Maneva Soa Bikana

Maneva Soa Bikana Boutique en ligne dédiée à la vente de divers articles

🤗Efa nahazo cadeau ho azy ve? efa akaiky ny St Valentin anh 🥰Ndao atao an'ireto ee...🧴50ml daholo
12/02/2026

🤗Efa nahazo cadeau ho azy ve? efa akaiky ny St Valentin anh 🥰
Ndao atao an'ireto ee...🧴
50ml daholo

27/01/2026

🎉 Bonne année daholo 🎊
Ela ela izay e? 😁 ho avy izahay, hiverina mafy 🫣 ! 🚀 hitondra indray ireo entana mahafinaritra ho antsika amin'ny vidiny mirary toy ny efa nahafantarana anay 👌
💖Misaotra sahady amin'ny fiaraha-miasa💪✨

Ireto indray ny arrivage tsika ❤️🥰🥰Satri efa akaiky ny Asaramanitra de Ho avy zany ny Harendrina 🥰❤️❤️Avia ampifalio ny ...
04/06/2025

Ireto indray ny arrivage tsika ❤️🥰🥰
Satri efa akaiky ny Asaramanitra de Ho avy zany ny Harendrina 🥰❤️❤️
Avia ampifalio ny Zazah ❤️🥰
Eny fa na isika ray aman-dreny ko Ary 🥰❤️❤️misy ho antsika rehetra ato
Ka aza tara ann ❤️🥰🥰

Ireto aloha any santionany
Fa ra misy Liana de manaiky vé nareo ra asiantsila Live Harendrina amin'ny Lahady 8 juin 🥰❤️

Ireo aloha n'y disponible ❤️🥰mp Ary ohhhh

Ndao hanomana dieny izao 🥰Ity ilay izy ho antsika ilay mitady ilay kelikely ho an'ny PS sy ny TPS annhVaovao hatrany ny ...
26/05/2025

Ndao hanomana dieny izao 🥰
Ity ilay izy ho antsika ilay mitady ilay kelikely ho an'ny PS sy ny TPS annh
Vaovao hatrany ny entantsika
Vidiny: 25.000ar 😊

Ndao izao dia hanomana ny fidirana e! 😊Cartable Bleuy et bingoMety ho an'ny zaza 1 à 5 taonaEntana vaovao hatrany 🥰 amin...
17/05/2025

Ndao izao dia hanomana ny fidirana e! 😊
Cartable Bleuy et bingo
Mety ho an'ny zaza 1 à 5 taona
Entana vaovao hatrany 🥰 amin'ny vidiny 30.000ariary
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra ihany koa🤗

Bandou mahafatifaty be 🤩Vaovao 23.000arLivraison et envoi en province
18/03/2025

Bandou mahafatifaty be 🤩
Vaovao
23.000ar
Livraison et envoi en province

Sac et bandou mahafatifaty ho an'ny ankizy🥰Vaovao 😘28.000ar
06/02/2025

Sac et bandou mahafatifaty ho an'ny ankizy🥰
Vaovao 😘
28.000ar

Sac en série, vaovao manitra be🥰23.000ar
05/02/2025

Sac en série, vaovao manitra be🥰
23.000ar

Grand sac mahazaka forongo tsara 😁Vaovao foana ihany anh 🥰Vidiny: 22.000arLivraison et envoi province samedi
28/01/2025

Grand sac mahazaka forongo tsara 😁
Vaovao foana ihany anh 🥰
Vidiny: 22.000ar
Livraison et envoi province samedi

Sac noir ngeza tsara ndray ary e 🥰👜Vaovao hatrany anhVidiny: 23.000ar
23/01/2025

Sac noir ngeza tsara ndray ary e 🥰
👜Vaovao hatrany anh
Vidiny: 23.000ar

Address

Antananarivo

Telephone

+261340561238

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maneva Soa Bikana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share