Tsenakely.mg

Tsenakely.mg Malagasy mianjaika, Malagasy miavaka

02/06/2024

Hello les curlys hair!

Nous avons une bonne nouvelle pour vous🫣🥰😍
L'existence de cette brosse hyper hyper démêlant 🥹.
Disponible de suite chez nous à seulement 25.000Ar. Nous pouvons livrer, vous pouvez aussi la récupérer 😉
Veuillez nous contacter par message privé.

Mascara maybelline, misy format voyage dia misy lehibe ihany koa. Misy testeur ato aminay raha tsy matoky ianao. Authent...
16/01/2023

Mascara maybelline, misy format voyage dia misy lehibe ihany koa. Misy testeur ato aminay raha tsy matoky ianao. Authentique hatrany ny anay, afaka recuperena na livrena an😊
Format voyage=10mil Ar
GM= 15mil Ar

📣 TANY AMIDY Mahitsy tsy lavitra ny by pass, 10mn en voiture, vers Ambohimanambola ✅ Tongan'ny fiara✅ Akakiky jiro✅ 900m...
18/08/2022

📣 TANY AMIDY

Mahitsy tsy lavitra ny by pass, 10mn en voiture, vers Ambohimanambola
✅ Tongan'ny fiara
✅ Akakiky jiro
✅ 900m2 morcelable
✅ Papier milamina
✅ Cadastre efa vita borne
✅ 50000Ar/m2

Contact tompony mivantana : 0340693641

📣 TANY AMIDY MAIKA / TERRAIN à VENDREManjakandriana, bord du route nationale N°2✅ 3ha 50a 40ca ✅ Feno hazo kininana mani...
22/07/2022

📣 TANY AMIDY MAIKA / TERRAIN à VENDRE

Manjakandriana, bord du route nationale N°2
✅ 3ha 50a 40ca
✅ Feno hazo kininana maniry ny manodidina azy
✅ Pk 49, 2Km miala ny stationnement
✅ Efa vita bornes fa mbola cadastral
✅ 35000Ar/m2

📣 TANY AMIDY1- Antaboaka Arivonimamo akaikin'ny tsena✅ 500m2✅ Titré✅ Borné✅ 35000Ar/m22- Mahitsy tsy lavitra ny by pass,...
20/07/2022

📣 TANY AMIDY

1- Antaboaka Arivonimamo akaikin'ny tsena
✅ 500m2
✅ Titré
✅ Borné
✅ 35000Ar/m2

2- Mahitsy tsy lavitra ny by pass, 10mn en voiture, vers Ambohimanambola
✅ Tongan'ny fiara
✅ Akakiky jiro
✅ 900m2 morcelable
✅ Papier milamina
✅ Cadastre efa vita borne
✅ 40000Ar/m2

Contact tompony mivantana : 0340693641

✖Tout doit disparaître✖Déstockage avant arrivage ireto fa jereo izay mety aminao. 10mil ar avokoa ny pull hitanao ato af...
19/07/2022

✖Tout doit disparaître✖
Déstockage avant arrivage ireto fa jereo izay mety aminao. 10mil ar avokoa ny pull hitanao ato afatsy ny robe pull sy à motif lapin, blouson no hafa ny vidiny. Hanontanio izay mety aminao😊. Mbola tsy tapitra ny ririnina fa araraoty😬. Livraison manomboka @ 3000Ar afaka récupére-nao ihany koa🍀

Miarahaba antsika rehetra indray o!ireto indray ary e, safidio izay tinao. Manomboka @ sarany 8000 Ar ny entantsika, efa...
03/07/2022

Miarahaba antsika rehetra indray o!ireto indray ary e, safidio izay tinao. Manomboka @ sarany 8000 Ar ny entantsika, efa eo ambany ny momban'ny entana tsirairay. Koa aza misalasala miditra @ hafatra miafina raha misy mahaliana anao. Manao livraison manomboka @ sarany 2000Ar🕊🌿
Fanamarihana: jereo tsara ny entana alohan'ny hakanao azy(mandritry ny livraison). Izay entana efa lafo sy noraisinao dia tsy afaka averina intsony.

Miarahaba antsika indray. Mirary herinandro feno fitahiana sy fifaliana ho antsika. Mahafaly anay indray manolotra ireto...
20/06/2022

Miarahaba antsika indray. Mirary herinandro feno fitahiana sy fifaliana ho antsika. Mahafaly anay indray manolotra ireto aminareo, mbola daholo ireto. Araraoty amin'izao hakatoky ny fety izao. Misy ny lamba mafana, ao koa ny maivamaivana sy kiraro. Mazotoa miantsena, Mp avy hatrany ho an'ireo liana ary e🌸🌻😊. Ny momba azy ireo tsirairay avy dia apetrakay eo ambaniny. Mankasitraka

Ireto koa ny kiraro  ho antsika an pt38-39-40
16/06/2022

Ireto koa ny kiraro ho antsika an pt38-39-40

Ireto indray ary ny manaraka ho an'ireo zay mahalala mangatsiaka e😊, vidiny mirary hatrany ny antsika. Ny momba azy ireo...
16/06/2022

Ireto indray ary ny manaraka ho an'ireo zay mahalala mangatsiaka e😊, vidiny mirary hatrany ny antsika. Ny momba azy ireo tsirairay dia ho apetrakay eo ambanin'ny sary ihany. Afaka miditra hafatra miafina ianareo, afaka manatitra izahay manomboka amin'ny sarany 3000Ar😊🌸🌺

Excellente journée à tous☀🌤
03/06/2022

Excellente journée à tous☀🌤

Bonsoir, faites vos shopping avec nous 😊🌺. Les détails sur chaque photo👢👢
01/06/2022

Bonsoir, faites vos shopping avec nous 😊🌺. Les détails sur chaque photo👢👢

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsenakely.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share