEL °°
Prix PROMOTION 27.000ar monja
➖ Efa photo réelle
➖ Sady lisseur no boucleur
➖ Modèle SN-823
➖ Vaovao sous carton original
➖ Mahamay be, matanjaka tsara, mangirana malefaka tsara ny volo
➖ Tsy mila brushing intsony
➖ Température réelle et réglable 160°C / 180°C / 200°C / 220°C
➖ Fil rotatif, mateza, qualité salon, azo hiasana tsara
➖ Tena mahafa-po ny résultat
➖ Mp na 034 59 467 90
➖ Manao livraison Tana sy mandefa mankany amin'ny faritra izahay

➖Arrivage vaovao be❣ Crème dépilatoire pour bras, jambes, maillot, aisselles.❣ Marque Disaar❣ Tena efficace be ary efa m...
25/03/2022

➖Arrivage vaovao be
❣ Crème dépilatoire pour bras, jambes, maillot, aisselles.
❣ Marque Disaar
❣ Tena efficace be ary efa maro ny afa-po tamin'ny fampiasana azy
❣ Afaka 3 à 4 semaines indray vao maniry ny volo
❣ Tsy misy effet secondaire
❣ 120g
❣ Efa misy spatule miaraka aminy
❣ Prix: 10 000ar monja
❣ Afaka manao livraison zahay
❣ Mp na 034 59 467 90 raha liana

➖Arrivage vaovao be💫Crème dépilatoire pour bras, jambes, maillot, aisselles.💫Marque Disaar💫Tena efficace be ary efa maro...
21/03/2022

➖Arrivage vaovao be
💫Crème dépilatoire pour bras, jambes, maillot, aisselles.
💫Marque Disaar
💫Tena efficace be ary efa maro ny afa-po tamin'ny fampiasana azy
💫Afaka 3 à 4 semaines indray vao maniry ny volo
💫Tsy misy effet secondaire
💫120g
💫Efa misy spatule miaraka aminy
💫Prix: 10 000ar monja
💫Afaka manao livraison zahay
💫Mp na 034 59 467 90 raha liana

Ireto indray ho anareo mitaraina fa simba volo➖ Shampoing sy masque Care à base de beurre de karité ➖Mitsabo sy manome a...
21/03/2022

Ireto indray ho anareo mitaraina fa simba volo
➖ Shampoing sy masque Care à base de beurre de karité
➖Mitsabo sy manome aina ny volonao
➖Tena mampalefaka volo ny fampiasana azy
➖Mi-hydrater ny volo nefa tsy maha gras azy
➖Manala ny angadrano amin'ny volonao ihany koa ireo produits ireo
- Efa maro ny afa-po koa aza tara ary oh
-Prix: 25 000ar
- Livraison possible dans toute l'île
Mp zay liana
☎034 59 467 90

Address

Antananarivo
02

Telephone

+261345946790

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fantaisie MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share