Tendance Mode by SOA

Tendance Mode by SOA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tendance Mode by SOA, Shopping & retail, Antananarivo.

Bonne année 2026 daholo ee ✨🎀😍Ho taona feno fahombiazana ho antsika rehetra ambany fitantanan'I Tompo anie ity taona ity...
01/01/2026

Bonne année 2026 daholo ee ✨🎀😍
Ho taona feno fahombiazana ho antsika rehetra ambany fitantanan'I Tompo anie ity taona ity 🎄☺️

Sady manararaotra misaotra anareo rehetra izay nanohana anay hatr@ zay sy nahatoky teo fona 💖❤️, zahay eto fona vonona ny hiara-hiasa aminareo hatrany 💕😘

‼️❌ ALERTE ‼️❌ Cadeau de Noël inoxydable💖☃️🎁🎁🎁🎁, alefa jp jp jp, livraison gratuite +3articles acheter 🛍️🛍️🛒
14/12/2025

‼️❌ ALERTE ‼️❌ Cadeau de Noël inoxydable💖☃️🎁🎁🎁🎁, alefa jp jp jp, livraison gratuite +3articles acheter 🛍️🛍️🛒

Ndao hanomana ny ho avy 😍💖
09/12/2025

Ndao hanomana ny ho avy 😍💖

𝗥𝗮𝗵𝗮 𝘁𝗲 𝗵𝗼 𝗠𝗶𝗹𝗹𝗶𝗼𝗻𝗻𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟯𝟬 𝗮𝗻𝘀, 𝗱𝗶𝗮 𝗶𝗿𝗲𝘁𝗼 𝗻𝗼 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮𝗼 𝗱𝗶𝗲𝗻𝘆 𝗺𝗯𝗼𝗹𝗮 𝟮𝟬 𝗮𝗻𝘀 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼.

Ny olona mahomby dia tsy voatery hoe manan-karena no nahatonga azy ho anisan’ny tsara toerana, fa ny fomba fisainany sy ny zavatra ataony isan’andro no nahatonga azy ho tazana lavitra. Raha te-hanova ny fiainanao ianao, dia manomboka amin’ireto fitondrantena sy fahazarana 9 ireto no fanalahidy.

1️⃣ Mitsitsy vola mba hahafahanao mampiasa vola (Économise pour investir)
Ny olona tonga lavitra dia tsy mandany vola amin’ny zavatra tsy ilaina.
Ny antony: rehefa 20 ans ianao dia mbola tsy manana adidy be, ka io no fotoana tsara indrindra hanangonam-bola.
Ohatra: raha mitsitsy 5 000 Ar isan’andro ianao, dia mahazo 150 000 Ar isam-bolana, 1 800 000 Ar isan-taona. Afaka ampiarahana amin’ny resell, dropshipping kely, na fandraharahana madinika io vola io.

2️⃣ Mamorona loharanom-bola maro (Développer de multiples sources de revenus)
Aza miankina amin’ASA iray satria raha miato io dia miato ny fiainanao.
Ny tanjona: manana fidiram-bola 2–3 na mihoatra.
Ohatra:

mivarotra en ligne (vêtements, produits beauté…)

manao prestations (coiffure, maquillage, design…)

manao formations

manao livraison, service, fanampiana olona
Ny vola miditra avy amin’ny toerana samihafa no manamora ny fandrosoana.

3️⃣ Aza mandany vola hanao fety sy haneho fihoaram-pe (Ne pas frimer)
Ny tanjonao dia hanangana fiainana, tsy hampiseho fa mandeha tsara ny fiainanao.
Ny fahadisoana mahazatra: ny tanora maro te haneho "style", kanjo tsy misy vola voatahiry. Rehefa misongona ianao dia avela hilaza ho azy ny vokatrao.

4️⃣ Manao nofinofy avo (Vise haut!)
Raha mikendry vola kely ianao dia kely ihany no hahazoanao.
Ny mindset tsara:

Mametraha tanjona lehibe

Manorena drafitra

Ataovy tsikelikely
Ny zavatra lehibe dia manomboka amin'ny asa kely, fa tsy ny saina kely.

5️⃣ Mampiasa vola amin’ny fanatsarana ny tenanao (Investis en toi-même)
Ny fahaiza-manao no fitaovana mahatonga anao ho sarobidy.
Mianara zavatra vaovao:

marketing

fahaizana mivarotra

communication

gestion

création visuelle
Ny antony: ny olona mahalala zavatra betsaka dia tsy afaka mijanona ho mahantra.

6️⃣ Mandany fotoana miaraka amin'ny mentors (Passe du temps avec des mentors)
Ny olona nahomby dia manana olona tarihin-kevitra.
Inona no mahatsara azy?

mampihena lesoka

manampy anao handray fanapahan-kevitra tsara

manome anao fiheverana hafa
Ohatra: afaka mianatra amin'ny entrepreneur ao amin’ny Facebook/YouTube ianao, na manatona olona manam-pahaizana ao amin’ny manodidina.

7️⃣ Ovay ny fomba fisainanao momba ny vola (Changer ta façon de penser par rapport à l’argent)
Ny olona sasany mieritreritra fa “ratsy ny vola”, “tsy ho vitako mihitsy”, “sarotra”.
Fa ny marina dia izao:
➡️ Ny vola dia fitaovana hanatsarana ny fiainanao.
➡️ Ny vola dia vokatra avy amin'ny fahaiza-manao sy ny masontsivana ataonao.

8️⃣ Visualiseo ny tenanao mahatratra ny tanjonao (Visualise toi en train d’atteindre tes objectifs)
Ny saina no mandrahona zavatra ho tonga amin’ny tena izy.
Ataovy:

Manorata tanjona

Apetraho eo amin'ny rindrina na cahier

Jereo isan’andro

Misy heriny lehibe amin’ny motivation izany

9️⃣ Mifantoha amin'ny profit (Concentre-toi sur le profit)
Tsy misy dikany ny miasa mafy raha tsy mahazo tombony.
Fanontaniana tokony hapetrakao isan-kerinandro:

Inona no zavatra nataoko nahazoako profit?

Inona no tsy nahasoa ka tokony atsahatra?

Ahoana no hanatsarako ny vola miditra?

✨ Raha vonona hanomboka ianao dia soraty hoe "VONONA" ao amin’ny commentaire!

❌❌Destockage jusqu'à -40% ❌❌ misy article vaovao😍 nefa tonga de promotion🤤🎁🛍️ ✨inoxydable✨✨alefa ny JP JP ary e ❤️💖  ,  ...
09/12/2025

❌❌Destockage jusqu'à -40% ❌❌ misy article vaovao😍 nefa tonga de promotion🤤🎁🛍️ ✨inoxydable✨✨

alefa ny JP JP ary e ❤️💖

, , , 'oreilleinoxydable, , , , , , , , ,

🎁 jusqu'à -40%✅❤️❤️.Cadeau de NOËL 🎄🎄🎀 misy anjazavavy kely ao 🙋✨ INOXYDABLE daholo ✨Mandefa any @ faritra rehetra ❤️💖 ,...
08/12/2025

🎁 jusqu'à -40%✅❤️❤️.Cadeau de NOËL 🎄🎄🎀 misy anjazavavy kely ao 🙋
✨ INOXYDABLE daholo ✨
Mandefa any @ faritra rehetra ❤️💖

, , , , , , , ,

🎁🎁Efa prix -40% ve mbola misy misalasala ihany ee 💯💯🎄😍💖💵Inoxydable daholo 🌟✨, misy anjaza koa reo a 😻🙋✅Livraison partout...
03/12/2025

🎁🎁Efa prix -40% ve mbola misy misalasala ihany ee 💯💯🎄😍💖
💵Inoxydable daholo 🌟✨, misy anjaza koa reo a 😻🙋✅
Livraison partout à Madagascar 🛒🛍️

❌❌ DESTOCKAGE Cadeaux 🎁🎄☃️🎁Miandry jp farany fa reto sisa 🛍️🛒💵💰 Jusqu'à -40% 💯💯😱 inoxydable💖✨💫🚐 Mandefa any @ faritra re...
02/12/2025

❌❌ DESTOCKAGE Cadeaux 🎁🎄☃️🎁
Miandry jp farany fa reto sisa 🛍️🛒
💵💰 Jusqu'à -40% 💯💯😱 inoxydable💖✨💫
🚐 Mandefa any @ faritra rehetra🛵🚲

, , , , , , , , ,

🎁🎁 Cadeau de Noël ☃️🎄 ❌DESTOCKAGE jusqu'à -40%💯❌mila jp jp be reto 🎉🎉⚡2000ar à 13.000ar 🥺🥺 mahazaka fety tsara 🙋 misy an...
30/11/2025

🎁🎁 Cadeau de Noël ☃️🎄 ❌DESTOCKAGE jusqu'à -40%💯❌mila jp jp be reto 🎉🎉
⚡2000ar à 13.000ar 🥺🥺 mahazaka fety tsara
🙋 misy anjaza, andehilahy, ambehivavy 🕺💃
Mandefa any @ faritra rehetra,🥳 livraison gratuit koa raha +3 pcs pour seulement demain 🙈🙈☺️
Alefa ary ny jp jp

Arabaina ary fa izy no nahazo ny credit androany😍😍, izy no nahazo reaction betsaka Manasa anao hiditra mp 🎁🎁Aza adino ma...
16/11/2025

Arabaina ary fa izy no nahazo ny credit androany😍😍, izy no nahazo reaction betsaka
Manasa anao hiditra mp 🎁🎁
Aza adino manaraka ny pejy fa mbola maro ny ho avy eo a🌲🛍️💵

Malahelo be zahay fa tsisy maka mihitsy nefa efa liquidé be🥺🥺🥺Efa tena natao solde MBA ahazo daholo 😔💖
11/11/2025

Malahelo be zahay fa tsisy maka mihitsy nefa efa liquidé be🥺🥺🥺
Efa tena natao solde MBA ahazo daholo 😔💖

Efa manakaiky ny fotoana e 😅,otrany mbola 4 fotsiny no manao ao 😂😂✅ Ilay condition de participation aza adino a✅ Izay be...
10/11/2025

Efa manakaiky ny fotoana e 😅,otrany mbola 4 fotsiny no manao ao 😂😂
✅ Ilay condition de participation aza adino a
✅ Izay be réaction no mahazo azy 💞❤️

Ataovy JP crédit ndray ary e 💖💖
✨ mila abonné @ page a
✨ soraty ao @ commentaire oe jp crédit + capture fa abonné @ page
✨ inviteo namana 2 ao @ commentaire + partage n'ito pub ito en mode public @ compte nao

❌compte fake tsy izy a
❌izay tsy manaraka condition ireo éliminé
✅ 19 novembre hariva mivoaka ny lalao
✅ izay (1) be réaction no mahazo azy

Alefa ary, à vos claviers les fans ... 😚😚

🥳Aza adino fa misy an'ilay bijoux inoxydables mora be ato a ,ilay tena maha manja 😍💖

Sary fanehoana.

💖💖Tonga ndray anay ôoooo🤪🤪Reto ary ilay solde ee 🔊🔊✨ anjaza ilay bijoux 5 pièces io a ✨ alefa ary e, miandry zahay ao @ ...
10/11/2025

💖💖Tonga ndray anay ôoooo🤪🤪
Reto ary ilay solde ee 🔊🔊
✨ anjaza ilay bijoux 5 pièces io a
✨ alefa ary e, miandry zahay ao @ mp 😍😍

✅ Disponible ny offre mandrapaha lanin'ny stock 😉😉

Na any @ faritra ary enao efa betsaka no afapo fa aza matahotra fa tonga soamantsara any fona 💖😘.

⁉️ Aza adino ilay jeux antsika ao ambany ao a

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tendance Mode by SOA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share