Munna 𝐁𝐢𝐞𝐧𝐯𝐞𝐧𝐮𝐞 𝐜𝐡𝐞𝐳 𝐌𝐮𝐧𝐧𝐚 🌸
N'hésitez pas à nous contacter en message privé pour passer vos commandes 🥰

Mahakivy kely fa tsy maninona eh 🥲Miverina disponible izy 3 ireto fa tsisy matotra indray ilay olona Tokony hi-livrena a...
14/06/2026

Mahakivy kely fa tsy maninona eh 🥲

Miverina disponible izy 3 ireto fa tsisy matotra indray ilay olona Tokony hi-livrena azy rahampitso 😭

Porte-clé avec accessoires pour ongles ilay izy 💜 15.000ar ny 1
Efa photo réelle daholo ireo 🫶

ARRIVAGES SHEIN 😍Maromaro ireto arrivages antsika Androany ireto 🤭 efa manomboka manao vérification izahay dia ho avy ny...
14/06/2026

ARRIVAGES SHEIN 😍

Maromaro ireto arrivages antsika Androany ireto 🤭 efa manomboka manao vérification izahay dia ho avy ny message an 🫶

Ho an’ireo Izay vaovao eto amin’ny pages na liana te hanafatra sur SHEIN dia ireto ny conditions antsika :

📌 Voalohany aloha dia mila manana application SHEIN Ianareo na mijery sur site www.shein.com

📍 Atao Madagascar ny localisation an’ilay application na site amin’izay mba mitovy ny prix hitantsika (raha site FR no ataonao ao ohatra na US dia Samy hafa mintsy ny prix sy ny articles disponibles azo atao commandes)

📍Manana options Ianareo hoe atao en $ sa € ny prix ao (de préférence en $)

📍 Mijery izay articles mety aminao sy ny prix any dia atao capture dia alefa amin’ny panier avy eo amzay tsy very

📍 Ilay capture iny no alefa aminay na lien an’ilay panier dia ataonay ny Devis totale raha hanafatra azy

📍Prix (frais tout compris) :
* 1$ = 6000ar
* 5500ar si +de 3 articles
(ex : 2$ sur site dia 2$ x 6000ar ou 2$ x 5500ar)

📍 Tsy mandoha frais hafa intsony Ianareo ankotran’ny frais de livraison aty Tana ( 3000ar à 6000ar arakarakin’ny toerana misy anao)

📍 Mandefa amin’ny faritra ihany koa (Alefanay coopérative na Taxi-brousse ilay izy rehefa voaray anay aty Tana)
🌸 Frais de livraison et Frais Taxi-brousse ou service rapide à votre charge

📍 Raha ohatra ka moins de 100.000ar ny totale ny articles ho hafaranao dia PAYEMENT EN TOTALITÉ DIRECTEMENT / Raha mihoatra an’izay dia manana safidy ianao na handoha acompte 75% na hanao payement en totalité

📍Misy ny atao hoe commande groupée
* Raha moins de 200.000ar ilay commandes dia atambatra amin’ny commande an’olona hafa (alefa isaky ny samedi)

* Raha commande plus de 200.000ar dia alefa commandes mitokana ny anao (azo alefa amin’ny fotoana rehetra)

📍 Raisinay foana na articles 1 fotsiny ary no alainao fa tsy misy minimum
‼️ Tsy mandray articles élétronique, liquide et fragile be, cosmétiques ‼️
(ex : montre, fitaratra, parfum etc…)

📍Délai de commande entre 15 à 20jours maximum

📍Manao verification foana izahay isaky ny tonga ny entanareo alohan’ny anaovana livraison ka raha sendra misy olana ilay entana dia mandray ny responsabilité tanteraka amin’ny fanaovana réclamation na remboursement izahay

Ataovy amin’izay n’y commandes ary dia raha mbola mila fanazavana fanampiny dia afaka miditra mp 🥰

Eooooh, rapide be ny stock dia lany fa mba mailamailaka daholo 😭 sady mandalo fotsiny ito En promo 15.000ar fotsiny, sac...
13/06/2026

Eooooh, rapide be ny stock dia lany fa mba mailamailaka daholo 😭 sady mandalo fotsiny ito

En promo 15.000ar fotsiny, sac à épaule fleuri cuteeeee be 🥹🩷

🏷️ Stock dispo :
Rose : 2pcs
Blanc : 5pcs
Noir : 2pcs
Bleu : 1pc

Le sac fleuri qui donne directement une vibe Pinterest ✨🌸Léger, pratique et ultra stylé 🩷Couleur disponible : noir, blan...
12/06/2026

Le sac fleuri qui donne directement une vibe Pinterest ✨🌸

Léger, pratique et ultra stylé 🩷
Couleur disponible : noir, blanc, rose, bleu
(Photo réelle en commentaires)

En promo 15.000ar l’unité 😍😍

Team Hello Kitty ou Kuromi ? 💜🖤Porte-clé avec accessoires pour ongles 💅 À seulement 15.000ar l’unité 😍(1pc de chaque iha...
12/06/2026

Team Hello Kitty ou Kuromi ? 💜🖤

Porte-clé avec accessoires pour ongles 💅
À seulement 15.000ar l’unité 😍

(1pc de chaque ihany no disponible)
Premier arrivé, premier servi 😉

Pour celles et ceux qui en cherchaient, nous avons quelques jambières disponibles immédiatement en stock ✨Les quantités ...
10/06/2026

Pour celles et ceux qui en cherchaient, nous avons quelques jambières disponibles immédiatement en stock ✨

Les quantités sont limitées, alors n’hésitez pas à nous envoyer un message pour réserver les vôtres 😉

Couleur disponible: Noir ou blanc

✨ Un petit porte-clés, un grand symbole✨Nos porte-clés duo sont faits pour être partagés : chacun garde une moitié, mais...
09/06/2026

✨ Un petit porte-clés, un grand symbole✨

Nos porte-clés duo sont faits pour être partagés : chacun garde une moitié, mais le lien reste entier 🩷🩷

Disponible de suite 🤭

Bonjour bonjour 🩷Tsy hoe adinoko ianareo fa tena sahirana be aho omaly dia tsy nety lasa mintsy Ity pub Ity 🥲Ity ny résu...
09/06/2026

Bonjour bonjour 🩷

Tsy hoe adinoko ianareo fa tena sahirana be aho omaly dia tsy nety lasa mintsy Ity pub Ity 🥲

Ity ny résultat tamin’iny semaines iny 🥰 Arivonitiana Rakotoarisoa indray no nahazo ny credit tamin’ity ✨ mba Miditra mp kely aminay ary manome contact andefasana azy

Amin’ny lundi indray ny résultat manaraka ohh 🫶

✨ PINKY PROMISE ✨🤝 Un petit geste, une grande promesse Ce porte-clés Pinky Promise symbolise l’amitié, l’amour et les li...
05/06/2026

✨ PINKY PROMISE ✨
🤝 Un petit geste, une grande promesse

Ce porte-clés Pinky Promise symbolise l’amitié, l’amour et les liens qui résistent à la distance 🩷

À seulement 12.000ar avec carte offerte 🫶
En acier inoxydable

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00
Sunday 08:00 - 21:00

Telephone

+261324201871

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Munna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share