26/10/2021
Miarahaba antsika mpanjifa rehetra
Any Antohomadinika eo akaikin'ny poste de police eo ny misy ny point de récupération anay, mbola tsy misy boutique moa fa juste point de récupération fotsiny
Après 16h30mn vao misy olona ao ny tsara miantso amity numéro ity alohan'ny hatongavana 0344684264
Misaotra tompoko