Fi&Fy Trend

Fi&Fy Trend Vêtements, chaussures et accessoires de qualité 👢👗👚🩱👕🧢🩳🥾

❗️❗️❗️ ALERTE GIVE AWAY ❗️❗️❗️Tinareo ve ny ahazo amin'ireto zavatra mamikely sy mahafatifaty ireto🥹😍😍?Ndao ilalao iarak...
13/04/2025

❗️❗️❗️ ALERTE GIVE AWAY ❗️❗️❗️

Tinareo ve ny ahazo amin'ireto zavatra mamikely sy mahafatifaty ireto🥹😍😍?

Ndao ilalao iaraka aminay ary eeee🥳🥳

Tsotra ny fandraisana anjara, araho tsara ireto fepetra ireto:

🔴 Abonnéo ny pejy " Fi&Fy Trend"
🔴 Partagéo en mode public ao @ mur-nao ity publication ity, ary partagéo anaty groupe 03 misy anao ihany koa
🔴 Mentionneo ao amin'ny commentaire ny namanao 03 na mihaotra hanaraka ny pejy, miaraka amin'ny capture ny partage nataonao

Ireo manaraka ny fepetra ihany no ekena ny fandraisany anjara ah, ary olona 03 no hosarihina ahazo ny loka 🥰
🎁Lot n° 01: Peluche + notebook + miroir de poche + mini bougie parfumée
🎁Lot n°02: Montre + miroir de poche + bougie parfumée
🎁Lot n°03: Notebook + miroir de poche na bougie parfumée

ALEFAAAAAAA

Efa ela ela tsy nisy arrivage ah😁Ireto indray ary ny ARRIVAGE tsika manaraka eh🎉😍Mbola vaovao daholo ary qualité au top ...
21/07/2023

Efa ela ela tsy nisy arrivage ah😁

Ireto indray ary ny ARRIVAGE tsika manaraka eh🎉😍
Mbola vaovao daholo ary qualité au top hatrany ny atsika fa araraoty 🙀😍

Alefao par mp ary ny commandenao 😊

Azo atao ihany koa ny miantso mivantana ny laharana misoratra etsy ambany raha mila fanazavana fanampiny

📞 032 61 573 42

&Fy Trend

❌ARRIVAGE OHHHHH❌Ankoatra ireo efa nalefanay teto dia ireto misy entana vitsivitsy mbola anaty promotion daholo fa aza t...
19/06/2023

❌ARRIVAGE OHHHHH❌

Ankoatra ireo efa nalefanay teto dia ireto misy entana vitsivitsy mbola anaty promotion daholo fa aza tara 🥰 😍

Azonao jifaina amin'ny alalan'ny hafatra miafina na koa mivantana ety amin'ny tsenanay izay misokatra ny talata hatramin'ny sabotsy

🏢 Trano mavo apitan'ny Sénat box 113-114, 1er étage
🚚 Manao livraison izahay

Azonao atao ihany koa ny miantso ny laharana izay misoratra etsy ambany raha toa ka mila fanazavana fanampiny 🥰

📞 034 85 601 74/ 032 61 573 42

❄ Mangatsika ny andro, mila manao mafana hatrany isika koa indro ary ny Pantoufle mafatifaty sady tsara qualité❄👉 35 000...
10/06/2023

❄ Mangatsika ny andro, mila manao mafana hatrany isika koa indro ary ny Pantoufle mafatifaty sady tsara qualité❄
👉 35 000Ar fotsiny vidiny
🚚 afaka manao livraison hatrany izahay an!
📞 034 85 601 74/ 0326157342
&FyTrend

❌ALERTE PROMO❌Amin'ity volana jona ity dia manao promotions izahay amin'ny entana rehetra misy atao aminay izay ahitana ...
09/06/2023

❌ALERTE PROMO❌

Amin'ity volana jona ity dia manao promotions izahay amin'ny entana rehetra misy atao aminay izay ahitana karazany hoan'ny vehivavy sy ny ankizy amin'ny vidiny mirary sy qualité amin'ilay OUI👍😍.

Koa tongava ary ety amin'ny tsenanay, trano mavo apitan'ny Sénat box 113-114 1er étage.

📞034 85 601 74- 032 61 573 42

&FyTrend

🥶Tonga ny ririnina 🥶😍Ireto misy kiraro kely hoan'ny zazakely amin'ny vidiny mirary nefa qualité tena tsara🤩Prix: 15.000a...
03/06/2023

🥶Tonga ny ririnina 🥶
😍Ireto misy kiraro kely hoan'ny zazakely amin'ny vidiny mirary nefa qualité tena tsara🤩
Prix: 15.000ar monja😱

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka manoratra anay par mp na miantso ny laharana misoratra etsy ambany☺️
Efa misoratra ao amin'ny commentaire ny pointure ny kiraro tsirairay 🥰

Afaka manjifa par mp na manantona mivantana ety amin'ny tsena: trano mavo apitan'ny Sénat, box 113-114 1er étage 🏢

Manao livraison izahay
📞0348560174 - 0326157342

❤ hoan'izay mbola tsy nahazo Cadeaux hoan'i maman dia Manao Promotion izahay androany❤👉Sac à main à partir de 15 000Ar👉d...
03/06/2023

❤ hoan'izay mbola tsy nahazo Cadeaux hoan'i maman dia Manao Promotion izahay androany❤
👉Sac à main à partir de 15 000Ar
👉demi botte modèle unique à partir de 40 000Ar
👉 Robe 15 000Ar hoan'izay tonga ans mbola -5000Ar
🏣 adresse Anosy apitan'ny Sénat 1ere étage box 113/114
📞 034 85 601 74/032 61 573 42
&FyTrend

📣PROMOTION fête de mère 📣👉 Masaka be miaraka @  &FyTrend👉 Robe hoan'i Neny 15 000Ar daholo raha Tonga ao  de vente ianao...
03/06/2023

📣PROMOTION fête de mère 📣
👉 Masaka be miaraka @ &FyTrend
👉 Robe hoan'i Neny 15 000Ar daholo raha Tonga ao de vente ianao androany manjifa dia mbola -5000Ar avokoa ny vidiny😊
❤ Andao hiantsena hoan'i Neny ary e!❤
Ahitana karazan-javatra maro ao an! Toy ny: Robe,Poketra,botte, kapa sns...
Anosy apitan'ny Sénat 1ere étage box 113/114
📞 034 85 601 74/ 032 61 573 42

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fi&Fy Trend posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share