06/06/2025
Mifampizara
DESHUMIDIFICATEUR D'AIR
Bonne occasion COREEN
Manala ny hamandoana be loatra amin'ny rivotra ao antrano
Manadio ny rivotra ihany koa
Tsara ampiasaina amin'ny trano somary mihiboka, mando lava
Tsara ampiasaina ao antrano mba hanatsara ny rivotra ao hoan'ny olona asmatika
Prix: 550 000ar
Livraison Tanà gratuit
Contact :0347023818