24/04/2026
Tonga indray ny savon an-tsika ✨ Savon au sel de mer et lait de chèvre ✨
*Naturel
*Exfoliant malefaka tsara , anti-acariens
*Manadio tarehy
*Manala ireo tâche toy ny mony, panda, menamena amin'ny tarehy
*Manakatona mason-koditra
*Manamandina sy manalefaka ny hoditra
*Fofona madio sy malefaka kely
Savon iray maharitra tena ela (poids 80g)
VIDINY : Promotion 10.000Ar
Livraison partout 📦 Mandefa amin'ny faritra 📦