Glow’aura

Glow’aura ✨ Tongasoa eto amin’ny pejy. ✨

Redisponible en stock les filles 🫶😍
17/06/2026

Redisponible en stock les filles 🫶😍

Tsarakely ireto crayon à lèvres ireto 😍Teinte 4 no ao anatiny, pigmenté be no sady longue tenue. Qualité tena tsara 👌🏷️ ...
10/06/2026

Tsarakely ireto crayon à lèvres ireto 😍

Teinte 4 no ao anatiny, pigmenté be no sady longue tenue. Qualité tena tsara 👌

🏷️ 20 000 Ar ny mini set anaty boite mafatifaty kely 🫶
Livraison à partir de 3 000 Ar 🇲🇬

Arrivage patch anti-acné 🫶Manampy be mihintsy izy ity amin’ny fanalana mony no sady tsy mamela tâche mony. 36 autocollan...
10/06/2026

Arrivage patch anti-acné 🫶

Manampy be mihintsy izy ity amin’ny fanalana mony no sady tsy mamela tâche mony.
36 autocollants no amin’ny feuille iray amin’ny vidiny 6 000 Ar. 😍
👉Raha maka feuilles roa dia 10 000 Ar ny roa.

Manao livraison izahay à partir de 3 000 Ar 🇲🇬

O ry reto an 😱 L’odeuuuuur de çaaaaa s’il vous plaît 🔥Mitady fofona mitovy  yum boujee marshmallow ve nareo anefa tsy ma...
22/05/2026

O ry reto an 😱
L’odeuuuuur de çaaaaa s’il vous plaît 🔥
Mitady fofona mitovy yum boujee marshmallow ve nareo anefa tsy manana budget be? Ito no dupe parfait an’ilay izy raha ny fienoko azy manokana 😍
🍓 Fraise | Marshmallow | Glace 🍨

60 000 Ar au lieu de 80 000 Ar | 100ml 🫶🏼
💌 Mp aingana ary fa tena vitsy kely ny stock ato 💋

18 000 Ar | Tonga ny vague manaraka  rhode ry reto an 😍 Misy teinte vaovao be disponible fa araraoty sao tsy mahazo eo i...
18/05/2026

18 000 Ar | Tonga ny vague manaraka rhode ry reto an 😍
Misy teinte vaovao be disponible fa araraoty sao tsy mahazo eo indray an! 🫶🏼

💌 Mp directement ny commande rehetra 💋
Livraison partout à Madagascar 🇲🇬

🌼 120 000 Ar | coffret 30 ml*4 🌼 Livraison offerte 🇲🇬 Tsara loatra ry reto ireto ranomanitra kayali ireto tena hoe parfu...
29/04/2026

🌼 120 000 Ar | coffret 30 ml*4 🌼

Livraison offerte 🇲🇬

Tsara loatra ry reto ireto ranomanitra kayali ireto tena hoe parfum coup de cœur ❤️ normal be mihintsy raha malaza be fa tena tsara. Alefaso ary ny commande 💋
👉 Master copie | qualité premium

Tena betsaka ianareo no niandry an’ireto gloss pépites kely ireto dia tonga dia alefaso ny commande ary sao tara eo indr...
19/04/2026

Tena betsaka ianareo no niandry an’ireto gloss pépites kely ireto dia tonga dia alefaso ny commande ary sao tara eo indray 💋
🏷️ Prix mora hatrany anefa ny qualité tena tsara loatra | 15 000 Ar

Livraison à partir de 3 000 Ar 🇲🇬

‼️Mandalo ihany ity savon ity fa araraoty ‼️Tsy misy tsy mahafantatra ny hatsaran’izany savon kojie•san izany angamba ra...
16/04/2026

‼️Mandalo ihany ity savon ity fa araraoty ‼️

Tsy misy tsy mahafantatra ny hatsaran’izany savon kojie•san izany angamba raha amin’izao 2026 izao. Izy ity dia tena meilleur savon anti tâche. 🤩

Marihina kosa aloha fa tsy savon manafotsy izy ity fa manazava hoditra, manala an’ilay tâche tâche kely amin’ny hoditra ireny, manala coup de soleil, mi-unifier teint izany. Manazava tsikelikely ihany koa ny hyperpigmentation. 😉
Vitsy tena vitsy ny stock fa alefaso ary ny commande 💋
Made in Philippines 🇵🇭
🏷️ 25 000 Ar | 135g

Livraison à partir de 3 000 Ar 🇲🇬

18 000 Ar | Tonga ary ny gloss rhode ho an’izay tsy nahazo tamin’ny vague teo aloha. 😋 Tsy misy tantaraina be intsony an...
12/04/2026

18 000 Ar | Tonga ary ny gloss rhode ho an’izay tsy nahazo tamin’ny vague teo aloha. 😋 Tsy misy tantaraina be intsony ankoatry ny hoe misy fofona fruit tsarakely amin’ireto vague vaovao ireto. 🍒 Alefaso ary ny commande sao tara eo indray! 💋

Livraison à partir de 3 000 Ar 🇲🇬

Vague manaraka gloss kiko 🫶🏽 Couleur hafakely indray ireto vague manaraka ireto fa araraoty ary ho an’izay mbola tsy nah...
03/04/2026

Vague manaraka gloss kiko 🫶🏽

Couleur hafakely indray ireto vague manaraka ireto fa araraoty ary ho an’izay mbola tsy nahazo na te hanampy hanao collection. Prix mora hatrany 💋
🏷️ 15 000 Ar

Livraison à partir de 3 000 Ar 🇲🇬

Address

Antananarivo

Telephone

+261322940123

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glow’aura posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share