Pavillons 496 Analakely

Pavillons 496 Analakely Vente articles pour Bébés et Mamans. Pose œillets , rivets, boutons Jean , boutons pression, confection boutons en tissu.

22/10/2025

Zareo aaa!!! Efa misokatra tontolo andro ny Pavillon 496 annn!!!
Miandry anareo,tongava maro 😊

05/10/2025

Salama e!
Ho fanomezana fahafaham- po anareo Clients anay Pavillon 496 rehetra dia nanapa- kevitra ny hisokatra izahay manomboka ny Alatsinainy 06 octobre 2025 ho avy izao.

Nohon'ny toe- draharaha, izay iaraha- mahalala, misy eto @ firenena anefa dia natao ho ny tapany maraina ihany izany fisokafana izany, @ 6 ora maraina ka h@ 10 Ora sy sasany.

Marihina fa aorian'io Ora voatondro io dia mitohy any an- trano ny fandraisana ny asa ho anareo Clients tsy afaka ny maraina. Ho raisinay an- tanan- droa ianareo.

Ny laharana hifandraisana tsy miova, afaka antsoina hatrany:
034 52 641 89 ( Mparany)
034 50 389 11 ( Lova)

Mirary atsika ho samy ho Tahian'Andriamanitra

27/09/2025

Miarahaba.
mihidy mandritra ny fotoana tsy voafetra ny tsena noho ny toe-draharaha mafanafana eto antanindrazana.
Ho anareo client- nay ary dia lazaina eto fa aty antrano no miasa izahay mandrapàha.

Mametaka :
Oeillet
rivet
bouton jeans
pressions...
manafono bokotra .
asa voakaly hatrany
0345264189/ 034 50 389 11

Ireto indray ary ny asa vita anio.🔥🔥Faly foana izahay rehefa afa- po nareo ♥️Mankasitraka anareo hatrany @ fahatokisana🙏...
06/05/2025

Ireto indray ary ny asa vita anio.🔥🔥
Faly foana izahay rehefa afa- po nareo ♥️

Mankasitraka anareo hatrany @ fahatokisana🙏🏼 😊
Adiresy tokana : pavillon 496 Analakely 🏃🏼‍♀️🏃na antsoy ny laharana : 034 52 641 89/ 033 76 613 50

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Cindria Tanjona Sahaina Anyah Aina Rakoto Mihaja Rakotoniaina Lucienne Rambini...
23/04/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Cindria Tanjona Sahaina Anyah Aina Rakoto Mihaja Rakotoniaina Lucienne Rambinintsoa MamiHarisoa Rakotonirina Soa Mihaja Ma Finaritra Soa Eden

📢🔊TERA - BAO VE !! 😊 Sa MIANDRY ANDRO!!?📢🔊📎📎Izahay ihany koa ange mivarotra ny ilaina rehetra ho fitsenana Ilay HARENAKE...
22/04/2025

📢🔊TERA - BAO VE !! 😊 Sa MIANDRY ANDRO!!?📢🔊
📎📎Izahay ihany koa ange mivarotra ny ilaina rehetra ho fitsenana Ilay HARENAKELY VAOVAO BE anareo eee❤️😍.
🔊🔊 O! Rey olona aa‼️Aza misahirana intsony wa mitetitety fa reraka😅.. maro azo isafidianana anie no Sady mirary ny prix eee 😊‼️
➡️Adiresy tokana 🔥🔥 PAVILLON 496 ANALAKELY 🏃🏃🏼‍♀️

Sary fanokafana

🔊🔊 RIVETS sy OEUILLETS zareo aa👋➡️Ndao hamafisina Ilay Poketra, porte feuille, Fehikibo sy kitaponao ao eee‼️➡️Na andao ...
17/04/2025

🔊🔊 RIVETS sy OEUILLETS zareo aa👋
➡️Ndao hamafisina Ilay Poketra, porte feuille, Fehikibo sy kitaponao ao eee‼️
➡️Na andao omena endrika hafakely sy stylé @ ilay hitiavanao azy Ilay akanjo sy blouson taloha ao iny sa Ilay vaovao‼️ 😊.
➡️Na rehefa voazaitra le Rideaux sy la bâche dia ento ho farananay ny hamanjany annn‼️😎
♥️ Manaingo 💯 💯Sady tsara endrika kokoa aloha rehefa vita finition @ reto rivets sy oeuillets reto ny akanjo sy ny kojakojatsika ee. Hafa mintsy👌👏.
TONGAVA Dia aza misalasala misafidy fa misy endriny sy habeny maro aty aminay.
Adiresy tokana : 🔥🔥PAVILLON 496 ANALAKELY 🏃🏼‍♀️ 🏃
🏃na antsoy ny laharana : 034 52 641 89/ 033 76 613 50

Sary fanehoana

🔊‼️EH !! REPÈRE !!! REPÈRE ‼️👋👋🏻🔑🔑🔘TOROLALANA KELY ARY ho anareo Clients sahirankirana Kely mitady Ilay atelier misy ana...
16/04/2025

🔊‼️EH !! REPÈRE !!! REPÈRE ‼️👋👋🏻
🔑🔑🔘TOROLALANA KELY ARY ho anareo Clients sahirankirana Kely mitady Ilay atelier misy anay eee.😊
1️⃣Tranom- pokonolona ny repère - tsika. Misy couloir manelanelana ny pavillons tsirairay
2️⃣Rehefa eo nareo dia miverina miakatra kely toy ny ho any Ambohijatovo ➡️➡️
3️⃣ Bâtiment faha- Telo @ pavillons, amoron'arabe no misy ny PAVILLON 496 ANALAKELY🏃🏃🏼‍♀️( Hamarino tsara ny Numéro pavillon annn 😊)
🕗🕟➡️ @ 8 Ora ka h@ 4 Ora sy sasany be zao ny fandraisana anareo koa TONGAVA SOA ARY ( Zay tsara vintana mety voaray aloha na aorian'io Ora io 😊) na antsoy ny laharana : 034 52 641 89/ 033 76 613 50

🔊🔊 ATO INDRAY ARY EEE!! 📢📢👋👋Toy izao ny Bokotra fonosina eto aminay zareo aaaa👋👋. Azo atao @ :➡️Ensemble veste na pantal...
16/04/2025

🔊🔊 ATO INDRAY ARY EEE!! 📢📢
👋👋Toy izao ny Bokotra fonosina eto aminay zareo aaaa👋👋. Azo atao @ :
➡️Ensemble veste na pantalon
➡️Ensemble gilet
➡️Jupe na robe
➡️Manteau sns...
➡️ Casquette
Misy koa anefa ny manao azy itony @:
➡️Capitonnage seza, coussins
➡️Housse de couette na fonon'ondana
➡️Varavarana capitonnée
⚠️❌❌Na firy na firy no ISAN'NY BOKOTRA ataonareo dia vitanay zany fa TONGAVA mitondra ny asa👌💯😎 . Misy habeny samy hafa ao.
🔥🔥Adiresy tokana : PAVILLON 496 ANALAKELY 🏃🏃‍♀️
na antsoy ny laharana : 034 52 641 89/ 033 76 613 50

Address

Rue De L'indépendance
Antananarivo

Telephone

+261349440271

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pavillons 496 Analakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pavillons 496 Analakely:

Shortcuts

Share