Shop LoLi

Shop LoLi Hello😍
Tongasoa eto amin'ny Shop LoLi, afaka mandefa mp na miantso raha hanao commande😊 ☎0345946790

Gamme MOLUOGEY OIL 💚💙❇ Shampooing 900 ml ❇ Masque 1000 ml❇ Sérum 100 mlTsara be ireto, mety ho an'ny volo miloko ihany k...
07/09/2026

Gamme MOLUOGEY OIL 💚💙
❇ Shampooing 900 ml
❇ Masque 1000 ml
❇ Sérum 100 ml
Tsara be ireto, mety ho an'ny volo miloko ihany koa
Mampalefaka be sady mampaniry volo vetivety
Nourrissant: manome aina ny volo
Réparateur be: mitsabo ny volo simba sy vakivaky ary tapatapaka
Hydratant: mampalandina ny volonao raha volo maina be
Prix: 45 000 ar les 3
Limité ihany ny stock fa aza tara
Mp raha mahaliana anao
Afaka manao livraisons izahay
📞 034 59 467 90

Arrivage manaraka indray✅Gel Intime✅➡ Qualité tena tsara ✔➡ Produit testé sous contrôle gynécologique ☑➡ Quantité: 250 m...
07/09/2026

Arrivage manaraka indray
✅Gel Intime✅
➡ Qualité tena tsara ✔
➡ Produit testé sous contrôle gynécologique ☑
➡ Quantité: 250 ml
Ireto avy ary ny asany:
• Manala fofona ratsy noho ny perte anormale
• Manala ny bactéries
• Mampijanona ireo mangididy
• Mi-équilibrer ny flore vaginale
• Douceur et fraîcheur longue durée 🥰
Manao livraisons izahay
Mandefa makany amin'ny faritra
📞 034 59 467 90

Coffrets pour homme tsara kely 🥰🖤➖ Déodorant black white :200ml➖Parfum  : 30 ml➖Prix : 18 000 Ar les 2Tena mihaja be ny ...
07/09/2026

Coffrets pour homme tsara kely 🥰🖤
➖ Déodorant black white :200ml
➖Parfum : 30 ml
➖Prix : 18 000 Ar les 2
Tena mihaja be ny fofony ❤
Aza tara fa limité ny stock
Manao livraisons izahay, mandefa any amin'ny faritra
Mp ou 📞 034 59 467 90

Coffrets pour homme tsara kely 🥰🖤➖ Déodorant black white :200ml➖Parfum : 50 ml➖Prix : 20 000 Ar les 2Tena mihaja be ny f...
07/09/2026

Coffrets pour homme tsara kely 🥰🖤
➖ Déodorant black white :200ml
➖Parfum : 50 ml
➖Prix : 20 000 Ar les 2
Tena mihaja be ny fofony ❤
Aza tara fa limité ny stock
Manao livraisons izahay, mandefa any amin'ny faritra
Mp ou 📞 034 59 467 90

🍓Ireto indray ny coffret Fruité bonbon pour femme manimanitra 🌸🍬🩷-- Prix : 18 000 Ar les 2-- Parfum  (30ml)-- Déodorant ...
05/09/2026

🍓Ireto indray ny coffret Fruité bonbon pour femme manimanitra 🌸🍬🩷
-- Prix : 18 000 Ar les 2
-- Parfum (30ml)
-- Déodorant (200ml)
-- Tena mihaja kely ny fofony sady tsara loatra, ho anareo izay tia fofona sucré 🥰
-- Maharitra tsara ny fofony
➖Manao livraison hatrany ary mandefa mankany amin'ny faritra
📞 034 59 467 90

Ireto indray ary ny produit natokana ho anao izay tia mikarakara sy mikolokolo volo➡ Gamme MOROCCO ARGAN OIL ◼ Shampoing...
05/09/2026

Ireto indray ary ny produit natokana ho anao izay tia mikarakara sy mikolokolo volo
➡ Gamme MOROCCO ARGAN OIL
◼ Shampoing (500ml) + masque(1kg) + sérum(50ml)
➡Prix: 30 000 ar les 3
◼ Mahafa-po hatrany ny résultat
◼ Mitsabo ny volonao vakivaky sy mampalefaka azy ary anti-chute ilay shampoing sy masque
◼ Ilay sérum kosa dia mampaniry vetivety ny volonao sady mampangirana azy
◼ Aza tara fa vitsy ny stock
◼ Livraison possible dans toute l'île
◼ Mp na 034 59 467 90 raha liana

PROMOTION BE IRETO FA AZA TARAPRIX: 20 000 Ar les 2 ➡ Coffret chocolat musk 🥰🍫🍫Parfum et déodorant chocolat 🍫🍫-- Parfum ...
05/09/2026

PROMOTION BE IRETO FA AZA TARA
PRIX: 20 000 Ar les 2
➡ Coffret chocolat musk 🥰
🍫🍫Parfum et déodorant chocolat 🍫🍫
-- Parfum choco musk (30ml)
-- Déodorant choco musk (200ml)
-- Tena mihaja kely ny fofony sady tsara loatra 🥰
-- Maharitra 48 heures ny fofony
➖Manao livraison hatrany ary mandefa mankany amin'ny faritra➖
📞 034 59 467 90

✨ PACK Pour homme mihaja be 🖤 ✨PARFUM + GEL DO**HE ✨💖 Malefaka sy manintona ery 🥰✔Eau de parfum 30ml🌸✔ Gel do**he 60ml ✨...
05/09/2026

✨ PACK Pour homme mihaja be 🖤 ✨PARFUM + GEL DO**HE ✨
💖 Malefaka sy manintona ery 🥰
✔Eau de parfum 30ml🌸
✔ Gel do**he 60ml ✨
➖18 000 Ar ny Pack 🔥
➖Duo tonga lafatra ho an’ny fampiasana andavanandro 💕
➖ Safidy tsara ho anao na atao cadeau 🎁
📩 MP pour commander
📞034 59 467 90
🚚 Manao livraisons izahay
📦 Mandefa faritra

Pack kely hikarakaranareo ny molotra ireto🫦Manitra chocolat be vao hosorana ➡ Baume à lèvres et gloss chocolat( misy por...
05/09/2026

Pack kely hikarakaranareo ny molotra ireto🫦
Manitra chocolat be vao hosorana
➡ Baume à lèvres et gloss chocolat( misy porte clé)
Dispo: chocolat noir🍫, chocolat blanc, chocolat au lait 🍫
Prix: 12 000 ar les 2
Mitsabo ny molotra vakivaky sy maintimainty
Miaro ny molotra amin'ny hatsiaka
Afaka manao livraisons izahay
Mandefa provinces ihany koa
📞 034 59 467 90

🥥 GEL DO**HE SADOER COCONUT OIL GM (1Kg) 🥥Madio, malefaka ary manitra be ny hoditra rehefa avy mandro!✔ Prix : 20 000 Ar...
05/09/2026

🥥 GEL DO**HE SADOER COCONUT OIL GM (1Kg) 🥥
Madio, malefaka ary manitra be ny hoditra rehefa avy mandro!
✔ Prix : 20 000 Ar
✔ Sans Paraben et Sulphate.
✔Mampanalefaka ny hoditra sy manala loto tsara.
📩 MP pour commander
📞034 59 467 90
🚚 Manao livraisons izahay
📦 Mandefa faritra

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261345946790

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop LoLi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Shop LoLi:

Shortcuts

Share