16/04/2023
🍃SODIFAFANA sy Tantely Mia'm 🍃
Vanim-potoana mampirongatra ny areti-kohaka izao koa ity indray ary misy toro-hevitra mahasoa ho antsika
Sasana tsara ilay ravina SODIFAFANA dia atono na asalisaly amin'ny afo hoy isika,avy eo fihazana dia asiana tantely Mia'm iny ranony iny,mahazo sahala amin'ny "sirop" [raha zaza latsaky ny enim-bolana dia omena iray sotrokely maraina. iray atoandro.iray ariva ~~~ raha olon-dehibe iray sotro fihinana maraina.iray atiandro.iray ariva]
↪️ATAO MANDRAPAHASITRANA↩️
Ny Tantely Mia'm dia misy hatrany (17000ar hatrany ny amin'ny tavoahangy 1L)
Mirary soa hatrany🙏
Zarao amin'ny hafa 🥰