Varotra Kitapo Mora

Varotra Kitapo Mora 🚚 PAS DE POINT DE VENTE - LIVRAISON UNIQUEMENT
📦 Tana: Livraison à domicile
🚌 Faritra: Mandefa Colis
📲 038 21 881 64
📱033 37 260 53

nareo no isaorana am fahatokisana anay tompoko 🙏🙏am manaraka ndray 🥰
08/09/2026

nareo no isaorana am fahatokisana anay tompoko 🙏🙏
am manaraka ndray 🥰

🔥 Faradoboka karyy 🔥prix promotions hatrany ❌27.000ar❌💧 tissu matevina be mitsy sad matanjaka💧   Antonina Grand format t...
08/09/2026

🔥 Faradoboka karyy 🔥
prix promotions hatrany ❌27.000ar❌
💧 tissu matevina be mitsy sad matanjaka💧
Antonina Grand format tsara 🙏
2 couleur dispo 🙏
Mp direct 🥰

🔥FARADOBOKA KITAPO MORA BE OH🎒😱 ❌25.000AR❌ DAHOLO✨Tissus ✨ : IMPERMÉABLE MATEVINA✅MP AINGANA ARY IZAY LIANA OH💌LIVRAISON...
29/08/2026

🔥FARADOBOKA KITAPO MORA BE OH🎒😱

❌25.000AR❌ DAHOLO

✨Tissus ✨ : IMPERMÉABLE MATEVINA✅

MP AINGANA ARY IZAY LIANA OH💌

LIVRAISON POSSIBLE @ FARITRA REHETRA🚛






🎊JEREO IZAY METY FA SAMY TSARA DAHOLO IREO NA KITAPO MORA AZA🤩🎒MP AINGANA ARY OH💌LIVRAISON @ FARITRA REHETRA ETO MADA🚛
02/08/2026

🎊JEREO IZAY METY FA SAMY TSARA DAHOLO IREO NA KITAPO MORA AZA🤩🎒

MP AINGANA ARY OH💌

LIVRAISON @ FARITRA REHETRA ETO MADA🚛

‼️ ARARAOTY FA MORA NY KITAPO OH‼️     Manomboka @20.000ar dia efa mahazo kitapo mihaja be ato aminay🤩💰Efa misy 👉 PRIX n...
01/08/2026

‼️ ARARAOTY FA MORA NY KITAPO OH‼️


Manomboka @20.000ar dia efa mahazo kitapo mihaja be ato aminay🤩

💰Efa misy 👉 PRIX ny sary tsirairay 💰
✅Antonona cahier GF daholo📔
✅ Livraison partout à MADA🚛(frais arakaraky ny toerana)
✅Mbola disponible daholo ny loko rehetra

MP AINGANA ARY OH💌

01/05/2026

📌 NY TSARA HO FANTATRY NY MPANJIFA 📢

✨ Miangavy vakio tsara azafady alohan'ny hanaovana commande. 🙏

🛍️ Livraison ihany no ataonay. Tsy manana point de vente izahay amin'izao.

📝 Raha hanao commande, alefaso aminay:
✔️ Sary na anaran'ilay entana.
✔️ Loko sy habe (raha misy).
✔️ Anarana feno.
✔️ Laharana finday.
✔️ Adiresy mazava tsara.

📦 Ny commande dia raisina rehefa voamarina ireo mombamomba rehetra ireo.

🚛 Tsy voafaritra mialoha ny oran'ny livraison, saingy ezahinay hatrany ho tonga ao anatin'ny andron'iny ihany ny fanaterana.

⚠️ Raha misy fahatarana noho ny fitohanan'ny lalana, ny toetr'andro, na antony hafa tsy ampoizina dia hampandrenesina mialoha ianao.

🙏 Misaotra anao tamin'ny fahatokisana anay. Maniry hanome tolotra tsara indrindra ho anao izahay. 🥰

Address

Livraison à Domicile Uniquement
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra Kitapo Mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share