27/07/2022
JIRO MAZAVA BE + KLAXON
✓Mbola misy hatrany ny jiro tsika ho an'ireo izay mbola tsy nahazo !
Mety amin'ny bysclette rehetra!
✓Jiro misy trois mode : Phare, Code, détresse
✓Waterproof : Mazaka rano, Orana
✓Misy Fixation mitazona azy mafy tsara
✓Rechargeable (Efa misy cable miaraka aminy)
✓Autonomie : 8h (code), 3h (phare)
•KLAXON
-Maneno mafy
-Misy feo karazany dimy(Afaka ovaina)
Prix : 20.000Ar
Mp avy hatrany ho an'ireo izay hicommande na 034 46 969 00
Lieu: Tana
Livraison possible : 3.000Ar
mandefa faritra ihany koa izahay.