Cavamad

Cavamad 🇲🇬 Fièrement malgache, fièrement Cavamad ! Découvrez nos produits d’hygiène et de beauté naturels, accessibles et faits avec soin pour tous. 🌿💫

Une vaisselle propre, brillante et parfumée ! ✨🫧Safidio araka izay tianao ny parfum : 🍒 Cerise, 🍋 Citron na 🍏 Pomme.Ny l...
31/08/2026

Une vaisselle propre, brillante et parfumée ! ✨🫧
Safidio araka izay tianao ny parfum : 🍒 Cerise, 🍋 Citron na 🍏 Pomme.
Ny liquide vaisselle Ca.Va dia natao hanampy anao hahazo fahadiovana mora sy mahomby isan’andro. 🧽✨
👉 CAVAMAD — Vokatra tsara kalitao ho an’ny andavanandro

MISY HO ANAO IRETO! 😍Vokatra Ca.Va isan-karazany ho an’ny fikarakarana sy fanadiovana ny tokantrano. 🏠✨🧽 Liquide vaissel...
29/08/2026

MISY HO ANAO IRETO! 😍
Vokatra Ca.Va isan-karazany ho an’ny fikarakarana sy fanadiovana ny tokantrano. 🏠✨
🧽 Liquide vaisselle
🧹 Lave Sol
🚽 Gel WC
🧼 Savon barre
🚿 Gel do**he
…sy ny maro hafa!
💰 Vidiny mirary
✅ Kalitao tsara
👨‍👩‍👧‍👦 Mety ho an’ny fianakaviana
👉 Safidio izay ilainao, ary ataovy mora kokoa ny fiainanao miaraka amin'ny CAVAMAD. 💚

Vokatra vaovao ho an’ny fahadiovan’ny tananao! ✨Ny Lave Mains Ca.Va dia manampy amin’ny fanadiovana ny tanana isan’andro...
28/08/2026

Vokatra vaovao ho an’ny fahadiovan’ny tananao! ✨
Ny Lave Mains Ca.Va dia manampy amin’ny fanadiovana ny tanana isan’andro, sady mamela fahatsapana fraîcheur. 🫧💙
🧼 Nettoyage
💦 Fraîcheur
🌸 Parfum agréable
✨ Fampiasana isan’andro
👉 Ca.Va — Fahadiovana mora sy azo ampiasaina isan’andro.

Fotoana ho anao, fotoana hikarakarana ny vatanao. 🧖‍♀️✨Ankafizo ny fahatsapana fahadiovana sy fraîcheur rehefa avy mandr...
27/08/2026

Fotoana ho anao, fotoana hikarakarana ny vatanao. 🧖‍♀️✨
Ankafizo ny fahatsapana fahadiovana sy fraîcheur rehefa avy mandro miaraka amin’ny Gel Do**he Ca.Va. 🌿💦
💚 Malefaka
✨ Madio
🌸 Manitra
👉 4 400 Ar ihany!
CAVAMAD — Vokatra tsara ho an’ny andavanandro.

Avelao hamirapiratra indray ny gorodonao! ✨Mila fahadiovana sy hanitra mahafinaritra ao an-trano ve ianao? 🏠Ny Lave Sol ...
26/08/2026

Avelao hamirapiratra indray ny gorodonao! ✨
Mila fahadiovana sy hanitra mahafinaritra ao an-trano ve ianao? 🏠
Ny Lave Sol Ca.Va no namana ilainao amin’ny fanadiovana isan’andro. 🧹🫧
✨ Fahadiovana
✨ Hamirapiratra
✨ Hanitra mahafinaritra
Ca.Va — Fahadiovana manomboka ao an-trano. 💚

🧼✨ Madio, mamirapiratra ary manitra ny WC!Mitady vahaolana ho an’ny fahadiovana isan’andro ve ianao? 💙💙 GEL WC Ca Va✨ Ma...
25/08/2026

🧼✨ Madio, mamirapiratra ary manitra ny WC!

Mitady vahaolana ho an’ny fahadiovana isan’andro ve ianao? 💙

💙 GEL WC Ca Va
✨ Manadio
🫧 Mampamirapiratra
🛡️ Manampy amin’ny fahadiovana
🌿 Mamela fahatsapana fahadiovana sy hanitra mahafinaritra

👉 3 en 1 ho an’ny WC madio sy mamirapiratra!

📍 Hita ao amin’ny CAVAMAD 🇲🇬

Omeo ny volonao ny fikarakarana mendrika azy! ✨Ny gamme Marula Ca.Va, à base d’huile de Marula, dia miaraka amin'ny :🩷 A...
24/08/2026

Omeo ny volonao ny fikarakarana mendrika azy! ✨
Ny gamme Marula Ca.Va, à base d’huile de Marula, dia miaraka amin'ny :
🩷 Après-shampooing
🩷 Masque Marula
🩷 Shampooing
🌿 Ho an’ny karazana volo rehetra.
✨ Ho an’ny volo mamirapiratra sy voakarakara.
Zahao ny vokatra mety aminao ary karakarao isan’andro ny volonao. 💕

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsaika rehetra 😉
22/08/2026

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsaika rehetra 😉

✨ Lovia madio, mamirapiratra isan’andro! ✨Mitady liquide vaisselle mahomby nefa mahafinaritra ampiasaina ve ianao? 🧼💦🍒 C...
21/08/2026

✨ Lovia madio, mamirapiratra isan’andro! ✨

Mitady liquide vaisselle mahomby nefa mahafinaritra ampiasaina ve ianao? 🧼💦

🍒 Cerise
🍋 Citron
🍏 Pomme

💚 Manadio tsara ny lovia
✨ Manala menaka sy loto
🌸 Mamela hanitra mahafinaritra
🫧 Ho an’ny lovia madio sy mamirapiratra!

👉 Fidio ny parfum tianao indrindra ary ataovy madio tsy misy pentina ny lovianao!

📍 Hita ao amin’ny CAVAMAD
🇲🇬 Vita Malagasy

Anisany tena tinareo ity savon barre ity ♥️Ho anareo izay mbola tsy nanandrana aza misalasala manao commande 😉
20/08/2026

Anisany tena tinareo ity savon barre ity ♥️

Ho anareo izay mbola tsy nanandrana aza misalasala manao commande 😉

Address

Amboanjobe
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30
Saturday 08:30 - 17:30

Telephone

+261342217165

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cavamad posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cavamad:

Shortcuts

Share