09/05/2026
cc, elaela fotsiny za tsitanareo fa sepotsy ny cyclone lasa iny , tsy mora ny sary navelany fa isaorana aloha Ilay nahary Mbola velon'aina hatrany. tiako ny asako Ary tiako ihany koa ny miasa,ka eto za dia tia ampilaza antsika sahady fa rehefa tsy mahomby ny plane A dia MBA asian'tsika plant B otran'ny @ film reny sa ahoana ozy nareo.
Aza miala alavitra fa eto ihany ny adresse tsy miova,
mijery fotsiny alo ny maso fa hoavy tsy ho ela eto za hitondra rivo baovao e miaraka @" PLAN B"